Lesona 9 ho an’ny 27 Febroary, 2016. Ady maro amin’Ilay Fifanandrinana lehiben’ny tsara sy ny ratsy no nitranaga nandritra ny fotoana fahaterahan’ny Fiangonana.

Slides:



Advertisements
Similar presentations
Ma.
Advertisements

I. Brzozowska-Gonciarz
O Alfabeto Com Vocabulário Adaptado ao português do original de Robert Rose. 01/03/08.
Ny LAHY sy ny VAVY TANJONA : - Fandinihina ny tena - Fifankafahantarana - Fahafahana mifanakalo - Handraisana fanapahan-kevitra.
1 te 2 1 te 2 1 te-- 1 te-- 1 te 2 1 te 2 1 te 2 te ta 2-- ta 1 te-- 1 te-- 1 te ta 2-- ta 1 te-- 1 te 2 te 1-2.
T4 TEMPOLY na NY TENA. T4 TEMPOLY na NY TENA Voakasika ao anatin’izany ny: FISEHO FITENY HERY MIASA MANGINA FIFANDRAISANA TONTOLO IAINANA.
Vol. 1 Andro farany Hafatry ny AVY AMIN’I J ESOSY “Sady mampianatra azy hitandrina izay rehetra nandidiako anareo; ary indro Izaho momba anareo mandrakariva.
CÍRCULO DE “DO” Do mayor C La menor Am Re menor Dm Sol 7 G 7.
T2 TALENTA. T2 MAHAFANTATRA NY FAHAFAHA- MANAO TENA.
“Sady mampianatra azy hitandrina izay rehetra nandidiako anareo; ary indro Izaho momba anareo mandrakariva ambara-pahatongan’ny fahataperan’izao tontolo.
T 3 TOMBONANDRO. Ro iny T 3 TENA MANOKANA Reseho lahatra ny mambra mba hanao lisitry ny zavatra atao ( emploi du temps ): Isan’ andro Isan- kerinandro.
Click on each of us to hear our sounds.
La chenille qui fait des trous. Ilay fanday noana be. The very hungry caterpillar. Eric Carle.
FFPM Endrika sariaka no Anompoako Anao, Jehovah Ray Fa tapaka ny hevitro : Izaho dia olonao mandrakizay. He ny foko afa-jaly Tena ravo, sady falifaly,
FF 26.
FFPM 642.
FFPM 317.
C h e m i c a l R e a c t i o n s. C h e m i c a l R e a c t i o n A p r o c e s s i n w h i c h o n e s u b s t a n c e i s c h a n g e d i n t o a n.
Lesona 4 ho an'ny 25 Aprily, “Ary rehefa hitan'i Simona Petera izany, dia niankohoka tamin'ny tongotr'i Jesosy izy ka nanao hoe: Tompoko, mialà.
NY FIAVIAN'I JESOSY Lesona 1 ho an'ny 4 Aprily 2015.
Filohan’ny Foibe Eran-tany
Leson 6 ho an'ny 9 May, Nandray anjara tamin'ny nahaterahany izy (Maria, Elizabeta sy Ana) Nomen'i Jesosy tombabidy izy (ilay mpitondratena tao.
IZA MOA I JESOSY KRISTY? Lesona 3 ho an'ny 18 Aprily 2015.
A) 80 b) 53 c) 13 d) x 2 = : 10 = 3, x 3 = 309.
Christmas Around the World
Find the period of the function y = 4 sin x
Lesona 9 ho an'ny 30 May,, “Dia talanjona ny olona tamin’ ny fampianarany, satria nisy fahefana ny teniny.” (Lioka 4:32) Fahefana milaza ny hevitry.
Lesona 8 ho an'ny 23 May, “Fa efa tonga ny Zanak’ olona hitady sy hamonjy ny very.” (Lioka 19:10) HITADY Ilay ondry very Ilay farantsakely very.
Lesona 7 ho an'ny 16 May Andriamanitra dia manana ny maha- Izy Azy, tena misy Izy ary tia sy mikarakara tahaka ny raim- pianakaviana olombelona.
Lesona 2 ho an'ny 11 Jolay, Ny antson'Andriamanitra dia nidika ho: Fialana amin'ny tanana nahabe sy ny fianakaviana manompo sampy (Josoa 24:2).
“Sady mampianatra azy hitandrina izay rehetra nandidiako anareo; ary indro Izaho momba anareo mandrakariva ambara-pahatongan’ny fahataperan’izao tontolo.
TSY MAINTSY HANDRE VE IZAO TONTOLO REHETRA IZAO ?
Kyun Kya chal raha hai?? Theek se kaam kar rahe ho na.
“Ary ny mpanjaka nandidy an'i Aspenaza, lehiben'ny tandapany, hitondra ny sasany amin'ny Zanak'Isiraely, dia amin'ny zanak'andriana na amin'ny ambony.
NY TANTARAN'I JONA Lesona 4 ho an'ny 25 Jolay, 2015.
Fanadihadiana MOBILE BANKING Marsa Fanolorana teknika  Fanadihadiana ara-kalitao sy arak’antontan’isa.  Nandray anjara : Olona feno taona miisa.
Kxaa p`qama nae Sabd d\vaara rIta KMDolavaala. AaAao baccaao Ê Aba tk saIKI ga[- vaNa-maalaa daohrae^M A Aa [ [- ] } ? e eo Aao AaO AM A: k K ga Ga =
Lesona 5 ho an'ny 31 okotbra, Hafatra ho an'ny mpisorona sy ny mpaminany (Jeremia 23:14-15; 5:26-31) Ny nasetrin'ny mpisorona izany: nikapoka an'i.
Ny ato am-poko ? ho Anao mandrakizay ‘Lay Fanantenako.
FANADIHADIHANA MIKASIKA IREO KARAZANA TEKNOLOJIA AMPIASAINA EO AMIN’NY SEHATRA ROJO-PIHARIANA VARY ANTSIRABE 15 OKTOBRA 2015.
Lesona 9 ho an'ny 29 Aogositra, “Partiana sy Mediana sy Elamita, ary mponina any Mesopotamia, sy Jodia sy Kapadokia sy Ponto sy Asia sy Frygia sy.
FEHEZAN-DALANA MOMBAN’NY FITOMPOAN- DRAHARAHA. Andraikitr’ireo mpitantsoroka amin’ny fitompoan-draharaha MINEAH: 1.Miantoka ny fitompoan-draharaha vonjimaika.
 Tantara: Tantaram-piainana. Iza i Paoly? Fitoetra manokana. Karazana olona toy inona i Paoly?  Fiantsoana: Tanjona. Inona no kinendrin'ny fiantsoana.
Unit Circle ( √3, 1 ) 2 2 ( 1, √3 ) 2 2 ( √2, √2 ) ˚ 45˚ 60˚
Lesona 4 ho an'ny 24 oktobra, Ny hafatr'i Jeremia Ireo lalana roa (Jeremia 17:5-10) Fanitsiana ny ota (Jeremia 17:1-4) Famalian a ilay hafatra Fanafihana.
Longitude and Latitude Activity. On the map  1. Draw a red line along the equator (0 degrees latitude).  2. Draw a purple line along the Prime Meridian.
FIHAONAMBE AN-TAMPONY MOMBA NY MIRALENTA SY NY FAMPANDROSOANA 2014 LOHAHEVITRA: ZON’NY VEHIVAVY/HETSIKA 50-50/ADY AMIN’NY HERISETRA/ FIOVAOVAN’NY TOE-TRANDRO.
教育卡(电子卡) 身份信息认证指导 (学生). 身份信息认证渠道 教育卡管理中心为学生提供了 “ 教育卡官方网站 ” 和 “ 教育人人通客户端 ” 两种认证渠道。 1 教育人人通客户端 2 ●● 您可以在教育卡网站的 “ 人人通客户端 ” 版块下载江苏教育人人通客户端。
FAMBOLENA LEGIOMA.
Sílabas con m,p,s tema 2. pe so ma si mu se.
El Alfabeto Y Saludos Lección Uno.
Tsy misy fahatapahany ny internet connection ka mahabe ny fahafahan’ny olona hampiasa sy hiantehitra aminy VOKANY eo amin’ny toe-tsaina?
Quarrying Building Materials Limestone (Ca_____) Ca_____ + ____
Limiting Reactants.
Mass of a Mole of an Element Molar mass is the mass in grams of one mole of a representative particle The atomic mass in grams is the mass of one.
NY FIVOARAN’NY TEKNOLOJIAN’ NY FIFANDRAISANA.
Unit1_7GR_Longitude_Latitude _Activity1
Limiting Reactants.
Puzzle A Puzzle B.
- Mampijoro ny zavamaniry
.., - I ':\ ' !' #
Itcoinitcoin ASAS. 4 I4 I,
CST Review Questions.
Recap: Drip Drop Lab WCHS Chemistry.
THE BATTLE OF LONG TAN.
Lesson 19 Part 3 3rd conjugation verbs: perfect tense
The Name Game Creative Writing Dias.
Limiting Reactants.
VoiceandChoice SRHR MEDIA Template
SOKAJY HAINO AMAN-JERY (RADIO VANILLE )
Presentation transcript:

Lesona 9 ho an’ny 27 Febroary, 2016

Ady maro amin’Ilay Fifanandrinana lehiben’ny tsara sy ny ratsy no nitranaga nandritra ny fotoana fahaterahan’ny Fiangonana Kristiana. Ireo Kristiana voalohany dia nisetra olana anatiny sy fanoherana. Hevitra diso momba ny Fanjakana Resaka fifandraisana Fanoherana avy amin’ny mpitarika Fandresena ny fanoherana. Resin’ny fanoherana. Hevitra mibahana mialoha

“Koa izay tafangona teo dia nanontany Azy hoe: Tompoko, amin'izao va no hampodianao ny fanjakana ho amin'ny Isiraely?” (Asa 1:6) Telo taona sy tapany ary efapolo andro taty aoriana, dia mbola niandry ny fanavaozana ara- politika an’Israely indray ny mpianatra. Nanana ny heviny manokana momba ny asan’ny Mesia izy, koa dia tsy takany ny hevitry ny tena toetoetran’ny Filazantsara (Salamo 22:27; Isaia 42:1-4). Raha tokony ho nanitsy azy ireo i Jesosy tamin’ny hevitra diso nananany, dia nanome asa hatao Izy: “ho vavolombeloko” (Asa 1:8). Tsy maintsy niandry ny Hery izy: ny batisan’ny Fanahy Masina. Tamin’izany no natakarany tsara ny iraka nanirahana azy ka nahavonona azy hanatanteraka izany.

“Ary nony re izany feo izany, dia niangona ny olona maro ka very hevitra, fa samy nahare azy ireo niteny tamin'ny fiteniny avy izy rehetra.” (Asa 2:6) Nohararaotin’i Petera izany toe-javatra izany nanambarany tamin-kery momba ny asan’i Jesosy. Voatsindrino tao am- pony ny mpihaino ka sahy nibebaka sy nandray ny Mpamonjy. Ny vokany dia… no niova fo tao anatin’ny indray andro! Nandresy ny ady teo amin’Ilay Fifanandrinana lehiben’ny tsara sy ny ratsy Andriamanitra tao Babela (Genesisy 11:9). Nokorokorohany ny fitenin’ny herin’ilay ratsy. Tamin’ny Pentekosta, dia ny mifanohitra amin’izany no nataony. Ny olana teo amin’ny fifandraisana noho ny fahasamihafan’ny fitenana dia voavaha teo noho eo. Samy nandre ny hafatry ny Filazantsara tamin’ny fiteniny avy ny tsirairay.

“Koa ankehitriny, Tompo ô, jereo ny fandrahonany; ary omeo anay mpanomponao ny mba hitory ny teninao amin'ny fahasahiana rehetra.” (Asa 4:29)

“dia nandroaka azy ho eny ivelan'ny tanàna ka nitora-bato azy; ary ireo vavolombelona dia nametraka ny fitafiany teo anilan'ny tongotry ny zatovo anankiray atao hoe Saoly.” (Asa 7:58) Toa an’i Petera sy i Jaona, dia nanasa ireo mpitarika izay nitsara azy i Stefana mba hanaiky an’i Jesosy. Fa tsy nisy fandresena tamin’io fotoana io. Nofenoin’i Satana fankahalana ny fon’ireo mpitarika. Nahazo fandresena tamin’ny fiainana ara-batan’i Stefana izy ary nahatonga an’i Saoly ho mpiara-manenjika ny Fiangonana ihany koa (Asa 8:1). Kanefa, nampiasain’Andriamanitra io faharesena io mba handresena ady iray hafa. Nampiasainy ilay olona izay nofidian’i Satana hanao ratsy tamin’ny voalohany, ho tonga fitaovana hahatratra izao tontolo izao: Paoly/Saoly, ilay farany tamin’ny apostoly.

“Dia hoy izy taminy: Hianareo mahalala fa fady amin'ny Jiosy ny hanan- draharaha na hiantrano amin'ny olona hafa firenena; nefa izaho efa nampahafantarin'Andriamanitra fa tsy misy olona azoko atao hoe fady na tsy madio.” (Asa 10:28)

“Sady nanome tsiny no nampianatra an’i Petera ity fahitana ity. Nanambara taminy ny fikasan’Andriamanitra izany, izay milaza fa ho tonga mpiara-mandova ireo fitahian’ny famonjena amin’ny Jiosy ny Jentilisa amin’ny alalan’ny fahafatesan’i Kristy. Tsy mbola nisy mpianatra nitory ny filazantsara tany amin’ny Jentilisa. Tao an-tsainy dia mbola nisy ilay rindrim-pisarahana efa nazeran’ny fahafatesan’i Kristy, ary noferany tamin’ny Jiosy ny asany satria noheveriny ho tsy mahazo anjara amin’ny fitahian’ny filazantsara ny Jentilisa. Izao kosa ny Tompo dia niezaka hampianatra an’i Petera ny fitaran’ny drafitra nataon’Andriamanitra hanerana an’izao tontolo izao.” E.G.W. (Vavolombelona Mahery, tk. 14, pj. 130)