FIHAONAMBE AN-TAMPONY MOMBA NY MIRALENTA SY NY FAMPANDROSOANA 2014 LOHAHEVITRA: ZON’NY VEHIVAVY/HETSIKA 50-50/ADY AMIN’NY HERISETRA/ FIOVAOVAN’NY TOE-TRANDRO.

Slides:



Advertisements
Similar presentations
Ma.
Advertisements

Kū-iok Le̍k-tāi-chì (I) Tē saⁿ chiuⁿ
O Alfabeto Com Vocabulário Adaptado ao português do original de Robert Rose. 01/03/08.
Ny LAHY sy ny VAVY TANJONA : - Fandinihina ny tena - Fifankafahantarana - Fahafahana mifanakalo - Handraisana fanapahan-kevitra.
Structure électronique des atomes & Schéma de Lewis
PrÉpositions avec le temps
Depuis, Pendant, Pour and il y a
T4 TEMPOLY na NY TENA. T4 TEMPOLY na NY TENA Voakasika ao anatin’izany ny: FISEHO FITENY HERY MIASA MANGINA FIFANDRAISANA TONTOLO IAINANA.
Fiantraikan’ny savorovoro politika sy ireo zavatra hafa niseho janoary 2010 eo amin’ny fiainana ara-piaraha- monina sy ara-toe-karen’ny tokantrano eto.
Vol. 1 Andro farany Hafatry ny AVY AMIN’I J ESOSY “Sady mampianatra azy hitandrina izay rehetra nandidiako anareo; ary indro Izaho momba anareo mandrakariva.
T2 TALENTA. T2 MAHAFANTATRA NY FAHAFAHA- MANAO TENA.
“Sady mampianatra azy hitandrina izay rehetra nandidiako anareo; ary indro Izaho momba anareo mandrakariva ambara-pahatongan’ny fahataperan’izao tontolo.
T 3 TOMBONANDRO. Ro iny T 3 TENA MANOKANA Reseho lahatra ny mambra mba hanao lisitry ny zavatra atao ( emploi du temps ): Isan’ andro Isan- kerinandro.
Click on each of us to hear our sounds.
La chenille qui fait des trous. Ilay fanday noana be. The very hungry caterpillar. Eric Carle.
FFPM Endrika sariaka no Anompoako Anao, Jehovah Ray Fa tapaka ny hevitro : Izaho dia olonao mandrakizay. He ny foko afa-jaly Tena ravo, sady falifaly,
FF 26.
FFPM 642.
FFPM 317.
C h e m i c a l R e a c t i o n s. C h e m i c a l R e a c t i o n A p r o c e s s i n w h i c h o n e s u b s t a n c e i s c h a n g e d i n t o a n.
1/03/09 De 89 à 98. 1/03/09 De 89 à 98 1/03/09 De 89 à 98.
Filohan’ny Foibe Eran-tany
A) 80 b) 53 c) 13 d) x 2 = : 10 = 3, x 3 = 309.
Christmas Around the World
Mining the Internet Pat Viele Physics and Astronomy Librarian Cornell University August 6, 2005.
Find the period of the function y = 4 sin x
“Sady mampianatra azy hitandrina izay rehetra nandidiako anareo; ary indro Izaho momba anareo mandrakariva ambara-pahatongan’ny fahataperan’izao tontolo.
U n i t 3 : P E O P L E ’ S B A C K G R O U N D W R I T I N G.
Linguistically Targeted Test Suites November 2, 2012 Lori Levin Jason Baldridge Chris Dyer Vijay John Kyle Jerro.
In the UK, the main Christmas Meal is usually eaten at lunchtime or early afternoon on Christmas Day. It was traditionally roast beef or goose, although.
TSY MAINTSY HANDRE VE IZAO TONTOLO REHETRA IZAO ?
CC Italy Juan Carlos De Martin
“Ary ny mpanjaka nandidy an'i Aspenaza, lehiben'ny tandapany, hitondra ny sasany amin'ny Zanak'Isiraely, dia amin'ny zanak'andriana na amin'ny ambony.
English – All Sections Mr. De Vito English – All Sections Mr. De Vito - 2 -
Our school sent some boxes full of toys to hospital "Gaslini" (Genova), "San “Carlo Borromeo” (Milan) and "Niguarda" (Milan) to pediatric ward – oncology.
NY TANTARAN'I JONA Lesona 4 ho an'ny 25 Jolay, 2015.
Fanadihadiana MOBILE BANKING Marsa Fanolorana teknika  Fanadihadiana ara-kalitao sy arak’antontan’isa.  Nandray anjara : Olona feno taona miisa.
Lesona 5 ho an'ny 31 okotbra, Hafatra ho an'ny mpisorona sy ny mpaminany (Jeremia 23:14-15; 5:26-31) Ny nasetrin'ny mpisorona izany: nikapoka an'i.
Ny ato am-poko ? ho Anao mandrakizay ‘Lay Fanantenako.
FANADIHADIHANA MIKASIKA IREO KARAZANA TEKNOLOJIA AMPIASAINA EO AMIN’NY SEHATRA ROJO-PIHARIANA VARY ANTSIRABE 15 OKTOBRA 2015.
1 Thinking Do you celebrate Halloween? If so, what do you most look forward to for the holiday? If not, are there alternative activities you participate.
FEHEZAN-DALANA MOMBAN’NY FITOMPOAN- DRAHARAHA. Andraikitr’ireo mpitantsoroka amin’ny fitompoan-draharaha MINEAH: 1.Miantoka ny fitompoan-draharaha vonjimaika.
 Tantara: Tantaram-piainana. Iza i Paoly? Fitoetra manokana. Karazana olona toy inona i Paoly?  Fiantsoana: Tanjona. Inona no kinendrin'ny fiantsoana.
Тема: «Естественно-научные основы физического воспитания» Кафедра физического воспитания и спорта.
Lesona 9 ho an’ny 27 Febroary, Ady maro amin’Ilay Fifanandrinana lehiben’ny tsara sy ny ratsy no nitranaga nandritra ny fotoana fahaterahan’ny Fiangonana.
FAMBOLENA LEGIOMA.
。 33 投资环境 3 开阔视野 提升竞争力 。 3 嘉峪关市概况 。 3 。 3 嘉峪关是一座新兴的工业旅游城市,因关得名,因企设市,是长城文化与丝路文化交 汇点,是全国唯一一座以长城关隘命名的城市。嘉峪关关城位于祁连山、黑山之间。 1965 年建市,下辖雄关区、镜铁区、长城区, 全市总面积 2935.
50/50 BY 2015: DEMANDING A STRONG POST 2015 AGENDA THE SADC GENDER PROTOCOL SUMMIT 2014 CATEGORY ALLIANCE Madagascar, Antananarivo, May 2014 By Ravololomboahangy.
THE SADC GENDER PROTOCOL SUMMIT 2014 RURAL COUNCIL OF ANDRAMASINA
Tsy misy fahatapahany ny internet connection ka mahabe ny fahafahan’ny olona hampiasa sy hiantehitra aminy VOKANY eo amin’ny toe-tsaina?
The Most Visited Countries
Looking for a Job.
Good NEWS from Nantes-France Hipen meeting –Cluj Napoca
Florence & Venice January 10, 2018.
تدريب ميداني 1.
Concentration of a solution
NY FIVOARAN’NY TEKNOLOJIAN’ NY FIFANDRAISANA.
Second Year Projects: Voyages of Exploration
Erasmus+ Youth Activities with Partner Countries.
- Mampijoro ny zavamaniry
Обектът на икономическата наука
Itcoinitcoin ASAS. 4 I4 I,
הַיֹּונָה וְהַנְּמָלָה /זן דה-לה פונטין
Movement Defense Movement Defense Movement Defense Movement Defense
The Name Game Creative Writing Dias.
Vita Noble Powerpoints
VoiceandChoice SRHR MEDIA Template
The atomic number tells us:
SOKAJY HAINO AMAN-JERY (RADIO VANILLE )
Presentation transcript:

FIHAONAMBE AN-TAMPONY MOMBA NY MIRALENTA SY NY FAMPANDROSOANA 2014 LOHAHEVITRA: ZON’NY VEHIVAVY/HETSIKA 50-50/ADY AMIN’NY HERISETRA/ FIOVAOVAN’NY TOE-TRANDRO TALATA 08 APRILY 2014 RAVELONIRINA Edline (60 taona) 50/50 AMIN’NY TAONA 2015: LAMINASA MATY PAIKA AORIAN’NY TAONA 2015 ASA VITA

FAMPIDIRANA: Satria « Fampandraisana Andraikitra Ny Vehivavy Amin’ny Fanampahan- kevitra Sy Paikady Aorian’ny Taona 2015 » ny « Thème ». Ireto atolotra ireto ireo andriam-bavilanitra tompom-panapahan-kevitra tamin’ny toerana iray (Bongolava) izay nanampan-kevitra fa na dia ratsy aza ny lalana satria fahavaratra dia tsy maintsy taterahina ny fanamby amin’ny fanaraha-maso ny asa napetraka. Florence (62 taona): Directrice CEFOTAM Edline (60 taona): Mpampiofana Compost sy SRA-SRI BIOLOGIQUE Beby (30 taona): Relève Mme Florence Rosine (25 taona): Mpampiofana lombricompost 90% Mpampianatra Vehivavy 50% Lehilahy miofana Compost 50% Vehivavy miofana Lombricompost CEFOTAM Bongolava Février 2013

FAMPAHAFANTARANA ANKAPOBENY Niavaka ny asa satria asa miaro ny « TONTOLO IAINANA » (Agro écologie) sy miady amin’ny « FIOVAOVAN’NY TOE-TRANDRO » (Changement Climatique) Tafiditra tao anatin’ny asa ny fanentanana ny « MIRALENTA »; Tafita tamin’ireo tovovavy beazina nandritry ny fampiofanana ny VIH SIDA 50/50 AMIN’NY TAONA 2015: LAMINASA MATY PAIKA AORIAN’NY TAONA 2015 Voir FILM

TANJONA FOTOTRA Ny tanjona dia ny fahaleovantenan’ny Ankany ara- tsakafo aorian’ny Taona 2015; Hananan’ireo tompon’andraikitra traikefa hahafahany manohy ny asa (2015) rehefa tsy eo intsony ny Mpampiofana; Fiovan’ny endriky ny tanàna iray manontolo; Haharesy lahatra ireo Mpanohana amin’ny asa vita; Fanomezana fahafahapo ireo Mpamatsy vola. Hanatratrarana ny tanjona 50/50 (2015) 50/50 AMIN’NY TAONA 2015: LAMINASA MATY PAIKA AORIAN’NY TAONA 2015

ANTONY NANATANTERAHANA NY ASA ANTONY: Tamin’ny alalan’ny Sit web no nahafataran’i Mme Mercedes (Mpanohana ny Ankany) ny mombamomba ny tenako sy ny toerana nanatanterahako asa (Madagascar, France, Italie (Turin depuis 2004, …) ka izany no nahatonga azy niantso ahy hanatanteraka io Tetik’asa ao amin’ny Ankany io, fanampahankeviny efa nanomboka ny taona 2012; Efa nisy lehilahy 25 taona niasa teo aloha nefa negatif ny résultat; Araka ny maha-vehivavy azy no nanapahany hevitra fa vehivavy toa ahy (50-60 ans) ary manana traikefa an-taonany maro ( ) hitany tao amin’ny C.V. no naharesy lahatra azy. ZAVA-NISY: Be dia be ny vola lany amin’ny sakafo vatsina amin’ny olona mihoatra ny 200 ao amin’ny Ankany; Tsy ny vola lany anefa no zava-dehibe fa ny kalitaon’ny sakafo (novokarina simika), ankoatr’izay tsy maintsy atao livreson anio ny ho andrahoina rahampintso, izany hoe karazana legume miala iray andro tany amin’ny mpamokatra, iray andro nitoby teny an-tsena ary iray andro tonga eto an-toerana = telo andro. 50/50 AMIN’NY TAONA 2015: LAMINASA MATY PAIKA AORIAN’NY TAONA 2015

ASA VITA/HETSIKA MISONGADINA DINGANA: Fijerena miaraka ny toerana (Ankany) Fahafahana mitrandraka ny tany na tsia Fahampian’ny rano hamelomana ny fambolena (amin’ny fotoana ririnina sy main- tany) Fanadiadiana ireo fitaovana misy Mari-karama ASA : Taratasy fifanarahana fiaraha-miasa + mari-karama Fotoana hanomboan’ny asa ( ) Fividianana fitaovana (Angady, Arrosoir, Masomboly,... ) Fijerena ny fatra sy fitantanana ny rano  azo atao ny mi-recupérer ny rano avy nampiasaina (lakozia, sasalamba, douche) ka diovina amin’ny alalan’ny papirus (zava-maniry) ary azo anondrahana voly amin’ny fotoana tsy fisian’ny orana 50/50 AMIN’NY TAONA 2015: LAMINASA MATY PAIKA AORIAN’NY TAONA 2015

TETI-BOLA Teti-bola (Ar) Teti-bola manokana momba ny Miralenta 00 tsy misy Teti-bola momba ny Miralenta anatinà fandaharanasa efa misy 00 tsy misy Lelavola na fanampiana hafa avy amin’ireo mpiara- miombon’antoka (Hazavao) ? Nisy levavola avy amin’ireo malalatanana natokana manontolo ho an’ny tetik’asa saingy tsy voafaritra io satria tao ireo efa nanao tsipaipaika (Mme Guadalope, Mr Mickaël, Mr Carlos) TOTALY 50/50 AMIN’NY TAONA 2015: LAMINASA MATY PAIKA AORIAN’NY TAONA 2015

OLONA NAHAZO TOMBONTSOA IREO OLONA NAHAZO TOMBONTSOA: Ny Ankany AVOKO: Fananana sakafo ara-pahasalamana Mpampianatra: Azo ampiarina amin’ireo Mpianatra (APS) Ireo Mpamatsy vola: Tsy very maina ny fanampiana nomeny Ny tenako: Afa-po tamin’ny asa vita SOKAJIN’OLONA NAHAZO TOMBONTSOA: Ny sarambabembahoaka ISAN’NY OLONA NAHAZO TOMBONTSOA  Lehilahy: 30%  Vehivahy: 70% 50/50 AMIN’NY TAONA 2015: LAMINASA MATY PAIKA AORIAN’NY TAONA 2015

IREO FANAMBY Nisy fotoana nisian’ny orana nefa nijanona tampoka ka nisy fiatraikany tamin’ny fambolena, hita ny vahaolana tamin’ny fisafidianana karazam-boly mifanaraka amin’izany; Nisy ny tsy fahafahan’ireo sasany nanatrika ny fiofanana Vaha olana: Nentanina ireo nanana ny fiofanana feno hiantsoroka sy hampinta amin’ny hafa 50/50 AMIN’NY TAONA 2015: LAMINASA MATY PAIKA AORIAN’NY TAONA 2015

FANARAHA-MASO SY TOMBANA Tsy ny fizarana traikefa sy fanomezana fiofanana ihany dia efa ampy. Miankina amin’ny fanaraha-maso akaiky no hahatsara ny vokatra. Indraindray ireo ofanina manatanteraka ihany saingy mazana varimbariana ka mila fanentanana ka tokony ho hentitra ny Mpampiofana Ohatra: SRI ny technique nefa noho ny fahataran’ny fiavana dia izao ny zava-miseho (be ahitra) 50/50 AMIN’NY TAONA 2015: LAMINASA MATY PAIKA AORIAN’NY TAONA 2015

VOKATRA AZO  Vokatra ara-materialy: hahaleotena ara- tsakafo ny Ankany  Vokatra ara-moraly: Nanana fitokisana ireo nofanina  Vokatra ara-pahalalana: Nahafantatra zavatra hafa izay tsy fatany hatramin’izay ny rehetra (fatorian’ny tany sy fifohazany), asa atao amin’ny volana (tsinam-bolana sy rava volana)  Vokatra ara-pahasalamana: Tafita ny fanazavana sy fanentanana momba ny VIH SIDA. 50/50 AMIN’NY TAONA 2015: LAMINASA MATY PAIKA AORIAN’NY TAONA 2015

LESONA NOTSOAHANA Mila exemple concret ireo ofanina vao mety ho resy lahatra Ilaina ny fifaneraserana sy fifampiosokosonana mba hampisy ny firaisampo sy saina ka ho mora ny fampitana na fanentanana Mila mamantatra ilay Mpanolotra ireo Tolorana (satria efa nisedra ny karazana mpampiofana théoricien fa tsy praticien 50/50 AMIN’NY TAONA 2015: LAMINASA MATY PAIKA AORIAN’NY TAONA 2015

FIARAHA-MIASA AMIN’NY MPIARA- MIOMBON’ANTOKA SY TAMBAZOTRA SAMIHAFA Nisy ny fiaraha-miasa tamin’izy ireo: Agence de voyage (PRIORI) izay mandefa touriste aty amiko, eo koa ireo université samy hafa toy ny Cornel University, ireo Chercheur na ONG samy hafa toy ny TAF-TATA-GSRI-BMTT- sns 50/50 AMIN’NY TAONA 2015: LAMINASA MATY PAIKA AORIAN’NY TAONA 2015 Santionany amin’ireo Touriste tonga teto Ambatofotsy nijery ny fambolena BIOLOJIKA ataoko, mijanona ary matory eto amiko mandritry ny roa andro. Tonga tany Montpelier i Erica avy ao amin’ny CORNEL UNIVERSITY nanatrika ny famelabelarana nataoko nandritra ny rencontre mondial nokarakarain’ny INRA

LAHARAM-PAHAMEHANA 2014 FAMANTORAN’IREO IZAY NAHAZO FIOFANANA FANARAHAMASO AKAIKY sy HENTITRA FIVELARANA ANY AMIN’NY COMMUNE HAFA FANATANTERAHANA NY TANJONA 50/50 AMIN’NY TAONA /50 AMIN’NY TAONA 2015: LAMINASA MATY PAIKA AORIAN’NY TAONA 2015