Lesona 12 ho an'ny 21 Martsa 2015. Ao amin'ny Ohabolana 30, Agora dia manoro hevitra antsika mba hanana fanetre-tena amin'ny alalàn'ny fandosirana ny.

Slides:



Advertisements
Similar presentations
O Alfabeto Com Vocabulário Adaptado ao português do original de Robert Rose. 01/03/08.
Advertisements

Ny LAHY sy ny VAVY TANJONA : - Fandinihina ny tena - Fifankafahantarana - Fahafahana mifanakalo - Handraisana fanapahan-kevitra.
ABYŚ PRAWIDŁOWO ROZWIĄZAŁ KRZYŻÓWKĘ NALEŻY KLIKAĆ NA PONUMEROWANE OBRAZKI. ŻYCZĘ POWODZENIA.ZACZYNAMY Opracowanie: Iza Rzepecka Ucz kl VI S.P w Stróżach.
Lesona 1 ho an'ny 3 Janoary "Ny Ohabolan'i Solomona, zanak'i Davida, mpanjakan'ny Isiraely” (Ohabolana 1:1) “Ny teny mavesa-danja nataon'i Agora,
T4 TEMPOLY na NY TENA. T4 TEMPOLY na NY TENA Voakasika ao anatin’izany ny: FISEHO FITENY HERY MIASA MANGINA FIFANDRAISANA TONTOLO IAINANA.
Fiantraikan’ny savorovoro politika sy ireo zavatra hafa niseho janoary 2010 eo amin’ny fiainana ara-piaraha- monina sy ara-toe-karen’ny tokantrano eto.
Vol. 1 Andro farany Hafatry ny AVY AMIN’I J ESOSY “Sady mampianatra azy hitandrina izay rehetra nandidiako anareo; ary indro Izaho momba anareo mandrakariva.
T2 TALENTA. T2 MAHAFANTATRA NY FAHAFAHA- MANAO TENA.
“Sady mampianatra azy hitandrina izay rehetra nandidiako anareo; ary indro Izaho momba anareo mandrakariva ambara-pahatongan’ny fahataperan’izao tontolo.
T 3 TOMBONANDRO. Ro iny T 3 TENA MANOKANA Reseho lahatra ny mambra mba hanao lisitry ny zavatra atao ( emploi du temps ): Isan’ andro Isan- kerinandro.
Ministera misahana ny : FAMBOLENA- FIOMPIANA –JONO 15 oktobra 2014
FFPM Endrika sariaka no Anompoako Anao, Jehovah Ray Fa tapaka ny hevitro : Izaho dia olonao mandrakizay. He ny foko afa-jaly Tena ravo, sady falifaly,
FF 26.
FFPM 642.
FFPM 317.
C h e m i c a l R e a c t i o n s. C h e m i c a l R e a c t i o n A p r o c e s s i n w h i c h o n e s u b s t a n c e i s c h a n g e d i n t o a n.
Lesona 8 ho an'ny 21 Febroary Ny fitovian'ny olombelona rehetra (Ohabolana 20:9, 12) Maharitra (Ohabolana 20:6) Maharitra (Ohabolana 20:6) Miandry.
Lesona 4 ho an'ny 25 Aprily, “Ary rehefa hitan'i Simona Petera izany, dia niankohoka tamin'ny tongotr'i Jesosy izy ka nanao hoe: Tompoko, mialà.
Lesona 9 ho an'ny 28 Febroary “Inona no marina?” (Jaona 18:38). Nanoratra momba ny fahamarinana sy ny fahitsiana i Solomona ao amin'ny Ohabolana.
Lesona 7 ho an'ny Febroary Ny torohevitr'i Solomona ho famahana ireo olana ara-pifandraisana: 1.Aoka hanarona fahadisoana(Ohabolana 17:9; 19:11)
NY FIAVIAN'I JESOSY Lesona 1 ho an'ny 4 Aprily 2015.
Ny olona tsirairay dia tsy maintsy misafidy ny lalany eo amin'ny fiainana. Io lalana io dia mety hitondra na ho amin'ny fiainana mandrakizay na ho amin'ny.
Lesona 5 ho an'ny 2 May, Inona no tian'i Lioka hambara rehefa milaza izy fa fanaon'i Jesosy ny mitandrina ny Sabata? Ahoana no tokony hanaovantsika.
Lesona 11 ho an'ny 14 Martsa MIAINA AMIM-PINOANA: 1.Mitandrina ny lalàna. Ohabolana 28:4, 7, 9. 2.Mahalala ny zavatra rehetra. Ohabolana 28:5.
Leson 6 ho an'ny 9 May, Nandray anjara tamin'ny nahaterahany izy (Maria, Elizabeta sy Ana) Nomen'i Jesosy tombabidy izy (ilay mpitondratena tao.
Lesona 10 ho an'ny 7 Martsa Ity fizarana amin'ny Ohabolana ity dia hanampy antsika hahita izay “ao ambadiky ny saron-tava”. Izany hoe, ny zava-misy.
IZA MOA I JESOSY KRISTY? Lesona 3 ho an'ny 18 Aprily 2015.
A) 80 b) 53 c) 13 d) x 2 = : 10 = 3, x 3 = 309.
Lesona 9 ho an'ny 30 May,, “Dia talanjona ny olona tamin’ ny fampianarany, satria nisy fahefana ny teniny.” (Lioka 4:32) Fahefana milaza ny hevitry.
Lesson 5 ho an'ny 31 Janoary, “ Ny harena azo tamin'ny tsy marina dia tsy mahasoa akory; fa ny fahamarinana no mamonjy amin'ny fahafatesana.” (Ohabolana.
Lesona 8 ho an'ny 23 May, “Fa efa tonga ny Zanak’ olona hitady sy hamonjy ny very.” (Lioka 19:10) HITADY Ilay ondry very Ilay farantsakely very.
Lesona 7 ho an'ny 16 May Andriamanitra dia manana ny maha- Izy Azy, tena misy Izy ary tia sy mikarakara tahaka ny raim- pianakaviana olombelona.
Lesona 2 ho an'ny 11 Aprily “Ary tamin'ny taona fahadimy ambin'ny folo nanjakan'i Tiberia Kaisara, fony Pontio Pilato no governora tany Jodia, ary.
Lesona 2 ho an'ny 11 Jolay, Ny antson'Andriamanitra dia nidika ho: Fialana amin'ny tanana nahabe sy ny fianakaviana manompo sampy (Josoa 24:2).
“Sady mampianatra azy hitandrina izay rehetra nandidiako anareo; ary indro Izaho momba anareo mandrakariva ambara-pahatongan’ny fahataperan’izao tontolo.
TSY MAINTSY HANDRE VE IZAO TONTOLO REHETRA IZAO ?
“Ary ny mpanjaka nandidy an'i Aspenaza, lehiben'ny tandapany, hitondra ny sasany amin'ny Zanak'Isiraely, dia amin'ny zanak'andriana na amin'ny ambony.
NY TANTARAN'I JONA Lesona 4 ho an'ny 25 Jolay, 2015.
Fanadihadiana MOBILE BANKING Marsa Fanolorana teknika  Fanadihadiana ara-kalitao sy arak’antontan’isa.  Nandray anjara : Olona feno taona miisa.
Lesona 5 ho an'ny 31 okotbra, Hafatra ho an'ny mpisorona sy ny mpaminany (Jeremia 23:14-15; 5:26-31) Ny nasetrin'ny mpisorona izany: nikapoka an'i.
Ny ato am-poko ? ho Anao mandrakizay ‘Lay Fanantenako.
FANADIHADIHANA MIKASIKA IREO KARAZANA TEKNOLOJIA AMPIASAINA EO AMIN’NY SEHATRA ROJO-PIHARIANA VARY ANTSIRABE 15 OKTOBRA 2015.
Lesona 9 ho an'ny 29 Aogositra, “Partiana sy Mediana sy Elamita, ary mponina any Mesopotamia, sy Jodia sy Kapadokia sy Ponto sy Asia sy Frygia sy.
FEHEZAN-DALANA MOMBAN’NY FITOMPOAN- DRAHARAHA. Andraikitr’ireo mpitantsoroka amin’ny fitompoan-draharaha MINEAH: 1.Miantoka ny fitompoan-draharaha vonjimaika.
 Tantara: Tantaram-piainana. Iza i Paoly? Fitoetra manokana. Karazana olona toy inona i Paoly?  Fiantsoana: Tanjona. Inona no kinendrin'ny fiantsoana.
Lesona 4 ho an'ny 24 oktobra, Ny hafatr'i Jeremia Ireo lalana roa (Jeremia 17:5-10) Fanitsiana ny ota (Jeremia 17:1-4) Famalian a ilay hafatra Fanafihana.
Lesona 9 ho an’ny 27 Febroary, Ady maro amin’Ilay Fifanandrinana lehiben’ny tsara sy ny ratsy no nitranaga nandritra ny fotoana fahaterahan’ny Fiangonana.
FIHAONAMBE AN-TAMPONY MOMBA NY MIRALENTA SY NY FAMPANDROSOANA 2014 LOHAHEVITRA: ZON’NY VEHIVAVY/HETSIKA 50-50/ADY AMIN’NY HERISETRA/ FIOVAOVAN’NY TOE-TRANDRO.
FAMBOLENA LEGIOMA.
Best 20 jobs jobs sites.
Tsy misy fahatapahany ny internet connection ka mahabe ny fahafahan’ny olona hampiasa sy hiantehitra aminy VOKANY eo amin’ny toe-tsaina?
هجرة الشباب الدولية والتنمية الفرص والتحديات
در تجزیه و تحلیل شغل باید به 3 سوال اساسی پاسخ دهیم Job analysis تعریف کارشکافی، مطالعه و ثبت جنبه های مشخص و اساسی هر یک از مشاغل عبارتست از مراحلی.
75 Has 7 in the tens place Odd Number Less than 100
- Mampijoro ny zavamaniry
Making Tens.
Making Tens.
12 Has 1 in the tens place Even Number Less than 20
The Name Game Creative Writing Dias.
VoiceandChoice SRHR MEDIA Template
5 - Electrocution Hazards
7 - Struck by Hazards
8 - Personal Protective Equipment (PPE)
10 - Hazardous Communications Part 1
11 - Cranes and Derricks
17 - Concrete and Masonry Construction
23 - Powered Industrial Trucks
26 - Lockout Tagout
35 - Inspections Citations and Penalties
36 - Bloodborne Pathogens
Presentation transcript:

Lesona 12 ho an'ny 21 Martsa 2015

Ao amin'ny Ohabolana 30, Agora dia manoro hevitra antsika mba hanana fanetre-tena amin'ny alalàn'ny fandosirana ny fireharehana sy amin'ny alalàn'ny fibanjinana an'Andriamanitra sy ireo asany. 1.MANDOSITRA NY FIREHAREHANA  Fahadalana sy fireherehana (and. 32)  Ireo asan'ny mpirehareha (and ) 2.MIKATSAKA NY FANETRE-TENA  Mibanjina an'Andriamanitra (and. 3-6)  Mangataka izay ilaina (and. 7-9)  Mianatra avy amin'ny zavaboary (and , 24-28)

“Raha adala ka nanandra-tena ianao, na efa nisaina hanao ratsy, dia tampeno ny tananao ny vavanao.” (Ohabolana 30:32)

Misy zavatra telo tena ratsy loatra vokatry ny fireharehana hita ao amin'ny Ohabolana 30: Ny vokatra mafaitra indrindra amin'ny fireharehana dia voambara tsirairay ao amin'io andininy io. Manozona ny ray aman-dreniny “Misy taranaka izay manozona ny rainy sady tsy misaotra ny reniny … Ny maso izay miandranandrana amin-dray sady tsy mety manaja reny dia hotsaingotsaingohin'ny goaika eny an-dohasahan-driaka ary hohanin'ny zana-boromahery.” (Ohabolana 30:11, 17). Fanalana tsiny ny fahotana “Misy taranaka manao azy ho madio, kanjo tsy voasasa ho afaka amin'ny fahalotoany… Tahaka izany koa no fanaon'ny vehivavy mpijangajanga: Homana izy, dia mamafa ny vavany, ka dia manao hoe : Tsy nanao ratsy aho.’” (Ohabolana 30:12, 20). Manamavo ny hafa “Misy taranaka, endrey ny fiandrandran'ny masony sy ny fisondrotry ny hodi-masony! Misy taranaka izay toy ny sabatra ny nifiny, ary toy ny antsy ny vazany, hamongotra ny ory tsy ho amin'ny tany sy ny malahelo tsy ho amin'ny olona.” (Ohabolana 30:13-14).

“Iza no efa niakatra tany an-danitra sady nidina indray? Iza no nahangona ny rivotra tao an-tànany? Iza no nahafono ny rano tamin'ny lambany? Iza no nahamisy ny faran'ny tany rehetra? Iza no anarany, ary iza no anaran'ny zanany? Fa toa fantatrao?” (Ohabolana 30:4) Rehefa mahita ny asan'Andriamanitra isika - avy amin'izao tontolo rehetra izao lehibe mankamy ny tontolon'ny zavatra madinika, dia manjavona avokoa ireo antony tsirairay hireharehana. Rehefa mandinika ny fahalehibiazan'Andriamanitra tahaka ny nataon'i Joba isika (Joba 38-39), dia tsy misy azontsika atao afa-tsy ny miteny toa an'i Davida hoe: “Inona moa ny olona, no ahatsiarovanao azy? Ary ny zanak'olombelona, no amangianao azy?” (Salamo 8:4). Noho izany, dia tokony hianatra ny fahamarinana ambaran'Andriamanitra (ny Baiboly) am-panetre-tena isika. Ny fahalalantsika dia voasarona zavona sy zava- miafina, satria ankehitriny dia tsy afaka mahatakatra na dia ny zavatra faran'izay tsotra indrindra eo amin'ny zavaboary aza isika. Ahoana no hametrahantsika fisalasalana ny amin'ny Tenin'Andriamanitra? Tsy afaka ny hametraka fisalasalana amin'ny Baiboly isika na dia manahirana antsika aza ny andininy sasany. Rehefa mandinika ny fahalehibiazan'Andriamanitra tahaka ny nataon'i Joba isika (Joba 38-39), dia tsy misy azontsika atao afa-tsy ny miteny toa an'i Davida hoe: “Inona moa ny olona, no ahatsiarovanao azy? Ary ny zanak'olombelona, no amangianao azy?” (Salamo 8:4). Noho izany, dia tokony hianatra ny fahamarinana ambaran'Andriamanitra (ny Baiboly) am-panetre-tena isika. Ny fahalalantsika dia voasarona zavona sy zava- miafina, satria ankehitriny dia tsy afaka mahatakatra na dia ny zavatra faran'izay tsotra indrindra eo amin'ny zavaboary aza isika. Ahoana no hametrahantsika fisalasalana ny amin'ny Tenin'Andriamanitra? Tsy afaka ny hametraka fisalasalana amin'ny Baiboly isika na dia manahirana antsika aza ny andininy sasany.

“Zavatra roa loha no angatahiko aminao; ka aza lavinao, dieny tsy mbola maty aho” (Ohabolana 30:7) Inona ireo zavatra roa nangatahin'i Agora tamin'Andriamanitra (and. 8)? 1.“Ampanalaviro ahy ny zava-poana sy ny lainga.” 2.“Aza manome ahy fahantrana na harena; fahano aho amin'izay anjara-hanina sahaza ho ahy.” Voalohany, dia nangataka tamin'Andriamanitra izy hanalavitra azy ny zava-poana sy ny lainga. Faharoa, nangataka izy mba hanomezana azy izay hanina sahaza azy ihany. Eo amin'ny andininy faha-9, nohazavain'i Agora hoe nahoana izy no nangataka ireo zavatra ireo: Raha manana loatra aho, dia mety hanadino fa miankina amin'Andriamanitra aho. Raha mahantra aho, dia mety halaim-panahy hanota amin'Andriamanitra satria hangalatra aho. Nampianatra antsika i Jesosy mba hangataka ny hanintsika amin'Andriamanitra: “Omeo anay isan'andro izay hanina sahaza ho anay.” (Lioka 11:3)

Ny lalan'ny voromahery eny amin'ny habakabaka Ny lalan'ny bibilava eny amin'ny vatolampy Ny lalan'ny sambo eny amin'ny ranomasina Ny lalan'ny lehilahy mankany amin'ny tovovavy Inona ireo zavatra izay tsy takatr'i Agora (Ohabolana 30:19)? Inona no azontsika ianarana avy amin'izany? Ny fianarana ny zavaboary dia mahatonga antsika hahafantatra ny tsy fahampian'ny fahalalalana ananantsika. Tena fomba tsara hanorenana fanetre- tena izany.

Ny fianarana ny zavaboary dia mahatonga antsika hahafantatra ny tsy fahampian'ny fahalalalana ananantsika. Tena fomba tsara hanorenana fanetre- tena izany Ny vitsika dia firenena tsy matanjaka, nefa manangona ny haniny amin'ny fahavaratra izy. Ny biby hyraka dia firenena tsy manan-kery, nefa manao ny tranony ao amin'ny harambato izy. Ny valala tsy manana mpanjaka, nefa izy rehetra miainga manao antokony tsara. Ny antsiantsy izay azonao samborina amin'ny tanana, nefa tonga ao an-dapan'ny mpanjaka. Inona no azontsika ianarana amin'ny biby madinika (Ohabolana 30:25-28 )?

“Eo amin'ireo sehatra samihafa eo amin'ny zavaboary dia misy lesona avy amin'ny fahendrena avy any ambony ho an'ireo rehetra izay nianatra ny hanana fifandraisana amin'Andriamanitra. Ireo pejy izay nisokatra nazava tsara tsy nisy matromatroka tamin'ny fibanjinan'ireo olon-droa voalohany tao Edena dia mitondra aloka ankehitriny. Ahidratsy no nilatsaka tamin'ilay voary tena tsara. Kanefa, na aiza na aiza itodiantsika dia mbola ahitana soritr'ilay fitiavana voalohany. Na aiza na aiza no itodiantsika dia mbola mandre ny feon'Andriamanitra sy mibanjina ny asan'ny tanany isika.” E.G.W. (Counsels to Parents, Teachers and Students, fizarana 2, toko. 6, pj. 52)