Presentation is loading. Please wait.

Presentation is loading. Please wait.

FF 26.

Similar presentations


Presentation on theme: "FF 26."— Presentation transcript:

1 FF 26

2 1- Tsy misy reharehako Afa-tsy Ianao, Jesosy ô
1- Tsy misy reharehako Afa-tsy Ianao, Jesosy ô ! Anao ny hery, Anao ny haja Sy Voninahitra Ny fasana sy ny fiainan-tsy hita Indro efa resinao Izao tontolo izao dia nahita Fa efa nitsangana Ianao FF 26

3 Sambatra aho, Jeso ô, Manana Anao izay Tompon’ny hery
Sambatra aho, Jeso ô, Manana Anao izay Tompon’ny hery. Miankina eo an-tratranao Ampy ahy ny Fitiavanao Ampy ahy ny finoako Anao. Raketiko ao am-po lalandava Fa reharehako Ianao FF 26

4 2- Nasehonao ilay fahefana Manda sy aroko, Ka niala maina teo ilay satana Izay fahavaloko Tsy misy maharombaka akory Izay eo an-tananao Izany indrindra no ilazako Fa reharehako Ianao FF 26

5 Sambatra aho, Jeso ô, Manana Anao izay Tompon’ny hery
Sambatra aho, Jeso ô, Manana Anao izay Tompon’ny hery. Miankina eo an-tratranao Ampy ahy ny Fitiavanao Ampy ahy ny finoako Anao. Raketiko ao am-po lalandava Fa reharehako Ianao FF 26

6 3- Tsy nisy nahitam-pamonjena Afa-tsy taminao
3- Tsy nisy nahitam-pamonjena Afa-tsy taminao. Nanaiky Ianao, tsy mba noterena Hitondra aina vao. Ny tananao mahery natsotranao Mba hitantana Hahaizako mandeha sy mizotra Ny làla-marina. FF 26

7 Sambatra aho, Jeso ô, Manana Anao izay Tompon’ny hery
Sambatra aho, Jeso ô, Manana Anao izay Tompon’ny hery. Miankina eo an-tratranao Ampy ahy ny Fitiavanao Ampy ahy ny finoako Anao. Raketiko ao am-po lalandava Fa reharehako Ianao FF 26

8


Download ppt "FF 26."

Similar presentations


Ads by Google