Presentation is loading. Please wait.

Presentation is loading. Please wait.

FIHAONAMBE AN-TAMPONY MOMBA NY MIRALENTA SY NY FAMPANDROSOANA 2014 LOHAHEVITRA: ZON’NY VEHIVAVY/HETSIKA 50-50/ADY AMIN’NY HERISETRA/ FIOVAOVAN’NY TOE-TRANDRO.

Similar presentations


Presentation on theme: "FIHAONAMBE AN-TAMPONY MOMBA NY MIRALENTA SY NY FAMPANDROSOANA 2014 LOHAHEVITRA: ZON’NY VEHIVAVY/HETSIKA 50-50/ADY AMIN’NY HERISETRA/ FIOVAOVAN’NY TOE-TRANDRO."— Presentation transcript:

1 FIHAONAMBE AN-TAMPONY MOMBA NY MIRALENTA SY NY FAMPANDROSOANA 2014 LOHAHEVITRA: ZON’NY VEHIVAVY/HETSIKA 50-50/ADY AMIN’NY HERISETRA/ FIOVAOVAN’NY TOE-TRANDRO TALATA 08 APRILY 2014 RAVELONIRINA Edline (60 taona) 50/50 AMIN’NY TAONA 2015: LAMINASA MATY PAIKA AORIAN’NY TAONA 2015 ASA VITA 2013 2014

2 FAMPIDIRANA: Satria « Fampandraisana Andraikitra Ny Vehivavy Amin’ny Fanampahan- kevitra Sy Paikady Aorian’ny Taona 2015 » ny « Thème ». Ireto atolotra ireto ireo andriam-bavilanitra tompom-panapahan-kevitra tamin’ny toerana iray (Bongolava) izay nanampan-kevitra fa na dia ratsy aza ny lalana satria fahavaratra dia tsy maintsy taterahina ny fanamby amin’ny fanaraha-maso ny asa napetraka. Florence (62 taona): Directrice CEFOTAM Edline (60 taona): Mpampiofana Compost sy SRA-SRI BIOLOGIQUE Beby (30 taona): Relève Mme Florence Rosine (25 taona): Mpampiofana lombricompost 90% Mpampianatra Vehivavy 50% Lehilahy miofana Compost 50% Vehivavy miofana Lombricompost CEFOTAM Bongolava Février 2013

3 FAMPAHAFANTARANA ANKAPOBENY Niavaka ny asa satria asa miaro ny « TONTOLO IAINANA » (Agro écologie) sy miady amin’ny « FIOVAOVAN’NY TOE-TRANDRO » (Changement Climatique) Tafiditra tao anatin’ny asa ny fanentanana ny « MIRALENTA »; Tafita tamin’ireo tovovavy beazina nandritry ny fampiofanana ny VIH SIDA 50/50 AMIN’NY TAONA 2015: LAMINASA MATY PAIKA AORIAN’NY TAONA 2015 Voir FILM

4 TANJONA FOTOTRA Ny tanjona dia ny fahaleovantenan’ny Ankany ara- tsakafo aorian’ny Taona 2015; Hananan’ireo tompon’andraikitra traikefa hahafahany manohy ny asa (2015) rehefa tsy eo intsony ny Mpampiofana; Fiovan’ny endriky ny tanàna iray manontolo; Haharesy lahatra ireo Mpanohana amin’ny asa vita; Fanomezana fahafahapo ireo Mpamatsy vola. Hanatratrarana ny tanjona 50/50 (2015) 50/50 AMIN’NY TAONA 2015: LAMINASA MATY PAIKA AORIAN’NY TAONA 2015

5 ANTONY NANATANTERAHANA NY ASA ANTONY: Tamin’ny alalan’ny Sit web no nahafataran’i Mme Mercedes (Mpanohana ny Ankany) ny mombamomba ny tenako sy ny toerana nanatanterahako asa (Madagascar, France, Italie (Turin depuis 2004, …) ka izany no nahatonga azy niantso ahy hanatanteraka io Tetik’asa ao amin’ny Ankany io, fanampahankeviny efa nanomboka ny taona 2012; Efa nisy lehilahy 25 taona niasa teo aloha nefa negatif ny résultat; Araka ny maha-vehivavy azy no nanapahany hevitra fa vehivavy toa ahy (50-60 ans) ary manana traikefa an-taonany maro (1992-2013) hitany tao amin’ny C.V. no naharesy lahatra azy. ZAVA-NISY: Be dia be ny vola lany amin’ny sakafo vatsina amin’ny olona mihoatra ny 200 ao amin’ny Ankany; Tsy ny vola lany anefa no zava-dehibe fa ny kalitaon’ny sakafo (novokarina simika), ankoatr’izay tsy maintsy atao livreson anio ny ho andrahoina rahampintso, izany hoe karazana legume miala iray andro tany amin’ny mpamokatra, iray andro nitoby teny an-tsena ary iray andro tonga eto an-toerana = telo andro. 50/50 AMIN’NY TAONA 2015: LAMINASA MATY PAIKA AORIAN’NY TAONA 2015

6 ASA VITA/HETSIKA MISONGADINA DINGANA: Fijerena miaraka ny toerana (Ankany) Fahafahana mitrandraka ny tany na tsia Fahampian’ny rano hamelomana ny fambolena (amin’ny fotoana ririnina sy main- tany) Fanadiadiana ireo fitaovana misy Mari-karama ASA : Taratasy fifanarahana fiaraha-miasa + mari-karama Fotoana hanomboan’ny asa (08.01.14) Fividianana fitaovana (Angady, Arrosoir, Masomboly,... ) Fijerena ny fatra sy fitantanana ny rano  azo atao ny mi-recupérer ny rano avy nampiasaina (lakozia, sasalamba, douche) ka diovina amin’ny alalan’ny papirus (zava-maniry) ary azo anondrahana voly amin’ny fotoana tsy fisian’ny orana 50/50 AMIN’NY TAONA 2015: LAMINASA MATY PAIKA AORIAN’NY TAONA 2015

7 TETI-BOLA Teti-bola (Ar) Teti-bola manokana momba ny Miralenta 00 tsy misy Teti-bola momba ny Miralenta anatinà fandaharanasa efa misy 00 tsy misy Lelavola na fanampiana hafa avy amin’ireo mpiara- miombon’antoka (Hazavao) ? Nisy levavola avy amin’ireo malalatanana natokana manontolo ho an’ny tetik’asa saingy tsy voafaritra io satria tao ireo efa nanao tsipaipaika (Mme Guadalope, Mr Mickaël, Mr Carlos) TOTALY 50/50 AMIN’NY TAONA 2015: LAMINASA MATY PAIKA AORIAN’NY TAONA 2015

8 OLONA NAHAZO TOMBONTSOA IREO OLONA NAHAZO TOMBONTSOA: Ny Ankany AVOKO: Fananana sakafo ara-pahasalamana Mpampianatra: Azo ampiarina amin’ireo Mpianatra (APS) Ireo Mpamatsy vola: Tsy very maina ny fanampiana nomeny Ny tenako: Afa-po tamin’ny asa vita SOKAJIN’OLONA NAHAZO TOMBONTSOA: Ny sarambabembahoaka ISAN’NY OLONA NAHAZO TOMBONTSOA  Lehilahy: 30%  Vehivahy: 70% 50/50 AMIN’NY TAONA 2015: LAMINASA MATY PAIKA AORIAN’NY TAONA 2015

9 IREO FANAMBY Nisy fotoana nisian’ny orana nefa nijanona tampoka ka nisy fiatraikany tamin’ny fambolena, hita ny vahaolana tamin’ny fisafidianana karazam-boly mifanaraka amin’izany; Nisy ny tsy fahafahan’ireo sasany nanatrika ny fiofanana Vaha olana: Nentanina ireo nanana ny fiofanana feno hiantsoroka sy hampinta amin’ny hafa 50/50 AMIN’NY TAONA 2015: LAMINASA MATY PAIKA AORIAN’NY TAONA 2015

10 FANARAHA-MASO SY TOMBANA Tsy ny fizarana traikefa sy fanomezana fiofanana ihany dia efa ampy. Miankina amin’ny fanaraha-maso akaiky no hahatsara ny vokatra. Indraindray ireo ofanina manatanteraka ihany saingy mazana varimbariana ka mila fanentanana ka tokony ho hentitra ny Mpampiofana Ohatra: SRI ny technique nefa noho ny fahataran’ny fiavana dia izao ny zava-miseho (be ahitra) 50/50 AMIN’NY TAONA 2015: LAMINASA MATY PAIKA AORIAN’NY TAONA 2015

11 VOKATRA AZO  Vokatra ara-materialy: hahaleotena ara- tsakafo ny Ankany  Vokatra ara-moraly: Nanana fitokisana ireo nofanina  Vokatra ara-pahalalana: Nahafantatra zavatra hafa izay tsy fatany hatramin’izay ny rehetra (fatorian’ny tany sy fifohazany), asa atao amin’ny volana (tsinam-bolana sy rava volana)  Vokatra ara-pahasalamana: Tafita ny fanazavana sy fanentanana momba ny VIH SIDA. 50/50 AMIN’NY TAONA 2015: LAMINASA MATY PAIKA AORIAN’NY TAONA 2015

12 LESONA NOTSOAHANA Mila exemple concret ireo ofanina vao mety ho resy lahatra Ilaina ny fifaneraserana sy fifampiosokosonana mba hampisy ny firaisampo sy saina ka ho mora ny fampitana na fanentanana Mila mamantatra ilay Mpanolotra ireo Tolorana (satria efa nisedra ny karazana mpampiofana théoricien fa tsy praticien 50/50 AMIN’NY TAONA 2015: LAMINASA MATY PAIKA AORIAN’NY TAONA 2015

13 FIARAHA-MIASA AMIN’NY MPIARA- MIOMBON’ANTOKA SY TAMBAZOTRA SAMIHAFA Nisy ny fiaraha-miasa tamin’izy ireo: Agence de voyage (PRIORI) izay mandefa touriste aty amiko, eo koa ireo université samy hafa toy ny Cornel University, ireo Chercheur na ONG samy hafa toy ny TAF-TATA-GSRI-BMTT- sns 50/50 AMIN’NY TAONA 2015: LAMINASA MATY PAIKA AORIAN’NY TAONA 2015 Santionany amin’ireo Touriste tonga teto Ambatofotsy nijery ny fambolena BIOLOJIKA ataoko, mijanona ary matory eto amiko mandritry ny roa andro. Tonga tany Montpelier i Erica avy ao amin’ny CORNEL UNIVERSITY nanatrika ny famelabelarana nataoko nandritra ny rencontre mondial nokarakarain’ny INRA

14 LAHARAM-PAHAMEHANA 2014 FAMANTORAN’IREO IZAY NAHAZO FIOFANANA FANARAHAMASO AKAIKY sy HENTITRA FIVELARANA ANY AMIN’NY COMMUNE HAFA FANATANTERAHANA NY TANJONA 50/50 AMIN’NY TAONA 2015 50/50 AMIN’NY TAONA 2015: LAMINASA MATY PAIKA AORIAN’NY TAONA 2015


Download ppt "FIHAONAMBE AN-TAMPONY MOMBA NY MIRALENTA SY NY FAMPANDROSOANA 2014 LOHAHEVITRA: ZON’NY VEHIVAVY/HETSIKA 50-50/ADY AMIN’NY HERISETRA/ FIOVAOVAN’NY TOE-TRANDRO."

Similar presentations


Ads by Google