Presentation is loading. Please wait.

Presentation is loading. Please wait.

Fiantraikan’ny savorovoro politika sy ireo zavatra hafa niseho janoary 2010 eo amin’ny fiainana ara-piaraha- monina sy ara-toe-karen’ny tokantrano eto.

Similar presentations


Presentation on theme: "Fiantraikan’ny savorovoro politika sy ireo zavatra hafa niseho janoary 2010 eo amin’ny fiainana ara-piaraha- monina sy ara-toe-karen’ny tokantrano eto."— Presentation transcript:

1 Fiantraikan’ny savorovoro politika sy ireo zavatra hafa niseho h@ janoary 2010 eo amin’ny fiainana ara-piaraha- monina sy ara-toe-karen’ny tokantrano eto @ ambanivohitr’i Vangaindrano Vangaindrano, 20 jolay 2011 Réseau Observatoires Ruraux MADAGASCAR

2 Firafitry ny Famelabelarana Ny mikasika ny fanadihadiana Fomba nanatanterahina ny fanadihadiana Valin’ny fanadihadiana Ny mikasika ny tokantrano sy ny mponina Fifindra-monina Fivezivezena Fampianarana Ny fihariana sy ny asa Fidiram-bola Fandaniana Ny ara-tsakafo Fambolena sy fiompiana Fifanampiana eo @ fiaraha-monina Zava-nitranga sy paikady Rano sy fidiovana Fahasalamana – VIH/SIDA Fomba fiasan’ny sampan-draharaham-panjakana Herisetra mihatra @ ankizy sy ao an-tokantrano Fanjakana tandalàna sy ny fampahalalam-baovao Ny tanora Filàna fototra

3 Ny mikasika ny fahadihadiana Zava-misy Tanjona Karazana tranga maro mety hisy fiantraikany @ lafi-piainan’ny mponina (kirizy, rivo-doza, tondra-drano, sns) Zava-dehibe ny fananana antontan’isa entina mamantatra ny zava- misy eny ifotony Vangaindrano: olana mikasika ny tsy fanjariana ara-tsakafo Hijery ny fiantraikan’ireo karazana zavatra nitranga ireo eo @ fiainan’ny tantsaha na ara-tsosialy na ara-toe-karena Hampivoitra ny fiovaovan’ny fari-piainan’ny tantsaha ao anatin’ny taona, dia mandrita ny sakave sy aorian’ny fiakaran’ny Vatomandry Mpiara-miombona antoka: Firenena Mikambana / UNICEF

4 Fomba nanatanterahana ny fanadihadiana Mahasolo tena ny distrika iray manontolo ny fanadihadiana Tokantrano 525 anivona kaominina 19 Fihodinana voalohany: 06 oktobra – 09 novambra ; 08 -15 desambra 2010. Vanim-potoana notratrarina: sakave 2010 Ireo nanatanteraka ny asa: 1 teknisiana mpanaramaso avy @ ROR, mpanara-maso 3, mpanadihady 13, mpamily 3, mpahandro 1.

5 VALIN’NY FANADIHADIANA

6 Ny tokantrano sy ny mponina

7 Ny tokantrano sy ny mponina (1) Momba ny tokantranoFanamarihana Isan’ny mponina ao @ tokantrano6.3> Atsimo Atsinanana (EPM 10) Tokantrano tarihina vehivavy17.6%< ambanivohitra (EPM 10) Lohan’ny tokantrano tsy nandia fianarana 42% Fanavakavahana ny vehivavy (62% vs 38%) Vola miditra @ asa fanao mahazatra latsaky ny Ar 50.000 32% Maro kokoa ho an’ny tokantrano tarihina vehivavy (59% vs 26%) Taonan’ny lohan’ny tokantrano42.7

8 Momba ny mponina Fanamariha na Isan’ny olona anaty tokantrano 3373 Latsaky ny 17 taona 58% Salan’isan’ny taona 18.9 Tsy nandia fianarana 45%≥ 15 taona Fanambadiana nentim- paharazana 44%≥ 12 taona Ny tokantrano sy ny mponina (2)

9 Ny Fifindra-monina

10 Vitsy ireo olona hita fa efa niaina avy tamina fokontany hafa teo aloha: 2% Ireo latsaky ny 25 taona no tena voakasik’izany Fiaviana: Vangaindrano (62%), ivelan’ny faritra Atsimo Atsinanana (35%) Antony nifindrana teo @ fonenana ankehitriny: fianarana (32%), asa (30%)

11 Fivezivezena

12 Vitsy ny tahan’ireo olona mivezivezy an-tanàndehibe (7% n’ny ≥ 6 taona) Tsy misy ny fivezivezena isan’andro Mijery tsena no antony voalohany andehanana an-tanàn-dehibe (48%) Vitsy ireo tokantrano manao fandaniana @ resaka fitanterana (3%) Salan’isan’ny fandaniana tanatin’ny 30 andro mialoha ny fanadihadiana: Ar 20.332.

13 Fampianarana

14 Fampianarana (1) Ambany ny tahan’ny fidirana an-tsekoly raha mitaha ny eto @ Nosy (TBS fanabeazana fototra: 96% vs 118% - EPM 2010) 56% ny zaza 6 -17 taona no nianatra t@ fotoana nanaovana fanadihadiana ka mahazo vahana kokoa ny zazalahy Manomboka eo ho eo @ 15 taona ny fijanonana @ fianarana

15 Cyclone Hubert (martsa 2010): tsy afaka nianatra ny 22% n’ny mpianatra 6-17 taona nandritra ny 2 herinandro Tena olana @ resaka fampianarana: Tsy fahampian’ny sakafo (70% tokantrano misy zaza mianatra) Tsy fahampian’ny fitaovana (65%) Tsy fahampian’ny mpampianatra (60%) Sahirana @ fanefana saram-mpianarana : 35% Tsy nanankorontana ny fizotran’ny taom-pianarana loatra ny kirizy (CEPE 100%, tsy fialana an-tsekoly nandritra ny taom-pianarana (0.4%), tsy fanapahana fianarana maharitra) Fampianarana (2)

16 FIHARIANA & ASA

17 FIHARIANA & ASA (1) Olona mihoatra ny 15 taona manana anton’asa90.5% Olona mihoatra ny 15 taona tokony hiasa nefa tsy manana anton’asa 2.4% Olona tsy voakasiky resaka fihariana (zaza, mpianatra, mpikarakara tokantrano) 7.1% Zaza 6-14 taona manana anton’asa7.8% Olona mihoatra ny 65 taona manana anton’asa67.7%

18 FIHARIANA & ASA (2) Fambolena: 87% n’ny fotom-piveloman’ny 15 – 64 taona Karazana vadin’asa: Lehilahy: saraka an-tsaha (76%) Vehivavy: saraka an-tsaha (61%), asa tànana (24%)

19 FIDIRAM-BOLA

20 FIDIRAM-BOLA (1) Ireo karazana loharanom-pihariana tao anatin’ny 30 andro Tomban’ny voly hafa nojifaina ankoatra ny vary25.4 Vola azo @ asa itadiavam-bola21.3 Vola azo @ famarotana voly ankoatra ny vary19.8 Tomban’ny vary nojifaina15.4 Vola azo @ famarotana biby fiompy (omby, kisoa, …)6 Vola azo @ famarotana fananana3.2 Fanampiana ankoatra ny vola (sakafo, fanafody, fitafiana, sns)2.4 Tomban’ny fanjifana biby fiompy2.2 Vola azo @ famarotana akoho amam-borona1.7 Fanampiana ara-bola1.4 Vola azo @ famarotana vary1.1 Tomban’ny fanjifana vokatry ny fiompiana (hena, ronono, atody)0.1 Vola azo @ famarotana vokatry ny fiompiana (hena, ronono, atody)0

21 FIDIRAM-BOLA (2) Ambany ny vola miditra @ tokantrano @ fotoana sakave @ ankapobeany : 64% n’ny tokantrano no manana vola miditra @ asa fanao mahazatra latsaky ny 100.000 Ar. Karazana tokantrano tena sahirana eo @ lafiny fidiram-bola (latsaky ny 50.000 Ariary) Vehivavy ny loham-pianakaviana (59.2%) Tokantrano vitsy olona (latsaky ny 4) (41.5%) Lohan’ny tokantrano maty vady na nisaraka na tokan-tena (59%) Lohan’ny tokantrano tsy nandia fianarana mihitsy (37.9%)

22 FANDANIANA

23 FANDANIANA (1) Karazana fandaniana tao anatin’ny 30 andro Fanjifana sakafo novokarina (vary, voly hafa, biby fiompy, …)52.7 Vola lany @ sakafo novidiana (vary, voamaina, menaka, siramamy, …)21.7 Fandaniana hafa (fampianarana, fahasalamana, adidy,..)12.9 Vola lany @ kojakoja ankoatra ny sakafo (solitany, savony, kitay,…)5.5 Vola lany @ fampiasam-bola4.0 Vola lany eo @ asa aman-draharaha3.2 Endriky ny fahasahiranana  lanjan’ny fandaniana ara-tsakafo raha mitaha @ fandaniana hafa (74.4%)  lanjan’ny fandaniana ara-tsakafo eo anatrehan’ny vola miditra (98.2%)

24 FANDANIANA (2) Ny fandaniana ankapobeany ankoatra ny sakafo Vola lany (Ar) Tokantrano voakasika (%) Savony 1 400 98.8% Solitany, labozia 2 000 79.6% Sigara, toaka 3 536 61.6% Fahasalamana 7 175 36.6% Fampianarana 8 720 28.4% Fitanterana 20 300 2.8% Kitay, saribao 8 870 2.2% Antso an-tariby, fahana 3 960 2.2% Hofan-trano, toeram-ponenana 10 400 0.8%

25 NY SAKAFO

26 NY SAKAFO (1) Ireo sakafo tena nohanina tanatin’ny herinandro mialoha ny fanadihadiana Isan’ny andro Lanja nohanina isan’olona(g/uc / herinandro) Tokantrano (%) Vary5.2159486.7 Kazaha5.7711087.8 Bokala4.1437749.9 Voatsororoka3.779523.4 Anana4.9109991.0 Kida2.9230847.4 Ampalibe4.7567869.9 Firanpay3.1343523.0 Trondro lena2.158020.4 Menaka(cl/uc/herinandro)3.91733.0 Sira6.813196.4 Siramamy6.19321.0

27 NY SAKAFO (2) Tena tsapa ny fahasahiranana ara-tsakafo @ fotoanan’ny sakave Fanoloana ny foto-tsakafo (kazaha, ampalibe) Fividianana foto-tsakafo sakafo (62%) Fitsitsiana ara-tsakafo: fahavitsian’ny karazan-tsakafo nohanina sy ffihenan’ny fatra ohanina) Fahalanian’ny tahirina foto-tsakafo (vary: 16% sisa no manana tahiry) Tsy fihinanana sakafo : maraina (2%), atoandro (4%) nandritra ny andro nialoha ny fanadihadiana Tokantrano 2 @ 3 no milaza fa ratsy na tena ratsy ny lafiny ara-tsakafo ao aminy.

28 FAMBOLENA SY FIOMPIANA

29 FAMBOLENA SY FIOMPIANA (1) VatomandryVary hosy* Salan’isaN N Vokatra isan-tokantrano (kg)254.0467175.638 Velaran-tany isan-tokatrano (Ara)46.646742.338 Isan’ny tanimbary isan-tokantrano (isa)1.74671.238 Vokatra isaky ny hekitara0.74670.738 Tokantrano mamboly vary: 92.4% *: Ho an’ireo efa nahavokatra talohan’ny fanadihadiana ihany

30 FAMBOLENA SY FIOMPIANA (2) Endriky ny fambolem-bary Vatomandry @ ankapobeny Tanimbary misy olana @ famatsian-drano (%)86.2 Tanimbary ampiasaina zezika (%)2.2 Tanimbary ampiasaina masomboly avy @ vokatra teo aloha (%)85.7 Tanimbary ampiasaina masomboly tsotra (%)99.1 Tanimbary anaovana ketsa saritaka (%)83.8 Tanimbary anaovana vary tomboka sy fafy mivantana (%)14.0 Famarotana vary isan-tokantrano Lanja (kg) Vidiny (Ar/kg) N Famarotana ny vokatra Akotry108.9458.915 Tokantrano eo @ FKT Fotsim-bary18.0995.07 Tsena isan’kerinandro, tokantrano

31 FAMBOLENA SY FIOMPIANA (3) Tokantrano mpamboly Vokatra 2010 (kg) Tokantrano mivarotra (%) Lanjany namidy (kg) Ampaham- bokatra namidy (%) Vidiny (Ar/kg) Kazaha84% 26012.16616268 Ampalibe63% 2381.8251596 Bokala48% 1513.96422230 Kida46% 1008.24940326 Kafe42% 4162.027661893 Frianpay23% 2282.55810277 Voatsororoka20% 213.8840389 Fary19% 13515.719053164 Anana 16% 308.34945224

32 FAMBOLENA SY FIOMPIANA (4) Tokantrano miompy: 84.8% Mpiompy (%) Biby isan- tokantrano Mivarotra (%) Vidiny (Ar / biby) Mividy (%) Vidiny (Ar / biby) Akoho79.09.621.7 32.44 Omby43.04.36.2 213 1.8 194 Kisoa28.61.98.0 70 0.0 - Kana6.94.32.8 4 5.6 4 Koloka5.12.611.1 16 0.0 -

33 FIFANAMPIANA EO @ FIARAHA-MONINA

34 Ny fianakaviana akaiky na RAR no tena filana vonjy (44% ); avy eo ny mpifanolo-bodirindrina (12%) Fiaraha-monina mbola mifanampy sy mifanohana manoloana ny fahasahiranana

35 ZAVA-NITRANGA SY PAIKADY

36 ZAVA-NITRANGA SY PAIKADY (1) Ara- boajanahary Ara-toe-karena Rivo- doza (57%) Tondra- drano (71%) Hain- tany (66%) Vidim- piainana (79%) Vidim- bokatra (28%) Vidina kojakoja (32%) Fahasimban’ny voly (25% n’ny tokantrano nahatsapa fahasimban’ny 2/3 ) Fihenan’ny vola miditra avy @ fambolena Fahasahiranana @ fiainana an-davanandro, indrindra ara-tsakafo Kirizy politika h@ 2009

37 ZAVA-NITRANGA SY PAIKADY (2) Ara-tsakafo Eo @ fidiram- bola Eo @ fandaniana Fampihenana ny karazan-tsakafo (45%) Fampihenana ny fatran-tsakafo (40%) Fanjifana ny sakafo mora kokoa (24%) Fanaovana vadin’asa (42%) Fampihenana ny fanjifana tsy tena laharam- pahamehana (20%)

38 RANO SY FIDIOVANA

39 RANO SY FIDIOVANA (1) Tsy mampiasa rano fisotro madio ny tokantrano rehetra : renirano (56%), loharano tsy voaaro (30%), lava-drano tsotra (12%) Vitsy no mandray fepetra @ rano fisotro: mampangotraka (25%), Sur’Eau (1%) Kely noho ny tokony ho izy ny habetsahan’ny rano ampiasaina (latsaky ny 15l / olona / andro: 75%) nefa latsaky ny 500m no fakan’ny mponina rano ary tsy misy manao fandaniana @ rano ny tokantrano.

40 RANO SY FIDIOVANA (2) Tsy mampiasa lava-piringa ny tokantrano (95%) fa mivoaka eny ankalamanjana avokoa. Eny @ renirano no mandro ny ankamaroan’ny olona (89%). Kely noho ny tokony ho izy ny habetsahan’ny rano ampiasaina (latsaky ny 15l / olona / andro: 75%) nefa latsaky ny 500m no fakan’ny mponina rano ary tsy misy mividy rano. Tsy manasa tànana @ savony mihitsy ny 68% n’ny tokantrano noho ny tsy fahampian’ny vola.

41 FAHASALAMANA – VIH/SIDA

42 FAHASALAMANA – VIH/SIDA (1) Tazo no aretina tena mpahazo ny olona: 57% n’ny zaza madinika narary vs 34% an’ny 5 taona no ho mihoatra) Zaza latsaky ny 5 taona 1 @ 4 narary no tratran’ny fivalanana 57% n’ny marary ijhany no nentina nizaha fahasalamana na noho ny tsy fananana vola na noho ny fanaovana dokotera tena.

43 FAHASALAMANA – VIH/SIDA (2) 53% n’ny olona nohadiadiana no efa naheno momba ny SIDA Karazana olona tsy dia mahalala:io aretina io: vehivavy (46%), ireo tsy nandia fianarana (44%), ireo olon-dehibe mihoatra ny 55 taona (45%). Ny fifindran’ny tsimok’aretina @ alalan’ny firaisana ara-nofo tsy voaaro sy ny rà no tena fantatr’ireo olona efa mahalala ny SIDA (97% sy 81%). Tsy vitsy ireo nanana fiheverana diso @ mety ho fifindran’ny tsimok’aretina: kaikitry ny moka (62%), firaisana lovia @ marary (59%). Maro ny fomba mety hahafahana misoroka ny SIDA fantatry ny 90% n’ny voahadihady: fiarahana @ olon-tokana, tsy miray @ olona toy ny mpivaro-tena na mpanao firaisana ara-nofo @ olona maro, na efa mitondra tsimok’aretina. Tsy mampiasa fimailo ny 91% ny olona nohadihadiana.

44 FIASAN’ny SAMPAN-DRAHARAHAM- PANJAKANA

45 Mahafa-po Tsy mahafa- po Tsy misy Fokontany (73%) Fandriam-pahalemana (54%) Taratasim-panjakana (52%) noho ny tsy fahaingan’ny fiasa (42%) CSB (47%) noho ny fahatarana na tsy maha-eo matetika ny tompon’andraikitra Fikojakojana ny làlana (47%) noho ny tsy fahaingan’ny fiasa (42%) Kantina eny an-tsekoly (85%) Fananan-tany (75%) Fambolena (73%) Fitsaboana ny biby (62%)

46 Herisetra @ ankizy sy ao an- Tokantrano

47 Vitsy ireo nohadihadiana nilaza fa niharan’ny herisetra ny ankizy tao @ tokantranony (3%) Fandaozan’ny RAR (100%) Fitenenana mahery loatra (17.3%) Tsy dia maro koa ny nahatsapa herisetra mihatra @ vehivavy Adin’ny mpivady13%) Fanerena hiasa (7%) Fanerena hitoe-jaza (6%)

48 Ny fanjakana tan-dalana sy ny fampahalalam-baovao

49 Ny fanjakana tan-dalana sy ny fampahalalam-baovao (1) Halatra biby fiompy hafa na hala-botry no tena matetika mitranga (8% sy 6%) Mandray anjara @ fiambenana tanàna sady mailo kokoa ireo olona mahatsapa tsy filaminana Matory an-tsaha ny 13% n’ny tokantrano mahatsapa fa tena ratsy ny tsy fandriam- pahalemana Tsy nisy ny nilaza ho nahalala olona voasabotra h@ janoary 2010

50 Ny fanjakana tan-dalana sy ny fampahalalam-baovao (2) Andraikitry ny asa fampahalalam-baovao:  Mitaiza (29%)  Mandamina (27%)  Tsy fantatra (18%)  Manodinkodin-dresaka (12%)  Tsy miandany (9%)  Mandranitra (5%)

51 Ny Tanora 15 – 24 taona

52 Ny Tanora 15 – 24 taona (1) Maro an’isa ny milaza fa tena mandray andraikitra eo @ fiaraha-monina ny tanora (35%) Maro an’isa ihany koa ireo tena manana fanantenana @ hoavin’ny tanora malagasy (37%) Mbola tsy ampy ny toerana fialam-boly ho an’ny tanora eny @ FKT (83%)

53 Ny Tanora 15 – 24 taona (2) Misy tokoa ny loza mitatao @ fahasalaman’ny tanora ankehitriny: Tovolahy : toaka (61%), paraky na sigara (20%) Tovovavy: vohoka aloha loatra (67%) 39% n’ny nohadihadiana no milaza fa tompon’andraikitra @ fanabeazana momba ny fisorohana ny SIDA ny RAR, 42% tsy nanan-kevitra Ny hafa milaza fa ny sampan-draharaha misahana ny fahasalamana no tokony hisahana izany

54 Ny filàna fototra

55 Filàna fototra maika: Ara-tsakafo (33% n’ny valin-teny) Ara-bola (32%) Filàna fototra afaka miandry kely Toeram-ponenana (20%) Fitaovam-pamokarana (18%) Fahasalamana (13%) Tontolo iainana (12%) 66% n’ny voahadihady dia milaza fa hiharatsy ny fiainan’ny tokantranony @ faran’ny taona 2010.

56 Fehiny sy famaranana Ny loza voajanahary sy ny vesatra ara-toe-karena (fidangan’ny vidim-piainana) dia nanamafy ny fahasahiranan’ny tokan-trano ary nanafaingana ny sakave 2010 Vokany ara-tsosialy: firoboroboan’ny tsy fandriampahalemana @ faritra sasany, misy marary tsy afaka manantona dokotera noho ny fahasahiranana. Vokany ara-toe-karena: fitotonganana’ny vola miditra, fampandeferana ny filàna hafa noho ny vesatry ny filàna ara-tsakafo Vokany @ lafiny ara-tsakafo: fihafiana goavana na @ fatra na @ karazana Mbola olana ny tsy fahampiana na tsy fahalavorarian’ny foto-drafitr’asa (rano fisotro madio, lalàna) Maro no afa-po @ asan’ny FKT na teo aza ny savorovoro ara-politika, tsy voakorontana ny taompianarana na somary ambany aza ny tahan’ny fandehanana an-tsekoly. Fanadihadiana andiany II eto Vangaindrano hijerevana ny zava-misy tao aorian’ny fiakaran’ny vary Vatomandry: 17/07 h@ 20/08

57 Misaotra tompoko!


Download ppt "Fiantraikan’ny savorovoro politika sy ireo zavatra hafa niseho janoary 2010 eo amin’ny fiainana ara-piaraha- monina sy ara-toe-karen’ny tokantrano eto."

Similar presentations


Ads by Google