Fiantraikan’ny savorovoro politika sy ireo zavatra hafa niseho janoary 2010 eo amin’ny fiainana ara-piaraha- monina sy ara-toe-karen’ny tokantrano ambanivohitr’i Vangaindrano Vangaindrano, 20 jolay 2011 Réseau Observatoires Ruraux MADAGASCAR
Firafitry ny Famelabelarana Ny mikasika ny fanadihadiana Fomba nanatanterahina ny fanadihadiana Valin’ny fanadihadiana Ny mikasika ny tokantrano sy ny mponina Fifindra-monina Fivezivezena Fampianarana Ny fihariana sy ny asa Fidiram-bola Fandaniana Ny ara-tsakafo Fambolena sy fiompiana Fifanampiana fiaraha-monina Zava-nitranga sy paikady Rano sy fidiovana Fahasalamana – VIH/SIDA Fomba fiasan’ny sampan-draharaham-panjakana Herisetra ankizy sy ao an-tokantrano Fanjakana tandalàna sy ny fampahalalam-baovao Ny tanora Filàna fototra
Ny mikasika ny fahadihadiana Zava-misy Tanjona Karazana tranga maro mety hisy lafi-piainan’ny mponina (kirizy, rivo-doza, tondra-drano, sns) Zava-dehibe ny fananana antontan’isa entina mamantatra ny zava- misy eny ifotony Vangaindrano: olana mikasika ny tsy fanjariana ara-tsakafo Hijery ny fiantraikan’ireo karazana zavatra nitranga ireo fiainan’ny tantsaha na ara-tsosialy na ara-toe-karena Hampivoitra ny fiovaovan’ny fari-piainan’ny tantsaha ao anatin’ny taona, dia mandrita ny sakave sy aorian’ny fiakaran’ny Vatomandry Mpiara-miombona antoka: Firenena Mikambana / UNICEF
Fomba nanatanterahana ny fanadihadiana Mahasolo tena ny distrika iray manontolo ny fanadihadiana Tokantrano 525 anivona kaominina 19 Fihodinana voalohany: 06 oktobra – 09 novambra ; desambra Vanim-potoana notratrarina: sakave 2010 Ireo nanatanteraka ny asa: 1 teknisiana mpanaramaso ROR, mpanara-maso 3, mpanadihady 13, mpamily 3, mpahandro 1.
VALIN’NY FANADIHADIANA
Ny tokantrano sy ny mponina
Ny tokantrano sy ny mponina (1) Momba ny tokantranoFanamarihana Isan’ny mponina tokantrano6.3> Atsimo Atsinanana (EPM 10) Tokantrano tarihina vehivavy17.6%< ambanivohitra (EPM 10) Lohan’ny tokantrano tsy nandia fianarana 42% Fanavakavahana ny vehivavy (62% vs 38%) Vola asa fanao mahazatra latsaky ny Ar % Maro kokoa ho an’ny tokantrano tarihina vehivavy (59% vs 26%) Taonan’ny lohan’ny tokantrano42.7
Momba ny mponina Fanamariha na Isan’ny olona anaty tokantrano 3373 Latsaky ny 17 taona 58% Salan’isan’ny taona 18.9 Tsy nandia fianarana 45%≥ 15 taona Fanambadiana nentim- paharazana 44%≥ 12 taona Ny tokantrano sy ny mponina (2)
Ny Fifindra-monina
Vitsy ireo olona hita fa efa niaina avy tamina fokontany hafa teo aloha: 2% Ireo latsaky ny 25 taona no tena voakasik’izany Fiaviana: Vangaindrano (62%), ivelan’ny faritra Atsimo Atsinanana (35%) Antony nifindrana fonenana ankehitriny: fianarana (32%), asa (30%)
Fivezivezena
Vitsy ny tahan’ireo olona mivezivezy an-tanàndehibe (7% n’ny ≥ 6 taona) Tsy misy ny fivezivezena isan’andro Mijery tsena no antony voalohany andehanana an-tanàn-dehibe (48%) Vitsy ireo tokantrano manao resaka fitanterana (3%) Salan’isan’ny fandaniana tanatin’ny 30 andro mialoha ny fanadihadiana: Ar
Fampianarana
Fampianarana (1) Ambany ny tahan’ny fidirana an-tsekoly raha mitaha ny Nosy (TBS fanabeazana fototra: 96% vs 118% - EPM 2010) 56% ny zaza taona no nianatra fotoana nanaovana fanadihadiana ka mahazo vahana kokoa ny zazalahy Manomboka eo ho 15 taona ny fianarana
Cyclone Hubert (martsa 2010): tsy afaka nianatra ny 22% n’ny mpianatra 6-17 taona nandritra ny 2 herinandro Tena resaka fampianarana: Tsy fahampian’ny sakafo (70% tokantrano misy zaza mianatra) Tsy fahampian’ny fitaovana (65%) Tsy fahampian’ny mpampianatra (60%) fanefana saram-mpianarana : 35% Tsy nanankorontana ny fizotran’ny taom-pianarana loatra ny kirizy (CEPE 100%, tsy fialana an-tsekoly nandritra ny taom-pianarana (0.4%), tsy fanapahana fianarana maharitra) Fampianarana (2)
FIHARIANA & ASA
FIHARIANA & ASA (1) Olona mihoatra ny 15 taona manana anton’asa90.5% Olona mihoatra ny 15 taona tokony hiasa nefa tsy manana anton’asa 2.4% Olona tsy voakasiky resaka fihariana (zaza, mpianatra, mpikarakara tokantrano) 7.1% Zaza 6-14 taona manana anton’asa7.8% Olona mihoatra ny 65 taona manana anton’asa67.7%
FIHARIANA & ASA (2) Fambolena: 87% n’ny fotom-piveloman’ny 15 – 64 taona Karazana vadin’asa: Lehilahy: saraka an-tsaha (76%) Vehivavy: saraka an-tsaha (61%), asa tànana (24%)
FIDIRAM-BOLA
FIDIRAM-BOLA (1) Ireo karazana loharanom-pihariana tao anatin’ny 30 andro Tomban’ny voly hafa nojifaina ankoatra ny vary25.4 Vola asa itadiavam-bola21.3 Vola famarotana voly ankoatra ny vary19.8 Tomban’ny vary nojifaina15.4 Vola famarotana biby fiompy (omby, kisoa, …)6 Vola famarotana fananana3.2 Fanampiana ankoatra ny vola (sakafo, fanafody, fitafiana, sns)2.4 Tomban’ny fanjifana biby fiompy2.2 Vola famarotana akoho amam-borona1.7 Fanampiana ara-bola1.4 Vola famarotana vary1.1 Tomban’ny fanjifana vokatry ny fiompiana (hena, ronono, atody)0.1 Vola famarotana vokatry ny fiompiana (hena, ronono, atody)0
FIDIRAM-BOLA (2) Ambany ny vola fotoana ankapobeany : 64% n’ny tokantrano no manana vola asa fanao mahazatra latsaky ny Ar. Karazana tokantrano tena sahirana lafiny fidiram-bola (latsaky ny Ariary) Vehivavy ny loham-pianakaviana (59.2%) Tokantrano vitsy olona (latsaky ny 4) (41.5%) Lohan’ny tokantrano maty vady na nisaraka na tokan-tena (59%) Lohan’ny tokantrano tsy nandia fianarana mihitsy (37.9%)
FANDANIANA
FANDANIANA (1) Karazana fandaniana tao anatin’ny 30 andro Fanjifana sakafo novokarina (vary, voly hafa, biby fiompy, …)52.7 Vola sakafo novidiana (vary, voamaina, menaka, siramamy, …)21.7 Fandaniana hafa (fampianarana, fahasalamana, adidy,..)12.9 Vola kojakoja ankoatra ny sakafo (solitany, savony, kitay,…)5.5 Vola fampiasam-bola4.0 Vola lany asa aman-draharaha3.2 Endriky ny fahasahiranana lanjan’ny fandaniana ara-tsakafo raha fandaniana hafa (74.4%) lanjan’ny fandaniana ara-tsakafo eo anatrehan’ny vola miditra (98.2%)
FANDANIANA (2) Ny fandaniana ankapobeany ankoatra ny sakafo Vola lany (Ar) Tokantrano voakasika (%) Savony % Solitany, labozia % Sigara, toaka % Fahasalamana % Fampianarana % Fitanterana % Kitay, saribao % Antso an-tariby, fahana % Hofan-trano, toeram-ponenana %
NY SAKAFO
NY SAKAFO (1) Ireo sakafo tena nohanina tanatin’ny herinandro mialoha ny fanadihadiana Isan’ny andro Lanja nohanina isan’olona(g/uc / herinandro) Tokantrano (%) Vary Kazaha Bokala Voatsororoka Anana Kida Ampalibe Firanpay Trondro lena Menaka(cl/uc/herinandro) Sira Siramamy
NY SAKAFO (2) Tena tsapa ny fahasahiranana fotoanan’ny sakave Fanoloana ny foto-tsakafo (kazaha, ampalibe) Fividianana foto-tsakafo sakafo (62%) Fitsitsiana ara-tsakafo: fahavitsian’ny karazan-tsakafo nohanina sy ffihenan’ny fatra ohanina) Fahalanian’ny tahirina foto-tsakafo (vary: 16% sisa no manana tahiry) Tsy fihinanana sakafo : maraina (2%), atoandro (4%) nandritra ny andro nialoha ny fanadihadiana Tokantrano 3 no milaza fa ratsy na tena ratsy ny lafiny ara-tsakafo ao aminy.
FAMBOLENA SY FIOMPIANA
FAMBOLENA SY FIOMPIANA (1) VatomandryVary hosy* Salan’isaN N Vokatra isan-tokantrano (kg) Velaran-tany isan-tokatrano (Ara) Isan’ny tanimbary isan-tokantrano (isa) Vokatra isaky ny hekitara Tokantrano mamboly vary: 92.4% *: Ho an’ireo efa nahavokatra talohan’ny fanadihadiana ihany
FAMBOLENA SY FIOMPIANA (2) Endriky ny fambolem-bary ankapobeny Tanimbary misy famatsian-drano (%)86.2 Tanimbary ampiasaina zezika (%)2.2 Tanimbary ampiasaina masomboly vokatra teo aloha (%)85.7 Tanimbary ampiasaina masomboly tsotra (%)99.1 Tanimbary anaovana ketsa saritaka (%)83.8 Tanimbary anaovana vary tomboka sy fafy mivantana (%)14.0 Famarotana vary isan-tokantrano Lanja (kg) Vidiny (Ar/kg) N Famarotana ny vokatra Akotry Tokantrano FKT Fotsim-bary Tsena isan’kerinandro, tokantrano
FAMBOLENA SY FIOMPIANA (3) Tokantrano mpamboly Vokatra 2010 (kg) Tokantrano mivarotra (%) Lanjany namidy (kg) Ampaham- bokatra namidy (%) Vidiny (Ar/kg) Kazaha84% Ampalibe63% Bokala48% Kida46% Kafe42% Frianpay23% Voatsororoka20% Fary19% Anana 16%
FAMBOLENA SY FIOMPIANA (4) Tokantrano miompy: 84.8% Mpiompy (%) Biby isan- tokantrano Mivarotra (%) Vidiny (Ar / biby) Mividy (%) Vidiny (Ar / biby) Akoho Omby Kisoa Kana Koloka
FIFANAMPIANA FIARAHA-MONINA
Ny fianakaviana akaiky na RAR no tena filana vonjy (44% ); avy eo ny mpifanolo-bodirindrina (12%) Fiaraha-monina mbola mifanampy sy mifanohana manoloana ny fahasahiranana
ZAVA-NITRANGA SY PAIKADY
ZAVA-NITRANGA SY PAIKADY (1) Ara- boajanahary Ara-toe-karena Rivo- doza (57%) Tondra- drano (71%) Hain- tany (66%) Vidim- piainana (79%) Vidim- bokatra (28%) Vidina kojakoja (32%) Fahasimban’ny voly (25% n’ny tokantrano nahatsapa fahasimban’ny 2/3 ) Fihenan’ny vola miditra fambolena fiainana an-davanandro, indrindra ara-tsakafo Kirizy politika 2009
ZAVA-NITRANGA SY PAIKADY (2) Ara-tsakafo fidiram- bola fandaniana Fampihenana ny karazan-tsakafo (45%) Fampihenana ny fatran-tsakafo (40%) Fanjifana ny sakafo mora kokoa (24%) Fanaovana vadin’asa (42%) Fampihenana ny fanjifana tsy tena laharam- pahamehana (20%)
RANO SY FIDIOVANA
RANO SY FIDIOVANA (1) Tsy mampiasa rano fisotro madio ny tokantrano rehetra : renirano (56%), loharano tsy voaaro (30%), lava-drano tsotra (12%) Vitsy no mandray rano fisotro: mampangotraka (25%), Sur’Eau (1%) Kely noho ny tokony ho izy ny habetsahan’ny rano ampiasaina (latsaky ny 15l / olona / andro: 75%) nefa latsaky ny 500m no fakan’ny mponina rano ary tsy misy manao rano ny tokantrano.
RANO SY FIDIOVANA (2) Tsy mampiasa lava-piringa ny tokantrano (95%) fa mivoaka eny ankalamanjana avokoa. renirano no mandro ny ankamaroan’ny olona (89%). Kely noho ny tokony ho izy ny habetsahan’ny rano ampiasaina (latsaky ny 15l / olona / andro: 75%) nefa latsaky ny 500m no fakan’ny mponina rano ary tsy misy mividy rano. Tsy manasa savony mihitsy ny 68% n’ny tokantrano noho ny tsy fahampian’ny vola.
FAHASALAMANA – VIH/SIDA
FAHASALAMANA – VIH/SIDA (1) Tazo no aretina tena mpahazo ny olona: 57% n’ny zaza madinika narary vs 34% an’ny 5 taona no ho mihoatra) Zaza latsaky ny 5 taona 4 narary no tratran’ny fivalanana 57% n’ny marary ijhany no nentina nizaha fahasalamana na noho ny tsy fananana vola na noho ny fanaovana dokotera tena.
FAHASALAMANA – VIH/SIDA (2) 53% n’ny olona nohadiadiana no efa naheno momba ny SIDA Karazana olona tsy dia mahalala:io aretina io: vehivavy (46%), ireo tsy nandia fianarana (44%), ireo olon-dehibe mihoatra ny 55 taona (45%). Ny fifindran’ny alalan’ny firaisana ara-nofo tsy voaaro sy ny rà no tena fantatr’ireo olona efa mahalala ny SIDA (97% sy 81%). Tsy vitsy ireo nanana fiheverana mety ho fifindran’ny tsimok’aretina: kaikitry ny moka (62%), firaisana marary (59%). Maro ny fomba mety hahafahana misoroka ny SIDA fantatry ny 90% n’ny voahadihady: olon-tokana, tsy olona toy ny mpivaro-tena na mpanao firaisana olona maro, na efa mitondra tsimok’aretina. Tsy mampiasa fimailo ny 91% ny olona nohadihadiana.
FIASAN’ny SAMPAN-DRAHARAHAM- PANJAKANA
Mahafa-po Tsy mahafa- po Tsy misy Fokontany (73%) Fandriam-pahalemana (54%) Taratasim-panjakana (52%) noho ny tsy fahaingan’ny fiasa (42%) CSB (47%) noho ny fahatarana na tsy maha-eo matetika ny tompon’andraikitra Fikojakojana ny làlana (47%) noho ny tsy fahaingan’ny fiasa (42%) Kantina eny an-tsekoly (85%) Fananan-tany (75%) Fambolena (73%) Fitsaboana ny biby (62%)
ankizy sy ao an- Tokantrano
Vitsy ireo nohadihadiana nilaza fa niharan’ny herisetra ny ankizy tokantranony (3%) Fandaozan’ny RAR (100%) Fitenenana mahery loatra (17.3%) Tsy dia maro koa ny nahatsapa herisetra vehivavy Adin’ny mpivady13%) Fanerena hiasa (7%) Fanerena hitoe-jaza (6%)
Ny fanjakana tan-dalana sy ny fampahalalam-baovao
Ny fanjakana tan-dalana sy ny fampahalalam-baovao (1) Halatra biby fiompy hafa na hala-botry no tena matetika mitranga (8% sy 6%) Mandray fiambenana tanàna sady mailo kokoa ireo olona mahatsapa tsy filaminana Matory an-tsaha ny 13% n’ny tokantrano mahatsapa fa tena ratsy ny tsy fandriam- pahalemana Tsy nisy ny nilaza ho nahalala olona voasabotra janoary 2010
Ny fanjakana tan-dalana sy ny fampahalalam-baovao (2) Andraikitry ny asa fampahalalam-baovao: Mitaiza (29%) Mandamina (27%) Tsy fantatra (18%) Manodinkodin-dresaka (12%) Tsy miandany (9%) Mandranitra (5%)
Ny Tanora 15 – 24 taona
Ny Tanora 15 – 24 taona (1) Maro an’isa ny milaza fa tena mandray andraikitra fiaraha-monina ny tanora (35%) Maro an’isa ihany koa ireo tena manana hoavin’ny tanora malagasy (37%) Mbola tsy ampy ny toerana fialam-boly ho an’ny tanora FKT (83%)
Ny Tanora 15 – 24 taona (2) Misy tokoa ny loza fahasalaman’ny tanora ankehitriny: Tovolahy : toaka (61%), paraky na sigara (20%) Tovovavy: vohoka aloha loatra (67%) 39% n’ny nohadihadiana no milaza fa fanabeazana momba ny fisorohana ny SIDA ny RAR, 42% tsy nanan-kevitra Ny hafa milaza fa ny sampan-draharaha misahana ny fahasalamana no tokony hisahana izany
Ny filàna fototra
Filàna fototra maika: Ara-tsakafo (33% n’ny valin-teny) Ara-bola (32%) Filàna fototra afaka miandry kely Toeram-ponenana (20%) Fitaovam-pamokarana (18%) Fahasalamana (13%) Tontolo iainana (12%) 66% n’ny voahadihady dia milaza fa hiharatsy ny fiainan’ny faran’ny taona 2010.
Fehiny sy famaranana Ny loza voajanahary sy ny vesatra ara-toe-karena (fidangan’ny vidim-piainana) dia nanamafy ny fahasahiranan’ny tokan-trano ary nanafaingana ny sakave 2010 Vokany ara-tsosialy: firoboroboan’ny tsy faritra sasany, misy marary tsy afaka manantona dokotera noho ny fahasahiranana. Vokany ara-toe-karena: fitotonganana’ny vola miditra, fampandeferana ny filàna hafa noho ny vesatry ny filàna ara-tsakafo lafiny ara-tsakafo: fihafiana goavana fatra karazana Mbola olana ny tsy fahampiana na tsy fahalavorarian’ny foto-drafitr’asa (rano fisotro madio, lalàna) Maro no asan’ny FKT na teo aza ny savorovoro ara-politika, tsy voakorontana ny taompianarana na somary ambany aza ny tahan’ny fandehanana an-tsekoly. Fanadihadiana andiany II eto Vangaindrano hijerevana ny zava-misy tao aorian’ny fiakaran’ny vary Vatomandry: 17/07 20/08
Misaotra tompoko!