Presentation is loading. Please wait.

Presentation is loading. Please wait.

Fanadihadiana MOBILE BANKING Marsa 2015. Fanolorana teknika  Fanadihadiana ara-kalitao sy arak’antontan’isa.  Nandray anjara : Olona feno taona miisa.

Similar presentations


Presentation on theme: "Fanadihadiana MOBILE BANKING Marsa 2015. Fanolorana teknika  Fanadihadiana ara-kalitao sy arak’antontan’isa.  Nandray anjara : Olona feno taona miisa."— Presentation transcript:

1 Fanadihadiana MOBILE BANKING Marsa 2015

2 Fanolorana teknika  Fanadihadiana ara-kalitao sy arak’antontan’isa.  Nandray anjara : Olona feno taona miisa 100 manana kaonty amin’ny finday.  Toerana: Antananarivo sy ny manodidina.  Daty : 20 hatramin’ny 31 marsa 2015.

3 Anton’ny kaonty mobile banking Fanontaniana : inona no antony ilana kaonty ?

4 Fanontaniana : inona no antony itahirizana vola ivelan’ny trano fonenana ? > 96% n’ireo manana kaonty no manana fomba hafa itahirizana vola > Ireto no be mpisafidy : -Ny banky -Ny « caisse d’épargne » -Ny mpampindram- bola madinika Anton’ny kaonty mobile banking

5 Safidy tambazotra Fanontaniana: amin’ny tambazotra inona ny kaontinao? >Ny 90%-n’ireo mitana kaonty dia manana namana na olom-pantatra manao toa azy

6 Fanontaniana : inona no antony isafidiananao io tambazotra io ? Safidy tambazotra

7 Fanontaniana : inona no hitanao fa herin’ny tambazotra anananao kaonty? Kalitaon’ny tolotra 51% Hafainganana 20% Tolotra hita n’aiza n’aiza 11% Sarany mirary 10% Misy mpanjinjara eo akaikinay 9% Safidy tambazotra

8 Bonus : nambaran’ireo ireo mpanjinjara…  Mobile banking : fironana natosiky ny tsy fandriam-pahalemana.  Toa iza ny mpanjifa : ny olon-drehetra ankoatra ny manan-katao, indrindra ny mpianatra ambaratonga ambony lavitra fianakaviana.  Airtel money dia be mpampiasa satria miparitaka kokoa ny Sim Airtel.  Mvola kosa manana tombony satria maharakotra bebe kokoa n’i Madagasikara.  Sarany hoan’ny 20.000Ariary OrangeAirtelTelma Mandefa na mametraka raha tsy manana kaonty 0/ 1400Ar200Ar/1800Ar Maka vola800Ar700Ar


Download ppt "Fanadihadiana MOBILE BANKING Marsa 2015. Fanolorana teknika  Fanadihadiana ara-kalitao sy arak’antontan’isa.  Nandray anjara : Olona feno taona miisa."

Similar presentations


Ads by Google