Lesona 2 ho an'ny 11 Jolay, 2015. Ny antson'Andriamanitra dia nidika ho: Fialana amin'ny tanana nahabe sy ny fianakaviana manompo sampy (Josoa 24:2).

Slides:



Advertisements
Similar presentations
Ny LAHY sy ny VAVY TANJONA : - Fandinihina ny tena - Fifankafahantarana - Fahafahana mifanakalo - Handraisana fanapahan-kevitra.
Advertisements

Euphrates River Canaan Haran Egypt Ur of the Chaldeans Shinar Ellasar Elam Kadesh King of Nations Valley of Siddim 4 Kings         Genesis 14:1.
Lesona 1 ho an'ny 3 Janoary "Ny Ohabolan'i Solomona, zanak'i Davida, mpanjakan'ny Isiraely” (Ohabolana 1:1) “Ny teny mavesa-danja nataon'i Agora,
T4 TEMPOLY na NY TENA. T4 TEMPOLY na NY TENA Voakasika ao anatin’izany ny: FISEHO FITENY HERY MIASA MANGINA FIFANDRAISANA TONTOLO IAINANA.
Fiantraikan’ny savorovoro politika sy ireo zavatra hafa niseho janoary 2010 eo amin’ny fiainana ara-piaraha- monina sy ara-toe-karen’ny tokantrano eto.
Vol. 1 Andro farany Hafatry ny AVY AMIN’I J ESOSY “Sady mampianatra azy hitandrina izay rehetra nandidiako anareo; ary indro Izaho momba anareo mandrakariva.
T2 TALENTA. T2 MAHAFANTATRA NY FAHAFAHA- MANAO TENA.
“Sady mampianatra azy hitandrina izay rehetra nandidiako anareo; ary indro Izaho momba anareo mandrakariva ambara-pahatongan’ny fahataperan’izao tontolo.
T 3 TOMBONANDRO. Ro iny T 3 TENA MANOKANA Reseho lahatra ny mambra mba hanao lisitry ny zavatra atao ( emploi du temps ): Isan’ andro Isan- kerinandro.
Genesis (Part 2) Section Three
Ministera misahana ny : FAMBOLENA- FIOMPIANA –JONO 15 oktobra 2014
FFPM Endrika sariaka no Anompoako Anao, Jehovah Ray Fa tapaka ny hevitro : Izaho dia olonao mandrakizay. He ny foko afa-jaly Tena ravo, sady falifaly,
FF 26.
FFPM 642.
FFPM 317.
Lesona 8 ho an'ny 21 Febroary Ny fitovian'ny olombelona rehetra (Ohabolana 20:9, 12) Maharitra (Ohabolana 20:6) Maharitra (Ohabolana 20:6) Miandry.
Lesona 4 ho an'ny 25 Aprily, “Ary rehefa hitan'i Simona Petera izany, dia niankohoka tamin'ny tongotr'i Jesosy izy ka nanao hoe: Tompoko, mialà.
Lesona 9 ho an'ny 28 Febroary “Inona no marina?” (Jaona 18:38). Nanoratra momba ny fahamarinana sy ny fahitsiana i Solomona ao amin'ny Ohabolana.
Lesona 7 ho an'ny Febroary Ny torohevitr'i Solomona ho famahana ireo olana ara-pifandraisana: 1.Aoka hanarona fahadisoana(Ohabolana 17:9; 19:11)
NY FIAVIAN'I JESOSY Lesona 1 ho an'ny 4 Aprily 2015.
Ny olona tsirairay dia tsy maintsy misafidy ny lalany eo amin'ny fiainana. Io lalana io dia mety hitondra na ho amin'ny fiainana mandrakizay na ho amin'ny.
Lesona 5 ho an'ny 2 May, Inona no tian'i Lioka hambara rehefa milaza izy fa fanaon'i Jesosy ny mitandrina ny Sabata? Ahoana no tokony hanaovantsika.
Lesona 11 ho an'ny 14 Martsa MIAINA AMIM-PINOANA: 1.Mitandrina ny lalàna. Ohabolana 28:4, 7, 9. 2.Mahalala ny zavatra rehetra. Ohabolana 28:5.
Leson 6 ho an'ny 9 May, Nandray anjara tamin'ny nahaterahany izy (Maria, Elizabeta sy Ana) Nomen'i Jesosy tombabidy izy (ilay mpitondratena tao.
Lesona 10 ho an'ny 7 Martsa Ity fizarana amin'ny Ohabolana ity dia hanampy antsika hahita izay “ao ambadiky ny saron-tava”. Izany hoe, ny zava-misy.
IZA MOA I JESOSY KRISTY? Lesona 3 ho an'ny 18 Aprily 2015.
A) 80 b) 53 c) 13 d) x 2 = : 10 = 3, x 3 = 309.
Lesona 9 ho an'ny 30 May,, “Dia talanjona ny olona tamin’ ny fampianarany, satria nisy fahefana ny teniny.” (Lioka 4:32) Fahefana milaza ny hevitry.
Lesson 5 ho an'ny 31 Janoary, “ Ny harena azo tamin'ny tsy marina dia tsy mahasoa akory; fa ny fahamarinana no mamonjy amin'ny fahafatesana.” (Ohabolana.
Lesona 8 ho an'ny 23 May, “Fa efa tonga ny Zanak’ olona hitady sy hamonjy ny very.” (Lioka 19:10) HITADY Ilay ondry very Ilay farantsakely very.
Lesona 7 ho an'ny 16 May Andriamanitra dia manana ny maha- Izy Azy, tena misy Izy ary tia sy mikarakara tahaka ny raim- pianakaviana olombelona.
Lesona 2 ho an'ny 11 Aprily “Ary tamin'ny taona fahadimy ambin'ny folo nanjakan'i Tiberia Kaisara, fony Pontio Pilato no governora tany Jodia, ary.
Lesona 12 ho an'ny 21 Martsa Ao amin'ny Ohabolana 30, Agora dia manoro hevitra antsika mba hanana fanetre-tena amin'ny alalàn'ny fandosirana ny.
“Sady mampianatra azy hitandrina izay rehetra nandidiako anareo; ary indro Izaho momba anareo mandrakariva ambara-pahatongan’ny fahataperan’izao tontolo.
God chose Abram and guided him to Canaan. Lot chose the fertile plains of Sodom and Gomorrah. Lesson 15.
OUR FATHER ABRAHAM GENESIS Abram God gave command, made promises to Abram Genesis 12:1-9 He goes to land of Canaan, built altar Went to Egypt during.
Abraham: Man of Faith I. The Life of Abraham. A. Background. 1. Abram “Father of Height.” th generation from Adam (Luke 3:34-38) 10 th from Noah.
Bible Blitz III Women of the Bible Presented by Msgr Ed Thompson With loving memory of Deacon Norm Kazyk Technical Assistance Ray Hosler.
TSY MAINTSY HANDRE VE IZAO TONTOLO REHETRA IZAO ?
“Ary ny mpanjaka nandidy an'i Aspenaza, lehiben'ny tandapany, hitondra ny sasany amin'ny Zanak'Isiraely, dia amin'ny zanak'andriana na amin'ny ambony.
Lesson 2 for July 11, God’s call involved: Leaving his home city and his idolatrous family (Joshua 24:2). A blessing for him (Genesis 12:2). A blessing.
Believe Pastor Bill Vasilakis Believe … What God pleasing faith looks like Pastor Bill Vasilakis.
The Story of Abraham A model of faithfulness. Gen 12 Abram in Ur (Mesopotamian city) – Brings wife: Sarai & nephew: Lot – God calls him out to a new land.
NY TANTARAN'I JONA Lesona 4 ho an'ny 25 Jolay, 2015.
Fanadihadiana MOBILE BANKING Marsa Fanolorana teknika  Fanadihadiana ara-kalitao sy arak’antontan’isa.  Nandray anjara : Olona feno taona miisa.
Lesona 5 ho an'ny 31 okotbra, Hafatra ho an'ny mpisorona sy ny mpaminany (Jeremia 23:14-15; 5:26-31) Ny nasetrin'ny mpisorona izany: nikapoka an'i.
Ny ato am-poko ? ho Anao mandrakizay ‘Lay Fanantenako.
FANADIHADIHANA MIKASIKA IREO KARAZANA TEKNOLOJIA AMPIASAINA EO AMIN’NY SEHATRA ROJO-PIHARIANA VARY ANTSIRABE 15 OKTOBRA 2015.
Lesona 9 ho an'ny 29 Aogositra, “Partiana sy Mediana sy Elamita, ary mponina any Mesopotamia, sy Jodia sy Kapadokia sy Ponto sy Asia sy Frygia sy.
FEHEZAN-DALANA MOMBAN’NY FITOMPOAN- DRAHARAHA. Andraikitr’ireo mpitantsoroka amin’ny fitompoan-draharaha MINEAH: 1.Miantoka ny fitompoan-draharaha vonjimaika.
 Tantara: Tantaram-piainana. Iza i Paoly? Fitoetra manokana. Karazana olona toy inona i Paoly?  Fiantsoana: Tanjona. Inona no kinendrin'ny fiantsoana.
The Friend of God Lesson 12
Lesona 4 ho an'ny 24 oktobra, Ny hafatr'i Jeremia Ireo lalana roa (Jeremia 17:5-10) Fanitsiana ny ota (Jeremia 17:1-4) Famalian a ilay hafatra Fanafihana.
Lesona 9 ho an’ny 27 Febroary, Ady maro amin’Ilay Fifanandrinana lehiben’ny tsara sy ny ratsy no nitranaga nandritra ny fotoana fahaterahan’ny Fiangonana.
FIHAONAMBE AN-TAMPONY MOMBA NY MIRALENTA SY NY FAMPANDROSOANA 2014 LOHAHEVITRA: ZON’NY VEHIVAVY/HETSIKA 50-50/ADY AMIN’NY HERISETRA/ FIOVAOVAN’NY TOE-TRANDRO.
FAMBOLENA LEGIOMA.
FROM CREATION TO ABRAHAM PART 2 Old Testament Survey 16 June 2016.
Blessed with faithful Abraham Study 4 – “Is anything too hard for Yahweh”
Tsy misy fahatapahany ny internet connection ka mahabe ny fahafahan’ny olona hampiasa sy hiantehitra aminy VOKANY eo amin’ny toe-tsaina?
Sarai became very harsh and mean to Hagar. Hagar ran away.
Week 2: What Can I Learn about Being Missional? (Genesis 12-25)
- Mampijoro ny zavamaniry
.., - I ':\ ' !' #
Itcoinitcoin ASAS. 4 I4 I,
Week 2: What Can I Learn about Being Missional? (Genesis 12-25)
The Name Game Creative Writing Dias.
VoiceandChoice SRHR MEDIA Template
Abraham Hero of Faith Quiz.
1 Sodom and Gomorrah were not destroyed for what happened at Lot’s house. Their evil preceded that event.
Genesis 9 2 Foundation Book of the Bible Mike Mazzalongo.
Presentation transcript:

Lesona 2 ho an'ny 11 Jolay, 2015

Ny antson'Andriamanitra dia nidika ho: Fialana amin'ny tanana nahabe sy ny fianakaviana manompo sampy (Josoa 24:2). Fitahiana ho azy (Genesisy 12:2). Fitahiana ho an'ny taranak'olombelona (Genesisy 12:3). Isika koa dia antsoin'Andriamanitra ho misionera eto amin'izao tontolo izao ity. Izany dia midika hoe: Fandaozana ny zavatra rehetra izay mety hanakana antsika tsy hahatanteraka ny iraka nomena antsika. Fitahiana ho amin'ny fiainantsika. Fitahiana ho an'ny olona tsirairay izay manaiky ny hafatra avy amintsika (ny Filazantsara mandrakizay). Nonina tao Ora i Abrahama raha nanaiky ny antson'Andriamanitra. Nakany Harana izy niaraka tamin'i Tera rainy (Gen. 11:31) avy eo dia nanomboka ny diabeny ho an'ny Kanana (Gen. 12:5).

“Ary raha nahare Abrama fa lasan-ko babo ny rahalahiny dia nitondra ny ompikeliny valo ambin'ny folo amby telon-jato izy, izay efa nahay niady, ka nanenjika hatrany Dana.” (Genesisy 14:14) Nonina tao Sodoma i Lota (Genesisy 13:12) rehefa nifandao izy sy Abrahama. Babo an'ady tsy manan-tsiny tao izy (Genesisy 14:1-12). Ny fiainan'i Abrahama sy ny hafatra entiny dia fiadanana, kanefa tsy mba nijery fotsiny ny tsy rariny izy (Genesisy 14:13- 24). Nasehony fa ny mpino dia …  afaka manompo tokoa ny tanindrazany.  afaka ny ho olona mahery fo.  vahoaka marina.  miaro ny ampahoriana.  tsy mba manararaotra ny amin'ny asany.  mahatoky amin'Andriamanitra amin'ny toe-javatra rehetra.

“Finoana no naneken'i Abrahama, rehefa nantsoina, hiainga hankany amin'izay tany ho azony ho lova; ka dia niainga izy, nefa tsy fantany izay halehany.” (Hebreo 11:8) Nasain'Andriamanitra ho an'i Kanana i Abrahama. Fitsiahy ara- jeografika tena mampisy fisalasalana ity (toy ny hoe, tsy mitovy ny filazana hoe “mandeha ho an'ny Madagasikara” sy ny “mandeha ho an'ny Antananarivo”). Nanana finoana izay nandraisany ny dingana voalohany izy; izany hoe, nandao ny fiainany teo aloha ary nanomboka fiainana vaovao. Fiainana vaovao izay miantehatra tanteraka amin'Andriamanitra. Nanana finoana nandehanana ho an'ny amin'ilay Tany nampanantenaina izy; nanomboka teo amin'ny alitara voalohany tao Sekema ka hatreo amin'ilay iray izay saika nanaovany fanatitra an'Isaka. Nanana finoana ny amin'ireo teny fikasan'Andriamanitra ho amin'ny fiainany izy: “Ary nino an'i Jehovah izy; ka dia nisainy ho fahamarinany izany.” ( Genesisy 15:6). Nanana finoana ny amin'ireo teny fikasan'Andriamanitra ho amin'ny ho aviny izy: “fa nanantena hahazo ny tanàna misy fanorenana izy, Andriamanitra no Tompo-marika sy Mpanao izany.” (Hebreo 11:10).

Sekema (Genesisy 12:6-7). Fampanantenana ny fandovana an'i Kanana. Takatr'i Abrahama ny iraka nomena azy. Hebrona (Genesisy 13:18- 14:20). Natoky an'Andriamanitra izy raha nanavotra ny zana-drahalahiny. Nahatakatra ny herin'Andriamanitra izy. Mamre (Genesisy 18:1, 20-33). Nanelanelana tamin'Andriamanitra ho an'i Sodoma izy. Nahatakatra ny famindrampon'Andria manitra izy. Tendrom- bohitra Moria (Genesisy 22:1-14). Nankato an'Andriamanitra izy. Nahatakatra ny drafi- panavotan'Andriamani tra izy. “Finoana no nanateran i Abrahama an'isaka, raha nizahan-toetra izy; eny, ny zananilahy tokana no naterin'ilay efa nandray tsara ny teny fikasana.” (Hebreo 11:17) Nampiasain'Andriamanitra i Abrahama na dia nanao fahadisoana aza, satria naniry fatratra i Abrahama mba ho hampiasainy. Nampiasain'Andriamanitra ireo fivezivezena maro nataon'i Abrahama teo amin'Ilay Tany Nampanantenaina ho fitaovana nampianarina azy ireo lesona ara-panahy tena lehibe.

“Fa efa nifidy azy Aho mba handidy ny zanany sy ny taranany mandimby azy hitandreman'ireo ny lalàn'i Jehovah hanao izay marina sy mahitsy, mba hitondran'i Jehovah amin'i Abrahama izay efa nolazainy taminy.” (Genesisy 18:19) Ho feno fahombiazana kokoa ny asa misionera rehefa tohanan'ny fiainam-pianakaviana manaraka amim-pahatokiana ny drafitr'Andriamanitra. Ny finoana sy ny fankatoavan'i Abrahama dia nanana hery miasa mangina teo amin'ny ankohonany sy ireo mpanompony (Genesisy 24:12 ). “Ary na Saraha aza, dia finoana koa no nandraisany hery hanan'anaka, rehefa nitsaha-jaza izy, satria nataony fa mahatoky Ilay efa nanome ny teny fikasana … Finoana no nitsofan'Isaka rano an'i Jakoba sy Esao ny amin'ny zavatra ho avy.” (Hebreo 11:11, 20)

“Ireo ray aman-dreny dia tokony hihevitra ny tenany amin'ny fomba fijery manokana ho toy ny fitaovana eo am-pelatanan'Andriamanitra, toa an'i Abrahama, hampianatra ny zanany handeha amin'ny lalan'ny Tompo. Kanefa tokony handinika fatratra ny Soratra Masina izy ireo mba ahafantarany ny lalan'ny Tompo ka hampianatra izany amin'ny ao an-tokantranony. Hoy i Mika: ‘Izay ilain'i Jehovah aminao, dia izao ihany : Ny hanao ny marina sy ny ho tia famindram-po ary ny hanaraka an'Andriamanitrao amin'ny fanetren-tena’ [Mika 6:8.] Mba ho mpanabe dia tsy maintsy ho mpianatra aloha ny ray aman-dreny, mitady mandrakariva ny fahazavana avy amin'ny tenin'Andriamanitra sy amin'ny fitondrana io fahazavana sarobidy io eo amin'ny fitaizana ireo zanaka amin'ny alalan'ny foto-kevitra sy ny ohatra.” E.G.W. (The Adventist Home, fizarana 8, tk. 28, pj. 184)

“Ny fankatoavana tsy misy fanontaniana avy amin'i Abrahama no iray amin'ireo toe-javatra manaitra indrindra maneho finoana sy fiankinana amin'Andriamanitra hita ao amin'ny Rakitra Masina. Ny teny fikasana fotsiny, tsy misy na porofo iray hita mivaingana aza, izay milaza fa ny taranany no hahazo an'i Kanana; dia nanaraka tamin'izay nitondran'Andriamanitra azy izy, nanaiky tanteraka sy tamim-pahatsorana ireo fepetra avy aminy, sy ny fahatokiana fa ny Tompo dia hahatanteraka ny teniny. Nandeha teny amin'izay rehetra nanomezan'Andriamanitra adidy azy izy; nandalo efitra tsy tami-tahotra izy; namakivaky firenena mpanompo sampy izy; zavatra iray ihany ny tao an-tsainy: ‘Niteny Andriamanitra; mankato ny teniny aho; Izy no hitarika ahy, Izy no hiharo ahy.’ Izany finoana sy fahatokiana izay nananan'i Abrahama izany no ilain'ireo mpitondra hafatr'Andriamanitra ankehitriny.” E.G.W. (Testimonies for the Church, bk. 4, no. 30, tk. 50, pj. 524)