Presentation is loading. Please wait.

Presentation is loading. Please wait.

FFPM 430 1. Endrika sariaka no Anompoako Anao, Jehovah Ray Fa tapaka ny hevitro : Izaho dia olonao mandrakizay. He ny foko afa-jaly Tena ravo, sady falifaly,

Similar presentations


Presentation on theme: "FFPM 430 1. Endrika sariaka no Anompoako Anao, Jehovah Ray Fa tapaka ny hevitro : Izaho dia olonao mandrakizay. He ny foko afa-jaly Tena ravo, sady falifaly,"— Presentation transcript:

1 FFPM 430 1. Endrika sariaka no Anompoako Anao, Jehovah Ray Fa tapaka ny hevitro : Izaho dia olonao mandrakizay. He ny foko afa-jaly Tena ravo, sady falifaly, Fiv : Ka endrika sariaka no Anompoako Anao Jehovah Ray.

2 FFPM 430 2. Fa tsaroan’izany saiko, Mandra-maty ho tadidiko, Ny nanavotanao ny aiko, Ilay fanahy sarobidiko. Fa nomena fahendrena Izay ekena fany famonjena, Fiv : Ka endrika sariaka no Anompoako Anao Jehovah Ray.

3 FFPM 430 3. Be ny zavatra mihatra Mampahory sy mandrerapo ; Kanefa ireny tsy handratra Ny arovanao, ry Ilay tsitoha Fa ny fony tena tony Tsy mba kivy, tsy mba taitra intsony Fiv : Ka endrika sariaka no Anompoako Anao Jehovah Ray.

4 FFPM 430 4. Misy ve ny mampanahy Sy ny zava-manahirana ? He, tsy kivy ny fanahy Fa hijoro, ka ho mirana. Fa Jehovah, ray mahery Miandany sady koa mijery Fiv : Ka endrika sariaka no Anompoako Anao Jehovah Ray.

5


Download ppt "FFPM 430 1. Endrika sariaka no Anompoako Anao, Jehovah Ray Fa tapaka ny hevitro : Izaho dia olonao mandrakizay. He ny foko afa-jaly Tena ravo, sady falifaly,"

Similar presentations


Ads by Google