Presentation is loading. Please wait.

Presentation is loading. Please wait.

FFPM 317.

Similar presentations


Presentation on theme: "FFPM 317."— Presentation transcript:

1 FFPM 317

2 1- O, ry Rain’ny fahazavana tsy milentika Avy izahay mitondra ny fisaorana ; Aloky ny fasanay no nipetrahanay, Nefa andro no nasolonao ny alinay. FFpM 317

3 2-Enga ka handroso tsara ny mazava e
2-Enga ka handroso tsara ny mazava e. Mba ho fantatray tokoa Ilay manao hoe : « Izaho no fahazavan’izao tontolo izao ». Hanazava sy hanitsy izay alehanao. FFpM 317

4 3- Ny Fitarikandron’aina efa hita re
3- Ny Fitarikandron’aina efa hita re. Manazava na ny kely na ny lehibe Mahasoa, mahahendry, mahasambatra. Ka akory re ny andro izay hiposaka ! FFpM 317

5 4- Mitsangàna, ry Ziona. ka mihazavà Voninahitry ny Tompo no miposaka ; Atopazy manodidina ny masonao, Ny haren’ny firenena tonga aminao. FFpM 317

6


Download ppt "FFPM 317."

Similar presentations


Ads by Google