NY FIVOARAN’NY TEKNOLOJIAN’ NY FIFANDRAISANA.

Slides:



Advertisements
Similar presentations
Ny LAHY sy ny VAVY TANJONA : - Fandinihina ny tena - Fifankafahantarana - Fahafahana mifanakalo - Handraisana fanapahan-kevitra.
Advertisements

Social Media.
T4 TEMPOLY na NY TENA. T4 TEMPOLY na NY TENA Voakasika ao anatin’izany ny: FISEHO FITENY HERY MIASA MANGINA FIFANDRAISANA TONTOLO IAINANA.
Welcome to the Brown Bag Lunch Series. Web 2.0 & Social Networking July 22, 2010.
Vol. 1 Andro farany Hafatry ny AVY AMIN’I J ESOSY “Sady mampianatra azy hitandrina izay rehetra nandidiako anareo; ary indro Izaho momba anareo mandrakariva.
T2 TALENTA. T2 MAHAFANTATRA NY FAHAFAHA- MANAO TENA.
FFPM 317.
Filohan’ny Foibe Eran-tany
Creating an Online Collaborative Learning Environment Missouri Distance Learning Association (MoDLA) 2009 Conference Dr. Odin Jurkowski :00.
Using Web 2.0 Tools to Reach Students Barry Hubbard, PhD #NASPAtech October 28, 2011.
 Look at starting dates  Uses  What they have in common  Examples of use.
Preparing to Teach Your First Online Course Dr. Odin Jurkowski Missouri Distance Learning Association Conference (MoDLA) ∙ 1:00 pm
Inquiry Learning with Web Resources Databases, primary sources, collaborative tools, simulations, resource sites Dialogic Learning with Discussion Tools.
Online Collaboration Bob Schoenberg Overview What is Collaboration? Collaboration Tools Specific Examples (Students’ Work) Questions and Answers.
Computer Software in Today’s Classrooms Chapter 4.
The term web2.0 refers to the development of online services that encourage collaboration, communication and information sharing. CILIP Scotland
New Technology MEd in Education. Adobe Connect Online platform used for presentations, web conferencing, e-learning software Very first technology introduced.
Social Media IST Olivier Georgeon, Frank Ritter 16 April 2011 Examples Facebook YouTube Myspace Twitter Del.icio.us Digg Etc…
Communicating in the 21 st Century Web 2.0 Tools for Teaching and Learning.
LESSON 3 – ONLINE COMMUNICATION Mr Cole. ONLINE COMMUNITIES  People who are computer literate, and have the equipment, can form groups or ‘societies’
Redesigning for Hybrid Delivery Training Opportunities for Niagara College Faculty Presented by: Barb Smith.
 The audience is 43% more likely to be persuaded  Same material can be taught in 25-40% less time  Retention is improved up to 38%  David Peoples.
A quest for the perfect platform. A Labyrinth of leads.
Social Media is: ? Social Media: are media designed to be disseminated through social interaction, created using highly accessible and scalable publishing.
The global village The global water cooler Digital age.
Online and Hybrid Learning Come Alive: How We Can Move From a Passive to an Engaged Community of Learning Dr. Laurie Yates Eastern Oregon University.
Lecture 2: Computer-Supported Collaborative Design Tools & Technologies Dr. Xiangyu WANG August 4 th, 2008.
What technologies are there and how can you use them?
Collaboration and Communication in Science Ben Smith Red Lion Area School District Friday, October 31, 2008.
Or… How to play with toys and get paid for it!. Dave Giberson SDCCD Online Learning Pathways.
Enhance Teaching and Learning with Free Technology Tools: Lorraine Schmertzing Cliff Landis Richard Schmertzing.
CANVAS Overview of Instructure’s Learning Management System or LMS.
Online Communication 1 & Ubiquitous Computing. Online Communication *The red circles show the position of the keyframes on the timeline. 1. Explain what.
Top 15 Online Tools Cliff Hutto Columbus State University.
Presented by Name CYBER LITERACY CHAPTER 8 PLUGGING IN TO SOCIAL MEDIA.
A free source e-learning software platform, also known as a Course Management System, Learning Management System, or Virtual Learning Environment.
21 st Century Communication Tools CUT ICT Advanced Level Workshop Day 2 – Karen Hanson.
Ultranet Functionality Overview Ultranet: A tool for school improvement Virtual Learning Communities Taking learning beyond the classroom.
ISTE Standards 1 & 2 Ashley Holien & Ellen Burns.
Ny ato am-poko ? ho Anao mandrakizay ‘Lay Fanantenako.
By: Abdul Rahim Altiti 8AA.  Blogs  Podcasts  Social Networking  Social Bookmarking  VOIP.
Professional Development Without Borders Cindy Phthisic Edenton-Chowan Schools
Virtual Schooling Mallory Buzun-Miller, Judith Considine, Will Puvalowski, Blair Sawyers.
Podcasting, Moodle, and SKYPE, Oh MY! Navigating Digital Tools in Teacher Preparation Christine Macfarlane Pacific University OTEN 2012.
Introduction to Social Media October 28, 2010 Green County High School Vickie Buckman.
ONLINE COMMUNICATION. WHAT ARE THEY? BLOGS MICROBLOGS TWITTER SOCIAL NETWORKING PUBLIC FACEBOOK WEBMAIL VIRTUAL LEARNING ENVIRONMENT FORUMS AND MESSAGE.
Lesona 9 ho an’ny 27 Febroary, Ady maro amin’Ilay Fifanandrinana lehiben’ny tsara sy ny ratsy no nitranaga nandritra ny fotoana fahaterahan’ny Fiangonana.
FIHAONAMBE AN-TAMPONY MOMBA NY MIRALENTA SY NY FAMPANDROSOANA 2014 LOHAHEVITRA: ZON’NY VEHIVAVY/HETSIKA 50-50/ADY AMIN’NY HERISETRA/ FIOVAOVAN’NY TOE-TRANDRO.
Online Communications This is about different ways that people & businesses communicate online You will already be very familar with most ways.
Get into flexible learning flexiblelearning.net.au E-xpanding your Training Delivery.
Web 2.0: Cool Tools for Teachers and the Classroom Staci Trekles Clinical Asst. Professor Purdue University Calumet.
Technology in Language Teaching (If I could do it all again...)
LEARNING TECHNOLOGY DTLLS. LESSON OBJECTIVES Be able to define some learning technology terms Be able to use learning technology To be able to describe.
Where it is today and how it is used.
Student Toolkit: Leveraging Web 2.0 Applications
Meetings Without Meeting:
Tsy misy fahatapahany ny internet connection ka mahabe ny fahafahan’ny olona hampiasa sy hiantehitra aminy VOKANY eo amin’ny toe-tsaina?
Meaningful E-Learning Jazan University April, 2010
Web 2.0.
Cryfhau Sgiliau er mwyn Llwyddo Strengthening Skills for Success
Online Training Technology
Web 2.0 Technologies and Community Building Online by
تقنية واعدة .. وطريقة رائدة
Дигитално насиље.
- Mampijoro ny zavamaniry
Tools for Online Communication
Refocus. Refocus Rapid response Right messages.
Lecture 7: Specialist Communication Channels
VoiceandChoice SRHR MEDIA Template
SOKAJY HAINO AMAN-JERY (RADIO VANILLE )
Presentation transcript:

NY FIVOARAN’NY TEKNOLOJIAN’ NY FIFANDRAISANA

“Fantaro ny zavatra rehetra; hazony mafy izay tsara” (1 Tes. 5:21) “Ary tsy misy olona manisy divay vaovao ao anaty siny hoditra tonta, fa raha izany, ny divay dia hahatriatra ny siny hoditra, ka dia samy ho very foana ny divay sy ny siny hoditra; fa divay vaovao no ho ao anaty siny hoditra vaovao” (Mar.2:22)

Fanatontoloana Fitrandrahana sy fikirakirana izao tontolo izao noho ny fivoaran’ny teknolojian’ny fifandraisana (teknolojia avo lenta) Fivoaran’ny fifandraisana no mibaiko ny lafim-piainana rehetra (politika, toekarena, sosialy, kolontsaina, fanabeazana, fivavahana, sns…) Ny Mpitrandraka Ny olona tsirairay Ny vondronolona Ny firenena tsirairay sy isan-tokony

Mpampiasa azy: - Mavitrika 1,65 lavitrisa isam-bolana - Mpiditra isan’andro 1,09 lavitrisa - 5 isan-tsegondra ny misoratra anarana - 4.5 lavitrisa mamaly “Like” isan’andro

Sokajin’olona: - 41%n’ny Eropeana (307 tapitrisa) - Vavy 76% , Lahy 66% - Asa/tolotrasa 8 tapitrisa – 2004-2012 16 tapitrisa – 2013 - 29,7%n’ny tena mampiasa – noho ny asa – 25-34 taona

Zavamisy @ fampasana azy: - Fotoana: rehefa mifoha maraina - 50% n’ny 18-24 taona - Faharetany: 20 minitra - “Hosoka”: mombamomba ny mpikirakira 83 tapitra - Fitaovana: solosaina sy finday 1,5 tapitrisa - Zavatra ampidiririna: 4,75 tapitrisa isan’andro - Sary: 300 tapitrisa miditra isan’andro

Serasera FAMPITAHANA Fampiasana isam-bolana 1,65 lavitrisa 500 tapitrisa - 284 tapitrisa 200 tapitrisa

2. Ny fanabezana Teknolojia avo lenta - Ny hasarobidin’ny fotoana @ serasera - fifantohana miserana - Be famaritra (“multitasking”) - Ny Fironan’ny fampianarana - An-dakilasy (“face-to-face”) - Ampahany an-dakilasy (“blended”) - Mifangaro (“hybrid”) - Tsy atrehina (“online”)

2. Ny fanabezana Teknolojia avo lenta - Ny fivoatry ny fampianarana tsy atrehina -Tsy mitsaha-miova ny teknolojia - Mandrava efa (“disruptive education”) - “Rehefa tsy hataonao, hataon’ny hafa…” - City Vision University - Ledger – [Learning for earning 2026 – youtube]

Teknolojia’ny fifandraisana Asynchronous Learning  Blogs  iMovie  Online Chat  Podcasts  Synchronous chats / Web Conferencing  TechSmith Jing  Wiki  Instant Messaging  Microblogging (Twitter, Yammer)  Online Polling (Zoho Polls, PollDaddy)  Skype  Social Networking (Facebook)  Delicious.Com  Discussion Board  Google Docs  SlideShare  Social Bookmarking  YouTube Audacity – Audio file recorder  Blackboard Profile Page  Screencast  Learning Management System (Blackboard, Angel, Desire2Learn, Moodle)  

2. Ny fanabezana Teknolojia avo lenta - Ny fitodiny - Mijidina – mitsotsorika - Marindrano – (“co-readers/co-learners”) - Ny Ventiny - Fijery kristiana - Fiarahamonina - Famolavolana olombanona

Ireo rivo-pisainana roa mifanindry sy mifanitsaka 2- VOLONANDRO ANKEHITRINY Ireo rivo-pisainana roa mifanindry sy mifanitsaka F-faha 19 Modernisma F-faha 20 Postmodernisma

Ny Fisainana @ ny Volonandro ankehitriny

2- Ny volonandro ankehitriny Fisainana moderna - Ny rasionalisma: Ny zavatra rehetra dia hain’ny saina takarina; izay ankoatra izany dia tsy misy (foronina - angano). - Ny ampirisma: Ny fahalalana rehetra dia avy @ zavatra voatsapa & ny traikefa avokoa. – Siansa: Azo andinihana ny zavatra rehetra ny fomba siantifika.  Hevitra fototra: tokana ny marina

Postmodernisma : “Ganagana misasa loha ka samy manao izay saim-patany” Fotokevitra postmoderna: Ny zavamisy rehetra dia tsy misy fijery faobe sy iombonana ahazoana mamaritra azy, na drafitra maty paika sy tsy miova ahazoana manome dikany sy mitsara azy. Fa ireo dia miankina feno amin’izay mamaritra sy mitsara azy. “Inona? Fantatro fa aminao io dia singana fanaka, fa amiko kosa dia sangan’asa miavaka” Postmodernisma : “Ganagana misasa loha ka samy manao izay saim-patany”

Ny Mpitarika Kristiana “Reny akoho mitarika zanaka ganagana…”!

2- Ny Volonandro ankehitriny Fisainana moderna Foto-kevitra: TOKANA NY MARINA - Fandrafetankevitra maneho ny marina (dogmatika) - Tokana Andriamanitra  Miabo - Ateisma – Fanenjehan’ny kominista  Miiba - “Fisaka ny marina”: Nirongatra ny fizarazaran’ny antokom-pinoana. Samy mihevitena ho manana ny marina  Miiba - Endriky ny fitoriana: ny heverina ho “finoana marina” dogmatika – sidinkevitra (“abstraction”)

2- Ny Volonandro ankehitriny Fisainana postmoderna Foto-kevitra: “GANAGANA MISASA LOHA” - Manaiky ny fahasahihafa-pijery - Tokana Andriamanitra?  Miabo/Miiba - Tsy manenjana ny fijery dogmatika - Manaiky ny hamaroan’ny antokom-pinoana fa mitsikera ny fifandonana  Miabo? / Miiba? - Sarotra ny mitory fibebahana (tsy fatratra ny marina) Miiba - Tsy manome vahana ny fanenjehana  Miabo - Fitoriana: ny ventiny – ny fitiavan’Andriamanitra  Miabo

3- Ny Fiainam-piangonana/fikambanana - Ny fitsofan’ny rivora postmoderna: - Tsy ny “theory” fa ny pratika no zavadehibe Ny fitoriana t@ taonjato I & II  Mirona @ pratika - Ny tena ventiny no imasoana (“radical Christianity”) - Voakiana ny fiangonana/fikambanana tranainy - Mavesatra ny rafitra - Mpihatsaravelatsihy - ὑποκρῐσις Ambanin’ny maridrefy - Fitondrantenan’ny mpitondra - Mivakivaky ny fg/fikambanana

Ireo fiangonana samihafa Ny fiangonana moderna Ny fiangonana p/moderna - Mifantoka kokoa amin’izay atao ao amin’ny trano fiangonana fa tsy ny any ivelany (ny fiarahamonina)   - Mifantoka @ alahady (andro iray) ary tsy tena misy drafitra maty paika ho an’ny ankobanandro - Toriteny ataon’olon-tokana, “kabary tsy valina” (“monologue”) ataon’ny mpitondra, no ivon’ny fanompoampivavahana - Mifantoka @ fiarahamonina fa tsy ny ao @ trano fiangonana, tsy laharampahamehana ny fananana trano fiangonana - Ny andavanandro no tena zavadehibe, ka ny alahady dia toy ny fanomanana sy fanohanana ny andro sisa @ herinandro - Fifanakalozan-kevitra (“dialogue”) sy fihainoana izay fijoroana vavolombelona momba ny finoana no mibahan-toerana

Ireo fiangonana samihafa Ny fiangonana (moderna) Ny fiangonana (postmoderna) - Maika @ fanomezana valiny @ izay fanontaniana mitranga   - Manao sidinkevitra (“abstraction”) sy tolokevitra (“proposition”) - Milaza mahitsy sy maridrano ny heverina fa tokony hataon’ny olona - Haingana amin’ny fitsarana na fanamelohana izay “tsy manara-penitra” (“irreligious”) - Tsy laharampahamehana ny famaliana fanontaniana, fa ny famakafakana ny fanontaniana sy ny antony no ifantohana - Tantara (“stories”) sy fanoharana (“parables”) mora raisina sy azo anatsoahana lesona no fandre - Tsy mandahatra izay tokony hataon’ny olona, fa misarika azy kosa hisaina ny momba ny zava-mitranga - Tsy mitsara ny “tsy manara-penitra”, fa manakiana kosa ny mpitarika tsy manaraka ny filamatra (“religious”) 

4- Ny herin’ny teknolojia avo lenta - Mampisarabazana sy mampiolonolona ny olona - Mampiraviravy tànana