Fanadihadiana MOBILE BANKING Marsa 2015. Fanolorana teknika  Fanadihadiana ara-kalitao sy arak’antontan’isa.  Nandray anjara : Olona feno taona miisa.

Slides:



Advertisements
Similar presentations
Lesona 1 ho an'ny 3 Janoary "Ny Ohabolan'i Solomona, zanak'i Davida, mpanjakan'ny Isiraely” (Ohabolana 1:1) “Ny teny mavesa-danja nataon'i Agora,
Advertisements

Fiantraikan’ny savorovoro politika sy ireo zavatra hafa niseho janoary 2010 eo amin’ny fiainana ara-piaraha- monina sy ara-toe-karen’ny tokantrano eto.
T2 TALENTA. T2 MAHAFANTATRA NY FAHAFAHA- MANAO TENA.
1 Vol. 01. p Vol. 01. p Vol. 01. p.20.
“Sady mampianatra azy hitandrina izay rehetra nandidiako anareo; ary indro Izaho momba anareo mandrakariva ambara-pahatongan’ny fahataperan’izao tontolo.
T 3 TOMBONANDRO. Ro iny T 3 TENA MANOKANA Reseho lahatra ny mambra mba hanao lisitry ny zavatra atao ( emploi du temps ): Isan’ andro Isan- kerinandro.
Ministera misahana ny : FAMBOLENA- FIOMPIANA –JONO 15 oktobra 2014
1 Vol. 03. p Vol. 03. p Vol. 03. p.21.
1 Vol. 02. p Vol. 02. p Vol. 02. p.19.
1 Vol. 03. p Vol. 03. p Vol. 03. p.16.
1 Vol. 02. p Vol. 02. p Vol. 02. p.30.
1 Vol. 03. p Vol. 03. p Vol. 03. p.35.
1 Vol. 02. p Vol. 02. p Vol. 02. p.10.
FF 26.
FFPM 642.
FFPM 317.
1 Vol. 01. p Vol. 01. p Vol. 01. p.14.
Lesona 8 ho an'ny 21 Febroary Ny fitovian'ny olombelona rehetra (Ohabolana 20:9, 12) Maharitra (Ohabolana 20:6) Maharitra (Ohabolana 20:6) Miandry.
Lesona 7 ho an'ny Febroary Ny torohevitr'i Solomona ho famahana ireo olana ara-pifandraisana: 1.Aoka hanarona fahadisoana(Ohabolana 17:9; 19:11)
NY FIAVIAN'I JESOSY Lesona 1 ho an'ny 4 Aprily 2015.
Ny olona tsirairay dia tsy maintsy misafidy ny lalany eo amin'ny fiainana. Io lalana io dia mety hitondra na ho amin'ny fiainana mandrakizay na ho amin'ny.
Lesona 5 ho an'ny 2 May, Inona no tian'i Lioka hambara rehefa milaza izy fa fanaon'i Jesosy ny mitandrina ny Sabata? Ahoana no tokony hanaovantsika.
Lesona 11 ho an'ny 14 Martsa MIAINA AMIM-PINOANA: 1.Mitandrina ny lalàna. Ohabolana 28:4, 7, 9. 2.Mahalala ny zavatra rehetra. Ohabolana 28:5.
Leson 6 ho an'ny 9 May, Nandray anjara tamin'ny nahaterahany izy (Maria, Elizabeta sy Ana) Nomen'i Jesosy tombabidy izy (ilay mpitondratena tao.
IZA MOA I JESOSY KRISTY? Lesona 3 ho an'ny 18 Aprily 2015.
A) 80 b) 53 c) 13 d) x 2 = : 10 = 3, x 3 = 309.
Lesona 9 ho an'ny 30 May,, “Dia talanjona ny olona tamin’ ny fampianarany, satria nisy fahefana ny teniny.” (Lioka 4:32) Fahefana milaza ny hevitry.
Lesona 8 ho an'ny 23 May, “Fa efa tonga ny Zanak’ olona hitady sy hamonjy ny very.” (Lioka 19:10) HITADY Ilay ondry very Ilay farantsakely very.
Lesona 7 ho an'ny 16 May Andriamanitra dia manana ny maha- Izy Azy, tena misy Izy ary tia sy mikarakara tahaka ny raim- pianakaviana olombelona.
Lesona 12 ho an'ny 21 Martsa Ao amin'ny Ohabolana 30, Agora dia manoro hevitra antsika mba hanana fanetre-tena amin'ny alalàn'ny fandosirana ny.
“Sady mampianatra azy hitandrina izay rehetra nandidiako anareo; ary indro Izaho momba anareo mandrakariva ambara-pahatongan’ny fahataperan’izao tontolo.
TSY MAINTSY HANDRE VE IZAO TONTOLO REHETRA IZAO ?
“Ary ny mpanjaka nandidy an'i Aspenaza, lehiben'ny tandapany, hitondra ny sasany amin'ny Zanak'Isiraely, dia amin'ny zanak'andriana na amin'ny ambony.
NY TANTARAN'I JONA Lesona 4 ho an'ny 25 Jolay, 2015.
Lesona 5 ho an'ny 31 okotbra, Hafatra ho an'ny mpisorona sy ny mpaminany (Jeremia 23:14-15; 5:26-31) Ny nasetrin'ny mpisorona izany: nikapoka an'i.
FANADIHADIHANA MIKASIKA IREO KARAZANA TEKNOLOJIA AMPIASAINA EO AMIN’NY SEHATRA ROJO-PIHARIANA VARY ANTSIRABE 15 OKTOBRA 2015.
Lesona 9 ho an'ny 29 Aogositra, “Partiana sy Mediana sy Elamita, ary mponina any Mesopotamia, sy Jodia sy Kapadokia sy Ponto sy Asia sy Frygia sy.
FEHEZAN-DALANA MOMBAN’NY FITOMPOAN- DRAHARAHA. Andraikitr’ireo mpitantsoroka amin’ny fitompoan-draharaha MINEAH: 1.Miantoka ny fitompoan-draharaha vonjimaika.
 Tantara: Tantaram-piainana. Iza i Paoly? Fitoetra manokana. Karazana olona toy inona i Paoly?  Fiantsoana: Tanjona. Inona no kinendrin'ny fiantsoana.
Lesona 4 ho an'ny 24 oktobra, Ny hafatr'i Jeremia Ireo lalana roa (Jeremia 17:5-10) Fanitsiana ny ota (Jeremia 17:1-4) Famalian a ilay hafatra Fanafihana.
FAMBOLENA LEGIOMA.
3 - General Safety and Health Provisions
5 - Electrocution Hazards
6 - Caught In or Between Hazards
7 - Struck by Hazards
8 - Personal Protective Equipment (PPE)
10 - Hazardous Communications Part 1
9 - Health Hazards in Construction
11 - Cranes and Derricks
13 - Material Handling and Storage
12 - Excavations
14 - Scaffolds
15 - Stairways and Ladders
16 - Tools
17 - Concrete and Masonry Construction
18 - Confined Space Entry
19 - Fire Protection and Prevention
20 - Steel Erection
21 - Welding and Cutting
22 - Motor Vehicles
23 - Powered Industrial Trucks
24 - DOT Placarding
26 - Lockout Tagout
27 - Signs and Tags
31 - Safety and Health Program
32 - Assessing Safety and Health Programs
33 - Industrial Hygiene
34 - Employee Exposure and Medical Records
35 - Inspections Citations and Penalties
36 - Bloodborne Pathogens
Presentation transcript:

Fanadihadiana MOBILE BANKING Marsa 2015

Fanolorana teknika  Fanadihadiana ara-kalitao sy arak’antontan’isa.  Nandray anjara : Olona feno taona miisa 100 manana kaonty amin’ny finday.  Toerana: Antananarivo sy ny manodidina.  Daty : 20 hatramin’ny 31 marsa 2015.

Anton’ny kaonty mobile banking Fanontaniana : inona no antony ilana kaonty ?

Fanontaniana : inona no antony itahirizana vola ivelan’ny trano fonenana ? > 96% n’ireo manana kaonty no manana fomba hafa itahirizana vola > Ireto no be mpisafidy : -Ny banky -Ny « caisse d’épargne » -Ny mpampindram- bola madinika Anton’ny kaonty mobile banking

Safidy tambazotra Fanontaniana: amin’ny tambazotra inona ny kaontinao? >Ny 90%-n’ireo mitana kaonty dia manana namana na olom-pantatra manao toa azy

Fanontaniana : inona no antony isafidiananao io tambazotra io ? Safidy tambazotra

Fanontaniana : inona no hitanao fa herin’ny tambazotra anananao kaonty? Kalitaon’ny tolotra 51% Hafainganana 20% Tolotra hita n’aiza n’aiza 11% Sarany mirary 10% Misy mpanjinjara eo akaikinay 9% Safidy tambazotra

Bonus : nambaran’ireo ireo mpanjinjara…  Mobile banking : fironana natosiky ny tsy fandriam-pahalemana.  Toa iza ny mpanjifa : ny olon-drehetra ankoatra ny manan-katao, indrindra ny mpianatra ambaratonga ambony lavitra fianakaviana.  Airtel money dia be mpampiasa satria miparitaka kokoa ny Sim Airtel.  Mvola kosa manana tombony satria maharakotra bebe kokoa n’i Madagasikara.  Sarany hoan’ny Ariary OrangeAirtelTelma Mandefa na mametraka raha tsy manana kaonty 0/ 1400Ar200Ar/1800Ar Maka vola800Ar700Ar