Ny olona tsirairay dia tsy maintsy misafidy ny lalany eo amin'ny fiainana. Io lalana io dia mety hitondra na ho amin'ny fiainana mandrakizay na ho amin'ny.

Slides:



Advertisements
Similar presentations
Ma.
Advertisements

O Alfabeto Com Vocabulário Adaptado ao português do original de Robert Rose. 01/03/08.
Ny LAHY sy ny VAVY TANJONA : - Fandinihina ny tena - Fifankafahantarana - Fahafahana mifanakalo - Handraisana fanapahan-kevitra.
Lesona 1 ho an'ny 3 Janoary "Ny Ohabolan'i Solomona, zanak'i Davida, mpanjakan'ny Isiraely” (Ohabolana 1:1) “Ny teny mavesa-danja nataon'i Agora,
T4 TEMPOLY na NY TENA. T4 TEMPOLY na NY TENA Voakasika ao anatin’izany ny: FISEHO FITENY HERY MIASA MANGINA FIFANDRAISANA TONTOLO IAINANA.
Fiantraikan’ny savorovoro politika sy ireo zavatra hafa niseho janoary 2010 eo amin’ny fiainana ara-piaraha- monina sy ara-toe-karen’ny tokantrano eto.
T2 TALENTA. T2 MAHAFANTATRA NY FAHAFAHA- MANAO TENA.
NKB 134 : “ T’RIMA KASIH, YA TUHANKU ” Syair dan Lagu: J. T. Silangit (1986/1988)
“Sady mampianatra azy hitandrina izay rehetra nandidiako anareo; ary indro Izaho momba anareo mandrakariva ambara-pahatongan’ny fahataperan’izao tontolo.
T 3 TOMBONANDRO. Ro iny T 3 TENA MANOKANA Reseho lahatra ny mambra mba hanao lisitry ny zavatra atao ( emploi du temps ): Isan’ andro Isan- kerinandro.
Click on each of us to hear our sounds.
Ministera misahana ny : FAMBOLENA- FIOMPIANA –JONO 15 oktobra 2014
La chenille qui fait des trous. Ilay fanday noana be. The very hungry caterpillar. Eric Carle.
FFPM Endrika sariaka no Anompoako Anao, Jehovah Ray Fa tapaka ny hevitro : Izaho dia olonao mandrakizay. He ny foko afa-jaly Tena ravo, sady falifaly,
FF 26.
FFPM 642.
FFPM 317.
C h e m i c a l R e a c t i o n s. C h e m i c a l R e a c t i o n A p r o c e s s i n w h i c h o n e s u b s t a n c e i s c h a n g e d i n t o a n.
Lesona 8 ho an'ny 21 Febroary Ny fitovian'ny olombelona rehetra (Ohabolana 20:9, 12) Maharitra (Ohabolana 20:6) Maharitra (Ohabolana 20:6) Miandry.
Lesona 4 ho an'ny 25 Aprily, “Ary rehefa hitan'i Simona Petera izany, dia niankohoka tamin'ny tongotr'i Jesosy izy ka nanao hoe: Tompoko, mialà.
Lesona 9 ho an'ny 28 Febroary “Inona no marina?” (Jaona 18:38). Nanoratra momba ny fahamarinana sy ny fahitsiana i Solomona ao amin'ny Ohabolana.
Lesona 7 ho an'ny Febroary Ny torohevitr'i Solomona ho famahana ireo olana ara-pifandraisana: 1.Aoka hanarona fahadisoana(Ohabolana 17:9; 19:11)
NY FIAVIAN'I JESOSY Lesona 1 ho an'ny 4 Aprily 2015.
Lesona 5 ho an'ny 2 May, Inona no tian'i Lioka hambara rehefa milaza izy fa fanaon'i Jesosy ny mitandrina ny Sabata? Ahoana no tokony hanaovantsika.
Lesona 11 ho an'ny 14 Martsa MIAINA AMIM-PINOANA: 1.Mitandrina ny lalàna. Ohabolana 28:4, 7, 9. 2.Mahalala ny zavatra rehetra. Ohabolana 28:5.
Leson 6 ho an'ny 9 May, Nandray anjara tamin'ny nahaterahany izy (Maria, Elizabeta sy Ana) Nomen'i Jesosy tombabidy izy (ilay mpitondratena tao.
Lesona 10 ho an'ny 7 Martsa Ity fizarana amin'ny Ohabolana ity dia hanampy antsika hahita izay “ao ambadiky ny saron-tava”. Izany hoe, ny zava-misy.
IZA MOA I JESOSY KRISTY? Lesona 3 ho an'ny 18 Aprily 2015.
A) 80 b) 53 c) 13 d) x 2 = : 10 = 3, x 3 = 309.
Lesona 9 ho an'ny 30 May,, “Dia talanjona ny olona tamin’ ny fampianarany, satria nisy fahefana ny teniny.” (Lioka 4:32) Fahefana milaza ny hevitry.
Lesson 5 ho an'ny 31 Janoary, “ Ny harena azo tamin'ny tsy marina dia tsy mahasoa akory; fa ny fahamarinana no mamonjy amin'ny fahafatesana.” (Ohabolana.
Lesona 8 ho an'ny 23 May, “Fa efa tonga ny Zanak’ olona hitady sy hamonjy ny very.” (Lioka 19:10) HITADY Ilay ondry very Ilay farantsakely very.
Lesona 7 ho an'ny 16 May Andriamanitra dia manana ny maha- Izy Azy, tena misy Izy ary tia sy mikarakara tahaka ny raim- pianakaviana olombelona.
Lesona 2 ho an'ny 11 Aprily “Ary tamin'ny taona fahadimy ambin'ny folo nanjakan'i Tiberia Kaisara, fony Pontio Pilato no governora tany Jodia, ary.
Lesona 2 ho an'ny 11 Jolay, Ny antson'Andriamanitra dia nidika ho: Fialana amin'ny tanana nahabe sy ny fianakaviana manompo sampy (Josoa 24:2).
Lesona 12 ho an'ny 21 Martsa Ao amin'ny Ohabolana 30, Agora dia manoro hevitra antsika mba hanana fanetre-tena amin'ny alalàn'ny fandosirana ny.
“Sady mampianatra azy hitandrina izay rehetra nandidiako anareo; ary indro Izaho momba anareo mandrakariva ambara-pahatongan’ny fahataperan’izao tontolo.
TSY MAINTSY HANDRE VE IZAO TONTOLO REHETRA IZAO ?
Loa ʻ a iā ‘oe ka mea? Ewalina Tanoue-Singson Palaka ʻ ehā.
“Ary ny mpanjaka nandidy an'i Aspenaza, lehiben'ny tandapany, hitondra ny sasany amin'ny Zanak'Isiraely, dia amin'ny zanak'andriana na amin'ny ambony.
NY TANTARAN'I JONA Lesona 4 ho an'ny 25 Jolay, 2015.
Fanadihadiana MOBILE BANKING Marsa Fanolorana teknika  Fanadihadiana ara-kalitao sy arak’antontan’isa.  Nandray anjara : Olona feno taona miisa.
Lesona 5 ho an'ny 31 okotbra, Hafatra ho an'ny mpisorona sy ny mpaminany (Jeremia 23:14-15; 5:26-31) Ny nasetrin'ny mpisorona izany: nikapoka an'i.
Ny ato am-poko ? ho Anao mandrakizay ‘Lay Fanantenako.
FANADIHADIHANA MIKASIKA IREO KARAZANA TEKNOLOJIA AMPIASAINA EO AMIN’NY SEHATRA ROJO-PIHARIANA VARY ANTSIRABE 15 OKTOBRA 2015.
Lesona 9 ho an'ny 29 Aogositra, “Partiana sy Mediana sy Elamita, ary mponina any Mesopotamia, sy Jodia sy Kapadokia sy Ponto sy Asia sy Frygia sy.
FEHEZAN-DALANA MOMBAN’NY FITOMPOAN- DRAHARAHA. Andraikitr’ireo mpitantsoroka amin’ny fitompoan-draharaha MINEAH: 1.Miantoka ny fitompoan-draharaha vonjimaika.
 Tantara: Tantaram-piainana. Iza i Paoly? Fitoetra manokana. Karazana olona toy inona i Paoly?  Fiantsoana: Tanjona. Inona no kinendrin'ny fiantsoana.
Lesona 4 ho an'ny 24 oktobra, Ny hafatr'i Jeremia Ireo lalana roa (Jeremia 17:5-10) Fanitsiana ny ota (Jeremia 17:1-4) Famalian a ilay hafatra Fanafihana.
Lesona 9 ho an’ny 27 Febroary, Ady maro amin’Ilay Fifanandrinana lehiben’ny tsara sy ny ratsy no nitranaga nandritra ny fotoana fahaterahan’ny Fiangonana.
FIHAONAMBE AN-TAMPONY MOMBA NY MIRALENTA SY NY FAMPANDROSOANA 2014 LOHAHEVITRA: ZON’NY VEHIVAVY/HETSIKA 50-50/ADY AMIN’NY HERISETRA/ FIOVAOVAN’NY TOE-TRANDRO.
FAMBOLENA LEGIOMA.
Sílabas con m,p,s tema 2. pe so ma si mu se.
Section T.5 – Solving Triangles
Tsy misy fahatapahany ny internet connection ka mahabe ny fahafahan’ny olona hampiasa sy hiantehitra aminy VOKANY eo amin’ny toe-tsaina?
- Mampijoro ny zavamaniry
.., - I ':\ ' !' #
Itcoinitcoin ASAS. 4 I4 I,
Can you define this word in a mathematical context?
The Name Game Creative Writing Dias.
VoiceandChoice SRHR MEDIA Template
5 - Electrocution Hazards
8 - Personal Protective Equipment (PPE)
10 - Hazardous Communications Part 1
11 - Cranes and Derricks
17 - Concrete and Masonry Construction
26 - Lockout Tagout
35 - Inspections Citations and Penalties
36 - Bloodborne Pathogens
Kākau ʻia na Kapa Palakiko
Presentation transcript:

Ny olona tsirairay dia tsy maintsy misafidy ny lalany eo amin'ny fiainana. Io lalana io dia mety hitondra na ho amin'ny fiainana mandrakizay na ho amin'ny fahafatesana mandrakizay. Tena ilaina ny Lalàn'Andriamanitra mba hahafantarana tsara ny fiafaran'ny lalana tsirairay.

“Anaka, tandremo ny didin-drainao, ary aza mahafoy ny lalàn-dreninao. Afatory amin'ny fonao mandrakariva ireo, ary afehezo eo am-bozonao.” (Ohabolana 6:20-21) “Afehezo eo amin'ny rantsan-tananao izy, soraty ao amin'ny fonao tahaka ny amin'ny vato fisaka izy.” (Ohabolana 7:3) Tsy maintsy ao amintsika ny Lalàna. Tsy maintsy mifehy ny fihetseham-pontsika, ny eritrerintsika, ary ireo antony manosika antsika hanao zavatra izy. AFATORY amin'ny fonao IREO Tsy maintsy ho fananana sarobidy ho antsika ny Lalàna. Izany indrindra no tokony hanehoantsika fa tiantsika izy sady hajaintsika. AFEHEZO eo am- bozonao IREO Tsy maintsy mifehy ny asantsika ny Lalàna. Ny asa tsirairay avy dia tokony hifanaraka aminy. AFEHEZO eo amin'ny rantsan- tananao IZY Tsy maintsy voasoratra ao am-pontsika ny Lalàna (Jeremia 31:33), amin'izay dia ho tsarovantsika izy sy ho saintsaintsika isan'andro. SORATY ao amin'ny fonao tahaka ny amin'ny vato fisaka IZY

“Raha mandeha ianao, dia hitari-dalana anao ireo; raha mandry ianao, dia hiambina anao; ary raha mifoha ianao, dia hamelona eritreritra anao. Fa jiro ny didy, ary fanazavana ny lalàna, ary lalan'aina ny anatra famaizana.” (Ohabolana 6:22-23) “Tandremo ny didiko, dia ho velona ianao; ary tandremo toy ny anakandriamasonao ny lalàko.” (Ohabolana 7:2)

“Hiarovana anao amin'ny vehivavy ratsy fanahy, ary amin'ny fandroboan'ny lelan'ny vehivavy janga. Aoka ny fonao tsy haniry ny hatsaran-tarehiny; ary aoka tsy hahazo anao amin'ny hodimasony izy.” (Ohabolana 6:24-25) Manazava ny mahatonga ny olona iray halaim-panahy hitsiriritra olona iray i Solomona. Mety ho amin'ny fomba tsy mivantana sy tsy miharihary izany, ka tsy tsikaritra akory fa efa alaim-panahy isika. Miteny teny feno fandokafana ilay lehilahy na vehivavy mpaka fanahy. Mety hampiasa antony sy fanazavana ara-pivavahana izy hanamarinany ny fanairany. Ny Lalàna sy ny fahatokiana amin'Andriamanitra irery ihany no afaka hihazona izany fakam-panahy izany, tahaka ny ao amin'ny tantaran'i Josefa. “Tsy misy lehibe noho izaho raha amin'ity trano ity, ary tsy misy zavatra narovany amiko afa-tsy ianao ihany, satria vadiny ianao ; koa hataoko ahoana no hanao izany, ratsy lehibe izany KA HANOTA AMIN'ANDRIAMANITRA?” (Genesisy 39:9)

“Tsy avelan'ny olona ho afa-maina ny mpangalatra, raha maka zavatra hahavoky ny tenany izy, na dia noana aza; fa raha azo izy, dia hampanoneriny fito heny ka hanome ny fananana rehetra ao an-tranony.” (Ohabolana 6:30-31) Indraindray ny fahotana dia toa "rariny" na toa ota nohamarinina. Na izany aza, ny antony manosika antsika dia tsy hanamarina velively ny fandikana ny Lalàn'Andriamanitra. Ny fahotana iray dia mitarika ho amin'ny iray hafa. Raha manamarina halatra kely iray isika, dia mety hiafara amin'ny fanamarinana iray hafa lehibe kokoa, na lainga, na hijangajanga mihintsy aza. Izay no mahatonga an'i Solomona hanoratra indray momba ny fijangajangana (Ohabolana 6:32-35). Raha tokony hosaziana ny olona iray mangalatra noho ny hanoanany, dia hosaziana mihoatra noho izany koa ny olona iray mangalatra ny hajan'ny olona iray hafa. Nitarika faharavana ara-tsaina tsy azo amboarina intsony izy!

“Ka dia nandeha nanaraka azy niaraka tamin'izay ilay zatovo, tahaka ny omby entina hovonoina, ary tahaka ny adala hogadrana, ambara-piboroaky ny lefom-pohy amin'ny atiny, ary tahaka ny vorona mipaoka ny fandrika, fa tsy fantany hahafaty ny ainy izany.” (Ohabolana 7:22-23) “Ka dia nandeha nanaraka azy niaraka tamin'izay ilay zatovo, tahaka ny omby entina hovonoina, ary tahaka ny adala hogadrana, ambara-piboroaky ny lefom-pohy amin'ny atiny, ary tahaka ny vorona mipaoka ny fandrika, fa tsy fantany hahafaty ny ainy izany.” (Ohabolana 7:22-23) Mampitandrina antsika ny amin'ny ratsy i Solomona amin'ny fampiasana fanoharan-teny ny amin'ilay vehivavy janga. Ny fahotana dia "midina ho any amin'ny efi- tranon'ny fahafatesana" (and. 27); mitarika ho amin'ny fahafatesana mandrakizay ny fahotana. Kanefa dia impiry isika no mandia io lalana io tahaka ny omby na ny vorona tsy misy fitandremana. Afaka mizotra amin'ny iray amin'ireo lalana roa ireo isika: Ny lalana voalohany dia mitondra ho amin'ny fiainana mandrakizay. Ny faharoa, ho amin'ny fahafatesana mandrakizay. Iza no safidinao?

“ Ireo zavatra ireo dia ilaina fandinihana sy fieritreretana lalina, ary fandraisana fanapahan-kevitra mifanaraka amin'ny tari-dalana tsotra voaorina ao amin'ny Tenin'Andriamanitra. Izao no fotoanan'ny fakam-panahy ho anao. Izao no fotoanan'ny fitsarana ho anao. Hahajoro manoloana ny fahavalo ve ianao? Sa ve ianao hametraka ny tenanao eo amin'ny toerana izay ahazoany mampiasa ny heriny aminao? Fanontaniana mihatra aman'aina ho anao izany. Ny Tompoa anie hanampy anao hahita ireo fandrik'i Satana, ka hiala amin'izany ary hiatoraka amin'i Jesosy amin'ny fo sy fanahy sy saina ary hery ” E.G.W. (Letters to Young Lovers, fizarana 4, pj. 84)