FANADIHADIHANA MIKASIKA IREO KARAZANA TEKNOLOJIA AMPIASAINA EO AMIN’NY SEHATRA ROJO-PIHARIANA VARY ANTSIRABE 15 OKTOBRA 2015.

Slides:



Advertisements
Similar presentations
Fiantraikan’ny savorovoro politika sy ireo zavatra hafa niseho janoary 2010 eo amin’ny fiainana ara-piaraha- monina sy ara-toe-karen’ny tokantrano eto.
Advertisements

T2 TALENTA. T2 MAHAFANTATRA NY FAHAFAHA- MANAO TENA.
1 Vol. 01. p Vol. 01. p Vol. 01. p.20.
“Sady mampianatra azy hitandrina izay rehetra nandidiako anareo; ary indro Izaho momba anareo mandrakariva ambara-pahatongan’ny fahataperan’izao tontolo.
T 3 TOMBONANDRO. Ro iny T 3 TENA MANOKANA Reseho lahatra ny mambra mba hanao lisitry ny zavatra atao ( emploi du temps ): Isan’ andro Isan- kerinandro.
Ministera misahana ny : FAMBOLENA- FIOMPIANA –JONO 15 oktobra 2014
1 Vol. 03. p Vol. 03. p Vol. 03. p.21.
1 Vol. 02. p Vol. 02. p Vol. 02. p.19.
1 Vol. 03. p Vol. 03. p Vol. 03. p.16.
1 Vol. 02. p Vol. 02. p Vol. 02. p.30.
1 Vol. 03. p Vol. 03. p Vol. 03. p.35.
FF 26.
FFPM 642.
FFPM 317.
Lesona 8 ho an'ny 21 Febroary Ny fitovian'ny olombelona rehetra (Ohabolana 20:9, 12) Maharitra (Ohabolana 20:6) Maharitra (Ohabolana 20:6) Miandry.
Lesona 9 ho an'ny 28 Febroary “Inona no marina?” (Jaona 18:38). Nanoratra momba ny fahamarinana sy ny fahitsiana i Solomona ao amin'ny Ohabolana.
Lesona 7 ho an'ny Febroary Ny torohevitr'i Solomona ho famahana ireo olana ara-pifandraisana: 1.Aoka hanarona fahadisoana(Ohabolana 17:9; 19:11)
NY FIAVIAN'I JESOSY Lesona 1 ho an'ny 4 Aprily 2015.
Ny olona tsirairay dia tsy maintsy misafidy ny lalany eo amin'ny fiainana. Io lalana io dia mety hitondra na ho amin'ny fiainana mandrakizay na ho amin'ny.
Lesona 5 ho an'ny 2 May, Inona no tian'i Lioka hambara rehefa milaza izy fa fanaon'i Jesosy ny mitandrina ny Sabata? Ahoana no tokony hanaovantsika.
Lesona 11 ho an'ny 14 Martsa MIAINA AMIM-PINOANA: 1.Mitandrina ny lalàna. Ohabolana 28:4, 7, 9. 2.Mahalala ny zavatra rehetra. Ohabolana 28:5.
Leson 6 ho an'ny 9 May, Nandray anjara tamin'ny nahaterahany izy (Maria, Elizabeta sy Ana) Nomen'i Jesosy tombabidy izy (ilay mpitondratena tao.
Lesona 10 ho an'ny 7 Martsa Ity fizarana amin'ny Ohabolana ity dia hanampy antsika hahita izay “ao ambadiky ny saron-tava”. Izany hoe, ny zava-misy.
IZA MOA I JESOSY KRISTY? Lesona 3 ho an'ny 18 Aprily 2015.
Lesona 9 ho an'ny 30 May,, “Dia talanjona ny olona tamin’ ny fampianarany, satria nisy fahefana ny teniny.” (Lioka 4:32) Fahefana milaza ny hevitry.
Lesson 5 ho an'ny 31 Janoary, “ Ny harena azo tamin'ny tsy marina dia tsy mahasoa akory; fa ny fahamarinana no mamonjy amin'ny fahafatesana.” (Ohabolana.
Lesona 8 ho an'ny 23 May, “Fa efa tonga ny Zanak’ olona hitady sy hamonjy ny very.” (Lioka 19:10) HITADY Ilay ondry very Ilay farantsakely very.
Lesona 7 ho an'ny 16 May Andriamanitra dia manana ny maha- Izy Azy, tena misy Izy ary tia sy mikarakara tahaka ny raim- pianakaviana olombelona.
Lesona 2 ho an'ny 11 Aprily “Ary tamin'ny taona fahadimy ambin'ny folo nanjakan'i Tiberia Kaisara, fony Pontio Pilato no governora tany Jodia, ary.
Lesona 2 ho an'ny 11 Jolay, Ny antson'Andriamanitra dia nidika ho: Fialana amin'ny tanana nahabe sy ny fianakaviana manompo sampy (Josoa 24:2).
Lesona 12 ho an'ny 21 Martsa Ao amin'ny Ohabolana 30, Agora dia manoro hevitra antsika mba hanana fanetre-tena amin'ny alalàn'ny fandosirana ny.
“Sady mampianatra azy hitandrina izay rehetra nandidiako anareo; ary indro Izaho momba anareo mandrakariva ambara-pahatongan’ny fahataperan’izao tontolo.
TSY MAINTSY HANDRE VE IZAO TONTOLO REHETRA IZAO ?
“Ary ny mpanjaka nandidy an'i Aspenaza, lehiben'ny tandapany, hitondra ny sasany amin'ny Zanak'Isiraely, dia amin'ny zanak'andriana na amin'ny ambony.
NY TANTARAN'I JONA Lesona 4 ho an'ny 25 Jolay, 2015.
Fanadihadiana MOBILE BANKING Marsa Fanolorana teknika  Fanadihadiana ara-kalitao sy arak’antontan’isa.  Nandray anjara : Olona feno taona miisa.
Lesona 5 ho an'ny 31 okotbra, Hafatra ho an'ny mpisorona sy ny mpaminany (Jeremia 23:14-15; 5:26-31) Ny nasetrin'ny mpisorona izany: nikapoka an'i.
Lesona 9 ho an'ny 29 Aogositra, “Partiana sy Mediana sy Elamita, ary mponina any Mesopotamia, sy Jodia sy Kapadokia sy Ponto sy Asia sy Frygia sy.
FEHEZAN-DALANA MOMBAN’NY FITOMPOAN- DRAHARAHA. Andraikitr’ireo mpitantsoroka amin’ny fitompoan-draharaha MINEAH: 1.Miantoka ny fitompoan-draharaha vonjimaika.
 Tantara: Tantaram-piainana. Iza i Paoly? Fitoetra manokana. Karazana olona toy inona i Paoly?  Fiantsoana: Tanjona. Inona no kinendrin'ny fiantsoana.
Lesona 4 ho an'ny 24 oktobra, Ny hafatr'i Jeremia Ireo lalana roa (Jeremia 17:5-10) Fanitsiana ny ota (Jeremia 17:1-4) Famalian a ilay hafatra Fanafihana.
Lesona 9 ho an’ny 27 Febroary, Ady maro amin’Ilay Fifanandrinana lehiben’ny tsara sy ny ratsy no nitranaga nandritra ny fotoana fahaterahan’ny Fiangonana.
FAMBOLENA LEGIOMA.
Itcoinitcoin ASAS. 4 I4 I,
3 - General Safety and Health Provisions
5 - Electrocution Hazards
6 - Caught In or Between Hazards
7 - Struck by Hazards
8 - Personal Protective Equipment (PPE)
10 - Hazardous Communications Part 1
11 - Cranes and Derricks
13 - Material Handling and Storage
12 - Excavations
14 - Scaffolds
16 - Tools
17 - Concrete and Masonry Construction
19 - Fire Protection and Prevention
20 - Steel Erection
21 - Welding and Cutting
22 - Motor Vehicles
23 - Powered Industrial Trucks
24 - DOT Placarding
26 - Lockout Tagout
27 - Signs and Tags
31 - Safety and Health Program
32 - Assessing Safety and Health Programs
33 - Industrial Hygiene
34 - Employee Exposure and Medical Records
35 - Inspections Citations and Penalties
36 - Bloodborne Pathogens
Presentation transcript:

FANADIHADIHANA MIKASIKA IREO KARAZANA TEKNOLOJIA AMPIASAINA EO AMIN’NY SEHATRA ROJO-PIHARIANA VARY ANTSIRABE 15 OKTOBRA 2015

TANJONA Fampitahana ny fandraisan’ny Vehivavy sy ny Lehilahy ireo teknolojia « vaovao » ampiasaina eo amin’ny sehatra rojo-pihariana vary Ireo sehatr’asa loha-laharana amin’ny fandaharan’asa AfricaRice : fanatsarana ny asa famokaram-bary mampandray anjara bebe kokoa ny vehivavy fanatsarana ny vola miditra ao an-tokantrano amin’ny alalan’ny fametrahana lamin’asa ahazoam-bola ka iandraiketan’ny vehivavy, ohatra ny fivarotana vary tsara kalitao Ireo teknolojia misy : Angadin’omby – Kubota – ligne carrée – sarklezy - fiotazana ireo salohy eny ifotony –- fivelezam-bary – “contour” -

FANATANTERAHANA Toerana : Tendro fampandrosoana ny voly vary Ambohibary Tanàna : telo (3) efa niasan’ny Tetik’asa AfricaRice (village agronomie) : Ambatomainty, Mandrosohasina, Sambaina – ary tanàna roa (2) tsy mbola niasana (village témoin) : Nanohazana, Tsarahonenana Fanatanterahana : fanadihadihana mandeha tsirairay (24 vehivavy, 26 lehilahy) – fanadihadihana ka ny vehivavy miaraka ary ny lehilahy miaraka (48 vehivavy, 60 lehilahy) Votoatin’ny fanadihadihana : –Famakafakana mikasika ireo teknolojia, ny fampiharan’ny olona azy mandritra ny taona mifandimby, ny fiovana mifandraika amin’ireo teknolojia –Eo amin’ny sehatry ny asa, ny fitsinjarana, ny toetra sy ny fandraisana ireo mpanapariaka sy ny teknolojia entiny

VOKATRA Fampiharana ireo teknolojia (nampidirina tao anatin’ny 5 taona) – ny isan-jaton’ireo mpampiasa araka ny fahitan’ny vehivavy na ny lehilahy azy AsaTeknolojia misyVehivavyLehilahy Fiasana tany, mandragiragy Angadin’omby, kubota 2% vt – 5% va - Fandravonana ny tanimbary kubota-10 % va Fifantenana masomboly Fiotazana ireo salohy eny ifotony 35 % vt- Fikarakarana ny rano 30 % va FijinjanaFivelezam-bary 30% va – 100 vt 35%va- 100%vt Fanamainana“contour”60%va – 10%vt 35%va - 30%vt

FAHATSAPANA NY FAMPIHARANA TEKNOLOJIA ROA MISY AsaZavatra tsapaVehivavyLehilahy Fambolena : fampiasana angadin’omby Nampihena ny fahabetsahan’ny asa 75%66,6% Fanalana ahitra : fampiasana sarklezy Nampihena ny fahabetsahan’ny asa, nahazoana vokatra tsara -x

Fanombanana teknolojia telo araka ny fahatsapan’ny mpampiasa Asa Vehivavy Lehilahy Fampiasana angadin’omby Fanaovana “ligne carrée” Nampihena 42 % ny vola lany Nampihena ny fotoana lany : tapak’andro lasa ora 2 Nampihena 36% ny vola lany Nampihena 37% ny vola lany Fampiasana sarklezy- Nampihena 52% ny vola lany Fampiasana fivelezam- bary Nampihena ny fotoana lany : 1 andro lasa ora 1 Nampihena 50% ny vola lany

Fahatsapana ny fiantraikan’ireo teknolojia naparitaka Zavatra tsapaVehivavyLehilahy VokatraNitombo betsaka50 % Vola niditra Nitombo betsaka Nitombo % 50 % - Fiahiana ara-tsakafo Nitombo betsaka Nitombo 75 % - 50 % Vesatry ny asaNihena75 %66 % Fotoana malalakalNitombo50%66 % Fotoana anaovana asa hafaNitombo betsaka100 %83 % Fotoana hikarakarana tokantrano Nitombo75 %50 % Fandraisana fanapahan- kevitra Nitombo100 %66 % Fanajan’ny lehilahy ny vadiny Nihatsara75 %50 % Olana amin’ny fandraisana fanapahan-kevitra Tsy nisy fiovana Nihena betsaka - 75 % 50 % -

Sakana tamin’ny fampiharana ireo teknolojia VehivavyLehilahy Saran-katsahaTsy ampy Nihena ny isan’ny ampiasaina Zava-misy eo an-toerana mahakasika ny vehivavy Tsy nisy olana ny fandraisana ny toro-hevitra sy teknika naroso Fanandramana ireo teknolojia vaovao (Mampisalasala) Ireo Mpanapariaka Tsy ampy ny isany, tsy ampy ny fotoana fahatongavany Vehivavy sa lehilahy izy ireo Tsy misy fiantraikany eo amin’ny fifandraisana Foiben-toerana fanaovana ny fiofanana Tsy misy Ireo teknolojia aroso Tsy dia araky ny fahafaha- manaon’ny ankabetsahan’ny olona Fampahalalam-baovaoTsy ampy amin’ny fampiharana

Fandraisana fanapahan-kevitra VL Ny karazam-bary ambolena, ny fatrany, ny fitsinjarana eny an-tanimbary x Fikarakarana ny voly : fotoana famafazana, fampiasana zezika na fanafody (rahoviana, fividianana, fatrany, fotoana ampiasana azy) -x Asa eny an-tanimbary : fiavana, ny isan’ny saran- katsaha na lahy izy na vavy x- Fijinjana sy ny asa aoriany (fifantenanan ny masomboly ampiasaina manaraka, ny fatrany amidy : rahoviana, aiza, amin’iza, ny vidiny ….) xx Ny biby fiompyxx Izay asa mety mampidi-bola na mila vola mivoaka mifandraika amin’ny famokarana (fividianana na fanofana fitaovam-pambolena, ny fijinjana, …), ny vola lany amin’ny sakafo na ividianana zavatra xx

MISAOTRA TOMPOKO