Lesona 7 ho an'ny Febroary 2015. Ny torohevitr'i Solomona ho famahana ireo olana ara-pifandraisana: 1.Aoka hanarona fahadisoana(Ohabolana 17:9; 19:11)

Slides:



Advertisements
Similar presentations
Ny LAHY sy ny VAVY TANJONA : - Fandinihina ny tena - Fifankafahantarana - Fahafahana mifanakalo - Handraisana fanapahan-kevitra.
Advertisements

Lesona 1 ho an'ny 3 Janoary "Ny Ohabolan'i Solomona, zanak'i Davida, mpanjakan'ny Isiraely” (Ohabolana 1:1) “Ny teny mavesa-danja nataon'i Agora,
T4 TEMPOLY na NY TENA. T4 TEMPOLY na NY TENA Voakasika ao anatin’izany ny: FISEHO FITENY HERY MIASA MANGINA FIFANDRAISANA TONTOLO IAINANA.
Fiantraikan’ny savorovoro politika sy ireo zavatra hafa niseho janoary 2010 eo amin’ny fiainana ara-piaraha- monina sy ara-toe-karen’ny tokantrano eto.
T2 TALENTA. T2 MAHAFANTATRA NY FAHAFAHA- MANAO TENA.
“Sady mampianatra azy hitandrina izay rehetra nandidiako anareo; ary indro Izaho momba anareo mandrakariva ambara-pahatongan’ny fahataperan’izao tontolo.
T 3 TOMBONANDRO. Ro iny T 3 TENA MANOKANA Reseho lahatra ny mambra mba hanao lisitry ny zavatra atao ( emploi du temps ): Isan’ andro Isan- kerinandro.
FFPM Endrika sariaka no Anompoako Anao, Jehovah Ray Fa tapaka ny hevitro : Izaho dia olonao mandrakizay. He ny foko afa-jaly Tena ravo, sady falifaly,
FF 26.
FFPM 642.
FFPM 317.
C h e m i c a l R e a c t i o n s. C h e m i c a l R e a c t i o n A p r o c e s s i n w h i c h o n e s u b s t a n c e i s c h a n g e d i n t o a n.
Lesona 8 ho an'ny 21 Febroary Ny fitovian'ny olombelona rehetra (Ohabolana 20:9, 12) Maharitra (Ohabolana 20:6) Maharitra (Ohabolana 20:6) Miandry.
Lesona 4 ho an'ny 25 Aprily, “Ary rehefa hitan'i Simona Petera izany, dia niankohoka tamin'ny tongotr'i Jesosy izy ka nanao hoe: Tompoko, mialà.
Lesona 9 ho an'ny 28 Febroary “Inona no marina?” (Jaona 18:38). Nanoratra momba ny fahamarinana sy ny fahitsiana i Solomona ao amin'ny Ohabolana.
NY FIAVIAN'I JESOSY Lesona 1 ho an'ny 4 Aprily 2015.
Ny olona tsirairay dia tsy maintsy misafidy ny lalany eo amin'ny fiainana. Io lalana io dia mety hitondra na ho amin'ny fiainana mandrakizay na ho amin'ny.
Lesona 5 ho an'ny 2 May, Inona no tian'i Lioka hambara rehefa milaza izy fa fanaon'i Jesosy ny mitandrina ny Sabata? Ahoana no tokony hanaovantsika.
Lesona 11 ho an'ny 14 Martsa MIAINA AMIM-PINOANA: 1.Mitandrina ny lalàna. Ohabolana 28:4, 7, 9. 2.Mahalala ny zavatra rehetra. Ohabolana 28:5.
Leson 6 ho an'ny 9 May, Nandray anjara tamin'ny nahaterahany izy (Maria, Elizabeta sy Ana) Nomen'i Jesosy tombabidy izy (ilay mpitondratena tao.
Lesona 10 ho an'ny 7 Martsa Ity fizarana amin'ny Ohabolana ity dia hanampy antsika hahita izay “ao ambadiky ny saron-tava”. Izany hoe, ny zava-misy.
IZA MOA I JESOSY KRISTY? Lesona 3 ho an'ny 18 Aprily 2015.
A) 80 b) 53 c) 13 d) x 2 = : 10 = 3, x 3 = 309.
Lesona 9 ho an'ny 30 May,, “Dia talanjona ny olona tamin’ ny fampianarany, satria nisy fahefana ny teniny.” (Lioka 4:32) Fahefana milaza ny hevitry.
Lesson 5 ho an'ny 31 Janoary, “ Ny harena azo tamin'ny tsy marina dia tsy mahasoa akory; fa ny fahamarinana no mamonjy amin'ny fahafatesana.” (Ohabolana.
Lesona 8 ho an'ny 23 May, “Fa efa tonga ny Zanak’ olona hitady sy hamonjy ny very.” (Lioka 19:10) HITADY Ilay ondry very Ilay farantsakely very.
Lesona 7 ho an'ny 16 May Andriamanitra dia manana ny maha- Izy Azy, tena misy Izy ary tia sy mikarakara tahaka ny raim- pianakaviana olombelona.
Lesona 2 ho an'ny 11 Aprily “Ary tamin'ny taona fahadimy ambin'ny folo nanjakan'i Tiberia Kaisara, fony Pontio Pilato no governora tany Jodia, ary.
Lesona 2 ho an'ny 11 Jolay, Ny antson'Andriamanitra dia nidika ho: Fialana amin'ny tanana nahabe sy ny fianakaviana manompo sampy (Josoa 24:2).
Lesona 12 ho an'ny 21 Martsa Ao amin'ny Ohabolana 30, Agora dia manoro hevitra antsika mba hanana fanetre-tena amin'ny alalàn'ny fandosirana ny.
“Sady mampianatra azy hitandrina izay rehetra nandidiako anareo; ary indro Izaho momba anareo mandrakariva ambara-pahatongan’ny fahataperan’izao tontolo.
TSY MAINTSY HANDRE VE IZAO TONTOLO REHETRA IZAO ?
“Ary ny mpanjaka nandidy an'i Aspenaza, lehiben'ny tandapany, hitondra ny sasany amin'ny Zanak'Isiraely, dia amin'ny zanak'andriana na amin'ny ambony.
NY TANTARAN'I JONA Lesona 4 ho an'ny 25 Jolay, 2015.
Fanadihadiana MOBILE BANKING Marsa Fanolorana teknika  Fanadihadiana ara-kalitao sy arak’antontan’isa.  Nandray anjara : Olona feno taona miisa.
Lesona 5 ho an'ny 31 okotbra, Hafatra ho an'ny mpisorona sy ny mpaminany (Jeremia 23:14-15; 5:26-31) Ny nasetrin'ny mpisorona izany: nikapoka an'i.
Ny ato am-poko ? ho Anao mandrakizay ‘Lay Fanantenako.
FANADIHADIHANA MIKASIKA IREO KARAZANA TEKNOLOJIA AMPIASAINA EO AMIN’NY SEHATRA ROJO-PIHARIANA VARY ANTSIRABE 15 OKTOBRA 2015.
Lesona 9 ho an'ny 29 Aogositra, “Partiana sy Mediana sy Elamita, ary mponina any Mesopotamia, sy Jodia sy Kapadokia sy Ponto sy Asia sy Frygia sy.
FEHEZAN-DALANA MOMBAN’NY FITOMPOAN- DRAHARAHA. Andraikitr’ireo mpitantsoroka amin’ny fitompoan-draharaha MINEAH: 1.Miantoka ny fitompoan-draharaha vonjimaika.
 Tantara: Tantaram-piainana. Iza i Paoly? Fitoetra manokana. Karazana olona toy inona i Paoly?  Fiantsoana: Tanjona. Inona no kinendrin'ny fiantsoana.
Lesona 4 ho an'ny 24 oktobra, Ny hafatr'i Jeremia Ireo lalana roa (Jeremia 17:5-10) Fanitsiana ny ota (Jeremia 17:1-4) Famalian a ilay hafatra Fanafihana.
Lesona 9 ho an’ny 27 Febroary, Ady maro amin’Ilay Fifanandrinana lehiben’ny tsara sy ny ratsy no nitranaga nandritra ny fotoana fahaterahan’ny Fiangonana.
FIHAONAMBE AN-TAMPONY MOMBA NY MIRALENTA SY NY FAMPANDROSOANA 2014 LOHAHEVITRA: ZON’NY VEHIVAVY/HETSIKA 50-50/ADY AMIN’NY HERISETRA/ FIOVAOVAN’NY TOE-TRANDRO.
FAMBOLENA LEGIOMA.
75 Has 7 in the tens place Odd Number Less than 100
- Mampijoro ny zavamaniry
Itcoinitcoin ASAS. 4 I4 I,
Making Tens.
Making Tens.
12 Has 1 in the tens place Even Number Less than 20
The Name Game Creative Writing Dias.
VoiceandChoice SRHR MEDIA Template
There are 3 parts to a well‐structured presentation:
5 - Electrocution Hazards
6 - Caught In or Between Hazards
7 - Struck by Hazards
8 - Personal Protective Equipment (PPE)
10 - Hazardous Communications Part 1
11 - Cranes and Derricks
13 - Material Handling and Storage
12 - Excavations
16 - Tools
17 - Concrete and Masonry Construction
20 - Steel Erection
21 - Welding and Cutting
23 - Powered Industrial Trucks
26 - Lockout Tagout
35 - Inspections Citations and Penalties
36 - Bloodborne Pathogens
Presentation transcript:

Lesona 7 ho an'ny Febroary 2015

Ny torohevitr'i Solomona ho famahana ireo olana ara-pifandraisana: 1.Aoka hanarona fahadisoana(Ohabolana 17:9; 19:11) 2.Aoka ho marina(Ohabolana 17:10; 19:25) 3.Aoka hiteny fahendrena(Ohabolana 18) 4.Aoka hihaino (Ohabolana 18:2, 17) 5.Aoka hilaza ny marina(Ohabolana 19)

“Izay mikatsaka ny fihavanana dia manarona heloka; fa izay mamohafoha heloka mampisaraka ny tena mpisakaiza.” (Ohabolana 17:9) “Ny fahendren'ny olona manindry ny fahatezerany, ary voninahitra ho azy ny tsy mamaly fahadisoana.” (Ohabolana 19:11) Inona no tokony ho antony manosika antsika hamela ireo fahadisoan'ny namantsika? Inona no maha-samihafa ny manarona fahadisoana sy ny manala tsiny fahotana? Ny hoe “manarona” dia midika hoe mamela, manafina sy manadino (Salamo 85:2). Tsy maintsy voavela ny fahotana, sady anarina. Tsy maintsy afenina izy ary tsy aparitaka (amin'ny fosafosa) na ialana tsiny. Tsy maintsy adinoina izy mba hitoetra ny fisakaizana. “Izay tena sakaiza tokoa dia tia amin'ny andro rehetra, ary ny rahalahy dia nateraka hamonjy amin'ny fahoriana.” (Ohabolana 17:17)

“Ny anatra iray dia mandaitra kokoa amin'ny hendry noho ny kapoka injato amin'ny adala.” (Ohabolana 17:10) “Kapohy ny mpaniratsira dia ho hendry ny kely saina; ary anaro ny manan-tsaina, dia hahalala fahendrena izy.” (Ohabolana 19:25) Tsy maintsy anarina ka omen-tsiny ny fahotana. Tsy maintsy mahatsapa tena ny amin'ny fahadisoany ilay olona nanota mba ahafahany manitsy ny fitondran- tenany. Namela heloka ny mpanota i Jesosy, ary avy eo nampitandrina azy ireny: “Aza manota intsony.” (Jaona 5:14; 8:11). Tsy tokony ho jamba na tsy misy fepetra ny fitiavana rehefa manarona fahadisoana.

E.G.W. (The Acts of the Apostles, toko.51, pj. 516)

“Ny adala tsy mba finaritra amin'ny fahalalana, fa ta-haneho izay ao am-pony.” (Ohabolana 18:2 NVI) ““Tsy ilaina ny miady hevitra amin'izany. Marina aho!” Mety hanana fahatokian-tena loatra ny amin'ny fahendrentsika isika ka mieritreritra fa tsy mila mihaino ny hafa. “Izay mandahatra aloha no toa marina; fa nony avy kosa ny andaniny dia mitaky porofo aminy.” (Ohabolana 18:17) Raha mihaino ny andaniny isika, dia mety hahita fa hay tena diso tokoa. Ireo izay tarihin'ny fahendrena avy any ambony dia hihaino ny andaniny roa mialohan'ny hitsarany zavatra iray. Andriamanitra irery ihany no hany tsy mila hevitra hafa.

“Tsara ny mahantra mandeha tsy misy tsiny noho izay mandainga amin'ny molony sady adala.” (Ohabolana 19:1) Mety hitondra tombontsoa vetivety ny lainga (fisondrota-karama, namana, fialana amin'ny sazy…). Kanefa, na ho ela na ho haingana dia tsy maintsy hotratra ny mpandainga. Amin'izay fotoana izay dia ho henjana ny vokany. Ary dia ho hitantsika fa hay ireo tombotsoa ireo dia tsy sahazan'izany akory. Hiharatsy hatrany hatrany izany. Ny zavatra rehetra azontsika amin'ny lainga dia hihalo sady hampangidy ny fifandraisantsika. Izany no vokatry ny fahotantsika. “Ny vavolombelona mandainga tsy ho afa-tsiny, ary tsy ho afa-maina izay mamoaka lainga.” (Ohabolana 19:5)

"Aoka tsy hiraviravy tanana na hamikitra amin'ny fisalasalana rehefa milaza ny marina. Aoka hanjary fiainana izany. Ny manao fitan-droa amin'ny fahamarinana sy ny manafina izany mba hifanaraka amin'ny drafitra ataon'ny tena feno fitiavan-tena dia midika ho faharendrehan'ny finoana toy ny vaky sambo. "Mifahara ary, ka sikino fahamarinana ny valahanareo, ary mitafia ny rariny ho fiarovan- tratra." Efes. 6:14. Izay miteny zavatra tsy marina dia manao varo-babo ny fanahiny. Mety ho toa mahasoa eo amin'ny toe-javatra mahamaika ny laingany, amin'izay dia toa manafaingana ny asa izy, izay zavatra tsy ho vita raha manara-dalàna; nefa amin'ny farany dia ho tonga eo amin'ny toerana izay tsy ahazoany matoky na iza na iza izy." E.G.W. (The Acts of the Apostles, toko 7, pj. 75)