“Sady mampianatra azy hitandrina izay rehetra nandidiako anareo; ary indro Izaho momba anareo mandrakariva ambara-pahatongan’ny fahataperan’izao tontolo.

Slides:



Advertisements
Similar presentations
Ny LAHY sy ny VAVY TANJONA : - Fandinihina ny tena - Fifankafahantarana - Fahafahana mifanakalo - Handraisana fanapahan-kevitra.
Advertisements

Lesona 1 ho an'ny 3 Janoary "Ny Ohabolan'i Solomona, zanak'i Davida, mpanjakan'ny Isiraely” (Ohabolana 1:1) “Ny teny mavesa-danja nataon'i Agora,
T4 TEMPOLY na NY TENA. T4 TEMPOLY na NY TENA Voakasika ao anatin’izany ny: FISEHO FITENY HERY MIASA MANGINA FIFANDRAISANA TONTOLO IAINANA.
Fiantraikan’ny savorovoro politika sy ireo zavatra hafa niseho janoary 2010 eo amin’ny fiainana ara-piaraha- monina sy ara-toe-karen’ny tokantrano eto.
Vol. 1 Andro farany Hafatry ny AVY AMIN’I J ESOSY “Sady mampianatra azy hitandrina izay rehetra nandidiako anareo; ary indro Izaho momba anareo mandrakariva.
T2 TALENTA. T2 MAHAFANTATRA NY FAHAFAHA- MANAO TENA.
“Sady mampianatra azy hitandrina izay rehetra nandidiako anareo; ary indro Izaho momba anareo mandrakariva ambara-pahatongan’ny fahataperan’izao tontolo.
T 3 TOMBONANDRO. Ro iny T 3 TENA MANOKANA Reseho lahatra ny mambra mba hanao lisitry ny zavatra atao ( emploi du temps ): Isan’ andro Isan- kerinandro.
Ministera misahana ny : FAMBOLENA- FIOMPIANA –JONO 15 oktobra 2014
FFPM Endrika sariaka no Anompoako Anao, Jehovah Ray Fa tapaka ny hevitro : Izaho dia olonao mandrakizay. He ny foko afa-jaly Tena ravo, sady falifaly,
FF 26.
FFPM 642.
FFPM 317.
Lesona 8 ho an'ny 21 Febroary Ny fitovian'ny olombelona rehetra (Ohabolana 20:9, 12) Maharitra (Ohabolana 20:6) Maharitra (Ohabolana 20:6) Miandry.
Lesona 4 ho an'ny 25 Aprily, “Ary rehefa hitan'i Simona Petera izany, dia niankohoka tamin'ny tongotr'i Jesosy izy ka nanao hoe: Tompoko, mialà.
Lesona 9 ho an'ny 28 Febroary “Inona no marina?” (Jaona 18:38). Nanoratra momba ny fahamarinana sy ny fahitsiana i Solomona ao amin'ny Ohabolana.
Lesona 7 ho an'ny Febroary Ny torohevitr'i Solomona ho famahana ireo olana ara-pifandraisana: 1.Aoka hanarona fahadisoana(Ohabolana 17:9; 19:11)
NY FIAVIAN'I JESOSY Lesona 1 ho an'ny 4 Aprily 2015.
Ny olona tsirairay dia tsy maintsy misafidy ny lalany eo amin'ny fiainana. Io lalana io dia mety hitondra na ho amin'ny fiainana mandrakizay na ho amin'ny.
Lesona 5 ho an'ny 2 May, Inona no tian'i Lioka hambara rehefa milaza izy fa fanaon'i Jesosy ny mitandrina ny Sabata? Ahoana no tokony hanaovantsika.
Lesona 11 ho an'ny 14 Martsa MIAINA AMIM-PINOANA: 1.Mitandrina ny lalàna. Ohabolana 28:4, 7, 9. 2.Mahalala ny zavatra rehetra. Ohabolana 28:5.
Filohan’ny Foibe Eran-tany
Leson 6 ho an'ny 9 May, Nandray anjara tamin'ny nahaterahany izy (Maria, Elizabeta sy Ana) Nomen'i Jesosy tombabidy izy (ilay mpitondratena tao.
Lesona 10 ho an'ny 7 Martsa Ity fizarana amin'ny Ohabolana ity dia hanampy antsika hahita izay “ao ambadiky ny saron-tava”. Izany hoe, ny zava-misy.
IZA MOA I JESOSY KRISTY? Lesona 3 ho an'ny 18 Aprily 2015.
Lesona 9 ho an'ny 30 May,, “Dia talanjona ny olona tamin’ ny fampianarany, satria nisy fahefana ny teniny.” (Lioka 4:32) Fahefana milaza ny hevitry.
Lesson 5 ho an'ny 31 Janoary, “ Ny harena azo tamin'ny tsy marina dia tsy mahasoa akory; fa ny fahamarinana no mamonjy amin'ny fahafatesana.” (Ohabolana.
Lesona 8 ho an'ny 23 May, “Fa efa tonga ny Zanak’ olona hitady sy hamonjy ny very.” (Lioka 19:10) HITADY Ilay ondry very Ilay farantsakely very.
Lesona 7 ho an'ny 16 May Andriamanitra dia manana ny maha- Izy Azy, tena misy Izy ary tia sy mikarakara tahaka ny raim- pianakaviana olombelona.
Lesona 2 ho an'ny 11 Aprily “Ary tamin'ny taona fahadimy ambin'ny folo nanjakan'i Tiberia Kaisara, fony Pontio Pilato no governora tany Jodia, ary.
Lesona 2 ho an'ny 11 Jolay, Ny antson'Andriamanitra dia nidika ho: Fialana amin'ny tanana nahabe sy ny fianakaviana manompo sampy (Josoa 24:2).
Lesona 12 ho an'ny 21 Martsa Ao amin'ny Ohabolana 30, Agora dia manoro hevitra antsika mba hanana fanetre-tena amin'ny alalàn'ny fandosirana ny.
TSY MAINTSY HANDRE VE IZAO TONTOLO REHETRA IZAO ?
“Ary ny mpanjaka nandidy an'i Aspenaza, lehiben'ny tandapany, hitondra ny sasany amin'ny Zanak'Isiraely, dia amin'ny zanak'andriana na amin'ny ambony.
NY TANTARAN'I JONA Lesona 4 ho an'ny 25 Jolay, 2015.
Fanadihadiana MOBILE BANKING Marsa Fanolorana teknika  Fanadihadiana ara-kalitao sy arak’antontan’isa.  Nandray anjara : Olona feno taona miisa.
Lesona 5 ho an'ny 31 okotbra, Hafatra ho an'ny mpisorona sy ny mpaminany (Jeremia 23:14-15; 5:26-31) Ny nasetrin'ny mpisorona izany: nikapoka an'i.
Ny ato am-poko ? ho Anao mandrakizay ‘Lay Fanantenako.
FANADIHADIHANA MIKASIKA IREO KARAZANA TEKNOLOJIA AMPIASAINA EO AMIN’NY SEHATRA ROJO-PIHARIANA VARY ANTSIRABE 15 OKTOBRA 2015.
Lesona 9 ho an'ny 29 Aogositra, “Partiana sy Mediana sy Elamita, ary mponina any Mesopotamia, sy Jodia sy Kapadokia sy Ponto sy Asia sy Frygia sy.
FEHEZAN-DALANA MOMBAN’NY FITOMPOAN- DRAHARAHA. Andraikitr’ireo mpitantsoroka amin’ny fitompoan-draharaha MINEAH: 1.Miantoka ny fitompoan-draharaha vonjimaika.
 Tantara: Tantaram-piainana. Iza i Paoly? Fitoetra manokana. Karazana olona toy inona i Paoly?  Fiantsoana: Tanjona. Inona no kinendrin'ny fiantsoana.
Lesona 4 ho an'ny 24 oktobra, Ny hafatr'i Jeremia Ireo lalana roa (Jeremia 17:5-10) Fanitsiana ny ota (Jeremia 17:1-4) Famalian a ilay hafatra Fanafihana.
Lesona 9 ho an’ny 27 Febroary, Ady maro amin’Ilay Fifanandrinana lehiben’ny tsara sy ny ratsy no nitranaga nandritra ny fotoana fahaterahan’ny Fiangonana.
FIHAONAMBE AN-TAMPONY MOMBA NY MIRALENTA SY NY FAMPANDROSOANA 2014 LOHAHEVITRA: ZON’NY VEHIVAVY/HETSIKA 50-50/ADY AMIN’NY HERISETRA/ FIOVAOVAN’NY TOE-TRANDRO.
FAMBOLENA LEGIOMA.
Tsy misy fahatapahany ny internet connection ka mahabe ny fahafahan’ny olona hampiasa sy hiantehitra aminy VOKANY eo amin’ny toe-tsaina?
even to the end of the ages.” Matthew 28:20
5 - Electrocution Hazards
6 - Caught In or Between Hazards
7 - Struck by Hazards
8 - Personal Protective Equipment (PPE)
10 - Hazardous Communications Part 1
11 - Cranes and Derricks
13 - Material Handling and Storage
12 - Excavations
14 - Scaffolds
16 - Tools
17 - Concrete and Masonry Construction
19 - Fire Protection and Prevention
20 - Steel Erection
21 - Welding and Cutting
22 - Motor Vehicles
23 - Powered Industrial Trucks
26 - Lockout Tagout
31 - Safety and Health Program
33 - Industrial Hygiene
34 - Employee Exposure and Medical Records
35 - Inspections Citations and Penalties
36 - Bloodborne Pathogens
Presentation transcript:

“Sady mampianatra azy hitandrina izay rehetra nandidiako anareo; ary indro Izaho momba anareo mandrakariva ambara-pahatongan’ny fahataperan’izao tontolo izao.” (Mat. 28:20) Vol. 1 Andro farany ho an’ny HAFATR’I J ESOSY

S ABBATH M ORNING E VANGELISM

NY TOMBOKASEN’ ANDRIAMANITRA HAHAZOANA FANDRESENA NY TOMBOKASEN’ ANDRIAMANITRA HAHAZOANA FANDRESENA

Apokalypsy 7:1 “Rehefa afaka izany, dia hitako fa, indreo, nisy anjely efatra nitsangana teo amin’ny vazan-tany efatra, nihazona ny rivotra efatra amin’ …

…ny tany, mba tsy nisy rivotra hitsoka amin’ny tany, na amin’ny ranomasina, na amin’ny hazo akory aza.” Apokalypsy 7:1

Apokalypsy 7:2, 3 fiposahan’ny masoandro, nanana ny fanombohan- kasen’Andriamanitra velona; ary izy niantso… fiposahan’ny masoandro, nanana ny fanombohan- kasen’Andriamanitra velona; ary izy niantso… “Ary hitako fa, indro nisy anjely hafa koa niakatra avy tamin’ny

Apokalypsy 7:2, 3 … ny anjely efatra izay navela hanimba ny tany sy ny ranomasina tamin’ny feo mahery nanao hoe:, … sy ny ranomasina tamin’ny feo mahery nanao hoe:, …

mandra-panisianay tmbo- kase eo amin’ny handrin’ny mpanompon’Andriamanitsika.” mandra-panisianay tmbo- kase eo amin’ny handrin’ny mpanompon’Andriamanitsika.” ‘Aza manimba ny tany, na ny ranomasina, na ny hazo, Apokalypsy 7: 2, 3

Efesiana 4:30 “Ary aza mampalahelo ny Fanahy Masin’Andriamanitra, izay nanisiana tombo-kase anareo ho amin’ny andro fanavotana.”

Isaia 8:16 “Fehezo ny teni- vavolombelona, ary asio tombo-kase ny lalàna eo amin’ny mpianatro.”

Hebreo 8:10 taranak’Israely, Rehefa afaka izany andro izany, hoy Jehovah: Dia hataoko ao an- tsainy ny lalàko,… taranak’Israely, Rehefa afaka izany andro izany, hoy Jehovah: Dia hataoko ao an- tsainy ny lalàko,… “FA izao no fanekena hataolo amin’ny

…sady hosoratako ao am-pony, ary Izaho ho Andriamaniny, ary izy ho oloko.” Hebreo 8:10

I Jaona 3:4 “Izay rehetra manota no mandika lalàna; fa ny ota no fandikana ny lalàna.”

Jaona 14:15 “Raha tia Ahy ianareo dia hitandrina ny didiko.”

hanamasina azy. Henemana no hiasanao sy hanaovanao ny raharahanao rehetra. Fa Sabatan’i Jehovah Andriamanitrao ny andro fahafito; hanamasina azy. Henemana no hiasanao sy hanaovanao ny raharahanao rehetra. Fa Sabatan’i Jehovah Andriamanitrao ny andro fahafito; “Mahatsiarova ny andro Sabata Eksôdôsy 20:8-11

na ny zanakao-lahy, na ny zanakao-vavy, na ny ankizilahinao, na ny ankizivavinao,… koa aza manao raharaha akory ianao amin’izany, Eksôdôsy 20:8-11

…na ny biby fiompinao, na ny vahininao izay tafiditra eo am- bavahadinao. Eksôdôsy 20:8-11

lanitra sy ny tany sy ny ranomasina mbamin’izay rehetra ao aminy, dia nitsahatra Izy tamin’ny andro fahafito; Fa henemana no nanaovan’i Jehovah ny Eksôdôsy 20:8-11

Izany no nitahian’i Jehovah ny andro Sabata sy ny nanamasinany azy.” Eksôdôsy 20:8-11

Ezekiela 20:20 mba ho famantarana ho amiko sy ho aminareo, ka dia ho fantatrareo fa Izaho no Jehovah Andriamanitrareo.” mba ho famantarana ho amiko sy ho aminareo, ka dia ho fantatrareo fa Izaho no Jehovah Andriamanitrareo.” “Ary manamasina ny Sabatako,

Isaia 8:16 “Fehezo ny teni-vavolombelona, ary asio tombo-kase ny lalàna eo amin’ny mpianatro.”

Eksôdôsy 31:13 “Ny Sabatako no tandremo; fa famantarana ho Amiko…”

Dr. W. W. Evert, D.D The Sabbath: Its Permanence, Promise and Defense, pp. 34, 35 nataon’Andriamanitra tamin’ny Isiraely… Ilay fanamasinana izay tena manan-danja… “Ny Sabata no natao ho marika famantarana ny fifanekena

Dr. W. W. Evert, D.D ary tsy ho azy ihany fa ho an’ny rehetra mandritra ny taona mifandimby.” ho fikolokoloana ny ara-pivavahana, no indro tonga porofo sy famàrana azy io, The Sabbath: Its Permanence, Promise and Defense, pp. 34, 35

Genesisy 2:1, 2 Ary tamin’ny andro fahafito dia vitan’Andriamanitra ny asa efa nataony; “Dia vita ny lanitra sy y tany sy izay rehetra ao aminy.

…ary dia nitsahatra tamin’ny andro fahafito Izy tamin’ny asany rehetra izay efa nataony.” Genesisy 2:1, 2

Amos Binney “Ny fitahian’Andriamanitra sy ny fanamasinany ny andro iray dia midika fa nosarahany tamin’ny mahazatra izany andro izany mba hatokana ho an’ny fivavahana, ho fahatsiarovana na marika mitoetra maharitra …

…ka izay rehetra mitandrina azy dia haneho ny tenany ho tena Amos Binney mpanompon’ilay Andriamanitra izay nanao izao tontolo izao tao anatin’ny enina andro, ka nitsahatra tamin’ny andro fahafito.”

“Izy no nanao izao tontolo izao.” Hebreo 1:2

Jaona 1:10 “Teo amin’izao tontolo izao Izy, ary Izy no nanaovana izao tontolo izao, nefa izao tontolo izao tsy nahalala Azy.”

Marka 2:27, 28 Ny Sabata no natao ho an’ny olona, fa tsy ny olona ho an’ny Sabata, ka dia Tompon’ny Sabata aza ny Zanak’olona.” “Ary hoy Izy taminy:

Seth Williston notandremana tamin’ilay herinandro voalohany teto an- tany. Tsy mba anisan’ireo lalàna seremonialy izy io, izay lalàna noforonina vokatry ny fidiran’ny fahotana; notandremana tamin’ilay herinandro voalohany teto an- tany. Tsy mba anisan’ireo lalàna seremonialy izy io, izay lalàna noforonina vokatry ny fidiran’ny fahotana;... “Ny Sabata isan- kerinandro dia notendrena sy Discourses on the Sabbath, pp.11, 12

Seth Williston tsy maintsy notandreman’i Adama sy ny taranany na dia tsy nisy fahotana aza teo anivon’izy ireo.” …satria ny Sabata dia natsangana talohan’ny nidiran’ny fahotana, ary Discourses on the Sabbath, pp.11, 12

Eny tokoa, ny Sabata dia notandreman’i Adama, Enoka, Noa, Abrahama, ary ireo olon’Andriamanitra lehibe, talohan’ny nisian’ny Jiosy.

Alexander Campbell “Ny Andro Fahafito dia notandremana nanomboka tamin’ny andron’i Abrahama, fa tsy dia tamin’ny andron’ny famoronana loatra.” The Evidences of Christianity, p. 302

Genesisy 26:5 nasaiko notandremany, dia ny didiko sy ny teniko ary ny lalàko.” “Satria efa nihaino ny feoko Abrahama ka nitandrina izay

Lioka 4:16 ary araka ny fanaony dia niditra tao amin’ny Synagoga tamin’ny andro Sabata Izy ka nitsangana hamaky teny.” ary araka ny fanaony dia niditra tao amin’ny Synagoga tamin’ny andro Sabata Izy ka nitsangana hamaky teny.” “Dia tonga tao Nazarea, izay nahabe Azy Izy;

Hebreo 13:8 “Jesosy Kristy no tsy miova omaly sy anio ary mandrakizay.”

I Petera 2:21 “…namela fianarana ho anareo, mba hanarahanareo ny diany.”

Matio 24:20 “Fa mivavaha ianareo mba tsy ho amin’ny ririnina na ho amin’ny andro Sabata no handosiranareo.”

Dr. Layman Abbot Christian Union, January 19,1882. novain’i Kristy sy ny mpianany ho andro voalohany ilay andro fahafito dia tena tsy manan- kery tokoa.” novain’i Kristy sy ny mpianany ho andro voalohany ilay andro fahafito dia tena tsy manan- kery tokoa.” “Ny fiheverana amin’izao fotoana izao hoe efa

Asa 17:2 “Ary Paoly dia niditra tao araka ny fanaony; ary Sabata telo no niadiany hevitra avy amin’y Soratra Masina tamin’ny olona tao.”

Asa 13:14 dia nandrosonankany Antiokia any Pisidia, dia niditra tao amin’ny Synagoga tamin’ny andro Sabata ka nipetraka teo.” “Ary rehefa niala tany Peryga izy ireo,

Asa 13:42, 44 dia nangatahiny holazaina aminy indray izany teny izany amin’ny Sabata manaraka… dia nangatahiny holazaina aminy indray izany teny izany amin’ny Sabata manaraka… Ary rehefa nivoaka izy,

Asa 13:42, 44 Ary nony tamin’ny Sabata manaraka, dia saiky tafangona avokoa ny tao an-tanàna hihaino ny tenin’Andriamanitra.”

Marka 15:42, 43 andro fiomanana ny andro, dia ny andro alohan’ny Sabata, dia avy Josefa avy any Arimatia, lehilahy manan- kaja, andro fiomanana ny andro, dia ny andro alohan’ny Sabata, dia avy Josefa avy any Arimatia, lehilahy manan- kaja, “Ary nony hariva satria

fanjakan’Andriamanitra koa; ary sahy niditra tao amin’i Pilato izy ka nangataka ny fatin’i Jesosy.” …izay isan’ny Synedriona sady niandry ny Marka 15:42, 43

Marka 16:1, 2 Ary nony maraina koa tamin’ny voalohan’ny andro amin’ny herinandro, rehefa niposaka ny masoandro, dia nankany amin’ny fasana izy ireo.” “Ary rehefa afaka ny andro Sabata…

Lioka 23:54-56 efa antomotra ny Sabata. Ary ny vehivay izay nomba Azy avy tany Galilia dia nanaraka teo aoriana ka nahita ny fasana… efa antomotra ny Sabata. Ary ny vehivay izay nomba Azy avy tany Galilia dia nanaraka teo aoriana ka nahita ny fasana… “Ary andro fiomanana izany andro izany, ka

namboatra zava-manitra sy menaka manitra. Ary tamin’ny andro Sabata dia nitsahatra ihany izy araka ny lalàna.” Lioka 23:54-56 …sy izay fampandriny ny faty. Ary niverina ireo ka

Lioka 24:1 amin’ny herinandro, dia nankany amin’ny fasana izy nitondra ny zava-manitra izay efa namboariny.” “Fa nony maraina koa tamin’ny andro voalohany

Hebreo 4:3, 4, 7 araka ny voalazany... Fa nilaza ny andro fahafito Izy eo amin’ny teny anankiray araka izao: “Fa isika izay nino no miditra amin’izany fitsaharana izany,

Hebreo 4:3, 4, 7 ‘Ary Andriamanitra nitsahatra tamin’ny asany rehetra tamin’ny andro fahafito... dia mametra andro anankiray indray Izy.”

Hebreo 4:9, 11 “Koa dia mbola misy Sabata fitsaharana ho an’ny olon’Andriamanitra… Koa aoka isika hazoto hiditra amin’izany fitsaharana izany, fandrao hisy olona latsaka amin’ny tsi-finoana tahaka izany koa.”

Isaia 66:22, 23 izay hataoko, no haharitra eo anatrehako, hoy Jehovah dia toy izany ny haharetan’ny taranakareo sy ny anaranareo. “Fa tahaka ny lanitra vaovao sy ny tany vaovao,

dia ho avy ny nofo rehetra hiankohoka eo anatrehako, hoy Jehovah.” …sy isan-tSabata; Isaia 66:22, 23

tsy manao izay tianao amin’ny androko masina, ary manao ny Sabata hoe Fahafinaretana, ary ny nohamasinin’i Jehovah hoe mendrika hohajaina, “Raha miaro ny tongotrao amin’ny Sabata ianao ka Isaia 58:13,14

na manao izay tianao, na miteniteny foana, dia hiravoravo amin’i Jehovah ianao; na manao izay tianao, na miteniteny foana, dia hiravoravo amin’i Jehovah ianao; …ka manome voninahitra Azy ary tsy mandeha amin’ny làlanao, Isaia 58:13,14

sy hofahanako amin’ny lovan’i Jakoba rainao; fa ny vavan’i Jehovah no efa niteny.” …ary hasandratro ao amin’ny havoana amin’ny tany ianao, Isaia 58:13,14

Dr. Alexander Campbell Washington, PA. Report on Asa 8:18, 21 “Tsy misy fanehoana avy any ambony hoe novaina ny Sabata na nisolo ny toerany ny andron’ny Tompo (Alahady).”

“Mazava tsara fa na dia fatratra na feno Watson’s Theological Institute, Vol. 2, p. 511 fanolorantena aok’izany aza no mety hitandremantsika ny andro Alahady, dia tsy mitandrina ny Sabata ihany isika.”

Rev. R. W. Dale “Mazava tsara fa na dia fatratra na feno fanolorantena aok’izany aza no mety hitandremantsika ny andro Alahady, dia tsy mitandrina ny Sabata ihany isika.” The Ten Commandments, p. 108

Dr. J. S. Stone amin’ny herinandro intsony ny Sabata fa ho andro voalohany, dia inona no antony tsy nilazana izany tao amin’ny Testamenta Vaovao? amin’ny herinandro intsony ny Sabata fa ho andro voalohany, dia inona no antony tsy nilazana izany tao amin’ny Testamenta Vaovao? Divine Rest, p. 142 “Raha toa ka novaina tsy ho andro fahafito

Dr. J. S. Stone … Tsy misy fampianarana ahitana izany na famelabelaran-kevitra manome halalana ilay fanovana.” Divine Rest, p. 142

Eksôdôsy 20:8-11 Henemana no hiasanao sy hanaovanao ny raharahanao rehetra. Fa Sabatan’i Jehovah Andriamanitrao ny andro fahafito. Henemana no hiasanao sy hanaovanao ny raharahanao rehetra. Fa Sabatan’i Jehovah Andriamanitrao ny andro fahafito. “Mahatsiarova ny andro Sabata hanamasina azy.

na ny zanakao-lahy, na ny zanakao-vavy, na ny ankizilahinao, na ny ankizivavinao, na ny biby fiompinao, na ny vahininao izay tafiditra eo am-bavahadinao. na ny zanakao-lahy, na ny zanakao-vavy, na ny ankizilahinao, na ny ankizivavinao, na ny biby fiompinao, na ny vahininao izay tafiditra eo am-bavahadinao. koa aza manao raharaha akory ianao amin’izany, Eksôdôsy 20:8- 11

sy ny tany sy ny ranomasina mbamin’izay rehetra ao aminy, dia nitsahatra Izy tamin’ny andro fahafito; izany no nitahian’i Jehovah ny andro Sabata sy ny nanamasinany azy.” Fa henemana no nanaovan’i Jehovah ny lanitra Eksôdôsy 20:8-11

Matio 15:9 “Koa foana ny ivavahan’ireo amiko, raha mampianatra ny didin’olombelona ho fampianarana izy.”

II Korintiana 3:2, 3 voasoratra ato am-ponay sady fantatra sy vakian’ny rehetra; eny, aseho ho epistilin’i Kristy izay entinay ianareo,… “Hianareo no epistilinay

fa tamin’ny Fanahin’ Andriamanitra velona, tsy teo amin’izay tena vatofisaka, fa teo amin’izay vato fisaka nofo, dia ny fo.” II Korintiana 3:2, 3 …tsy nosoratana tamin’ny ranomainty anefa,

Hebreo 8:10 rehefa afaka izany andro izany, hoy Jehovah: “Fa izao no fanekena ataoko amin’ny taranak’Isiraely,

Hebreo 8:10 ary Izaho ho Andriamaniny, ary Izy ho oloko.” Dia hataoko ao an- tsainy ny lalàko, sady soratako ao am-pony,

Apokalypsy 3:12 tempolin’Andriamanitro, ary tsy hiala eo intsony izy; ary hosoratako eo aminy ny anaran’Andriamanitro sy ny anaran’ny tanànan’Andriamanitro, … “Izay maharesy no hataoko andry eo amin’ny

avy amin’Andriamanitro, ary ilay anarako vaovao.” dia Jerosalema vaovao, izay midina avy any an-danitra Apokalypsy 3:12

Jaona 14:1-3 minoa an’Andriamanitra, ary minoa Ahy koa. Ao an-tranon’ny Raiko misy fitoerana maro; raha tsy izany, dia efa nilaza taminareo Aho; fa handeha hamboatra fitoerana ho anareo Aho. “Aza malahelo ny fonareo;

dia ho avy indray ka handray anareo ho any amiko, ka izay itoerako no hitoeranareo koa.” Ary raha handeha hamboatra fitoerana ho anareo Aho, Jaona 14:1-3

Efesiana 5:25-27 dia tahaka ny nitiavan’i Kristy ny fiangonana ka nanolorany ny tenany hamonjy azy, … “Hianareo lehilahy, tiava ny vadinareo,

Efesiana 5:25-27 …mba hahamasina azy amin’ny anadiovany azy amin’ny rano fanasana amin’ny tenany,

ho fiangonana malaza tsy misy pentimpentina, na fikentronana, na izay toy izany, fa mba ho masina sady tsy misy tsiny izy.” …mba hooraisiny ho an’ny tenany izany Efesiana 5:25-27

Apokalypsy 7:1-3 nitsangana teo amin’ny vazan-tany efatra, nihazona ny rivotra efatra amin’ ny tany,… “Rehefa afaka izany, dia hitako fa, indreo, nisy anjely efatra

Apokalypsy 7:1-3 … mba tsy nisy rivotra hitsoka amin’ny tany, na amin’ny ranomasina, na amin’ny hazo akory aza...

fiposahan’ny masoandro, nanana ny fanombohan-kasen’Andriamanitra velona; ary izy niantso ny anjely efatra izay navela hanimba ny tany sy ny ranomasina tamin’ny feo mahery nanao hoe: Apokalypsy 7:1-3 … Ary hitako fa, indro nisy anjely hafa koa niakatra avy tamin’ny

‘Aza manimba ny tany, na ny ranomasina, na ny hazo, mandra-panisianay tmbo-kase eo amin’ny handrin’ny mpanompon’Andriamanitsika.” Apokalypsy 7:1-3