Presentation is loading. Please wait.

Presentation is loading. Please wait.

FEHEZAN-DALANA MOMBAN’NY FITOMPOAN- DRAHARAHA. Andraikitr’ireo mpitantsoroka amin’ny fitompoan-draharaha MINEAH: 1.Miantoka ny fitompoan-draharaha vonjimaika.

Similar presentations


Presentation on theme: "FEHEZAN-DALANA MOMBAN’NY FITOMPOAN- DRAHARAHA. Andraikitr’ireo mpitantsoroka amin’ny fitompoan-draharaha MINEAH: 1.Miantoka ny fitompoan-draharaha vonjimaika."— Presentation transcript:

1 FEHEZAN-DALANA MOMBAN’NY FITOMPOAN- DRAHARAHA

2 Andraikitr’ireo mpitantsoroka amin’ny fitompoan-draharaha MINEAH: 1.Miantoka ny fitompoan-draharaha vonjimaika raha mbola tsy mahafeno ny fepetra ny kaominina 2-Manampy y kaominana mba ahafehy ny fitompoan-draharaha OREA 1-Manome fanampiana ara-teknika sy ara- pitantanana mandavataona 2-fanarahamaso ny fampiarana ara-tokony ho izy ny fifanarahana famindram- pitantanana Tompon’ny tao-zavatra - STEAH -PCDEA -CAO -Manaja ny lalana sy mitantana

3 ANDRAIKITRY NY KAOMININA Fananganana drafitra (planification territoriale) Fanetsehana ny loharanom- bola (Mobilisation des ressources) Fankatoavana ireo vokatry ny fanadihadihana natao Fanarahamaso ny fanantanteraha ha ny asa Fametraha ny rafim- pitantanana sy fanarahamaso ny fintantanana

4 Manaramaso ny fintatana Mametraka ny rindran-damina ho fampiroboroboana ny sehatry ny EAH Miantoka ny fandrindrana ireo tompon’andraikitra tsirairay avy voakasika Mampahafatatra ny dinan’asa sy ny fitsipika mikasika ny fanadiovana eo anivon’ny ben’ny tanàna Fitadiavana ny mpamantsi-vola Fiarovana ny faritra mifandraika @famatsiana rano Tompon’adraikitra mijery ny zava-misy sy manaramaso ny sehatry ny EAH eo anivon’ny kaominina Fametrahana rafim-pitantanana mifanaraka @toe-javamisy eny an- toerana Fanamafisana ny fiofanana @sehatra fidiovana STEAH

5 Fanarahamaso sy tombanezaka iantsorohan’ny Kaominina Mijery ny famohana ny tatitr’asa sy ara-bola nataon’ny mpitantana ny fotodrafitr’asa Miantoka ny fampadehan- draharaha ny mpitantana


Download ppt "FEHEZAN-DALANA MOMBAN’NY FITOMPOAN- DRAHARAHA. Andraikitr’ireo mpitantsoroka amin’ny fitompoan-draharaha MINEAH: 1.Miantoka ny fitompoan-draharaha vonjimaika."

Similar presentations


Ads by Google